Gadrao Ravalomanana

1. natiora ( 28/01/2009 10:34)

Ra8 no nahatonga izao rehetra, raha mba nahay nadefitra kely fontsiny izy tsy tonga tamin' izao
répondu par zoukimi le 28/01/2009 23:34
2. andrywui ( 28/01/2009 10:42)
TENA NATUREL MIHITSY NY HEVITRAO !! raha tsy nanilikilika sy niavona sy be taimbava sy mpanavakavaka amin lafiny rehetra i prezida io tsy tonga taminizao ny raharaha!! fa izao lety ry Natiora tato anatin'ny 2 andro kosa Raprezy toa lasa gentil be oa ry lety e! lasa otran'ny anjely kely lengama ! asa na naninona !! klé !sa mody mamono botretra fotsiny fa avy eo mety hitroatra tampoka??
3. xxx ( 28/01/2009 10:42)
Tsy hoe raha mba nahay nandefitra kely fotsiny izy fa zavatra efa nokotrehiny efa ela izao zavatra izao satria hitany fa tsy vitany ny fanamby izay nilokalokany t@ vahoaka t@ 2002 ka mitady irika sy excuse ingahy Ra8 mba hanilihana ny helony.
Porofo: ny tsy nanomezany baiko ireo miaramila mba hiaro ny fanana'ny vahoaka mba hi accuse-na ny mpanohitra.
Fa angah tsy maintsy hampiasa armes offessives ny miaramila no hoe be no ho faty raha nanohitra ny mpitandro filaminana. Grenades lacremogene dia ampy ampiparitaka ny gasy fa tetika be an'i Ra 8 io.
AHONGANY DIA GADRAO I RA8!!!!!
4. Samoana ( 28/01/2009 11:10)
xxx:

... Porofo: ny tsy nanomezany baiko ireo miaramila mba hiaro ny fanana'ny vahoaka ...


Ary za miresaka amin'oul sasany de ozizy hoe" aleo potika any fa fananan-dRa8 ireny". Hay kay an'ny vahoaka? Bado tokoa ny tena fa mba hazavao saina e :oops: . Ny an'ny maira koa moa izany potika le vata fandraisam-peo nampitroatra azy sa ahoana?
5. ngoiha ( 28/01/2009 11:13)
Tsy maintsy hanateranay tehina sy solomaso mainty be ihany ianareo woa ry TGV a ,fa tsy ol nentinareo ve reny panakorotana sy mpangalatra ireny e,tsy omena tsiny ianao fa JAMBA,ingahy DJ no ho tonga voaloany any fa aza maika
6. xxx ( 28/01/2009 11:36)
Ny RNM sy TVM io fananan'ny vahoaka io fa izay Magro sy Tiko sns any ve moa inona no ivakian'ny vahoaka loha amin'ireny na tsy ho ringana aza
7. AFLN ( 28/01/2009 11:41)
Gadrao ny anadahin-dreninla ry natiora a!
8. xxx ( 28/01/2009 11:45)
ny dadan'ny AFNL ihany ane no anadahindrenin'ny natiora e! zany oe ny dadanlah zany no higadra ry AFNL
9. ainaheri ( 28/01/2009 11:48)
Tsara vonoina d taritina eran'ny tanana ny fatiny,aleoko lavitra radidy nama aa,raha samy ho ratsy iany,ity levalo ty malemy mantsina otran'ny tain'akoho,mody miafina aorinan'ny fivavahana nefa oul tsy manjary mpanafin-koho
10. AFLN ( 28/01/2009 11:49)
Hay moa dadanay ange dadabenla e! higadra zany ny dadabenla ry xxx.
11. xxx ( 28/01/2009 11:51)
ra migadra dadabenay de dadanla zan mpanatibary ho azy! zany oe mpiasanay zany dadanla
12. fanantenana2003 ( 28/01/2009 12:00)
de hiverina aminy diktatira taloha indray ve ry ainaheri, inona no vitan'i radidiy teo aminy fitondrana nandritra ny 25 ans tsy nameno ny kibony izy isakiny fifidianana izao de manome toky ny vahoka, tadidio ny zava-nisy taminy 1991, firifry ireo olona maty nefa samy malagasy iray zao no mifamono an-toerana , za perso de tsy tia an'i radidy sy ny tariny ho avy aty mada mihitsy, aleo ny bleme regler-n'i TVG sy R8 mianadalana eo! ireo no ambadik'izao lanonana ratsy misy eto mada izao fa tsy inona akory i Andry ve de ahavita irery izao, tsy manana hery irery hitarihina izao fikomiana izao izy, tsy manana experience momba izany politika izany akory na i ra8 aza, fa de efa io no natolotra sy nofiditsika aloha de avelao izy eo de aminy 2012 iharaha -mahita idnray, efa tsy lanitsika intsosny izy de olo-kafa indray no fidiana,
aleo i radidiy hijanona any ampita any fa tsy mila azy intosny ny malagasy eh
13. andrywui ( 28/01/2009 12:05)
fa afak miteny kosa izy ary afaka maneho hevitra rehetra ze fantany mikasika ny firenena fa tsy azo tampenambava ra mbola malagasy koa
14. xxx ( 28/01/2009 12:05)
Dia ho fatin'ny hanoahana sy higadra ny 2/3 ny vahoaka raha hiandry 2012 eo
15. AFLN ( 28/01/2009 12:11)
Tsy lôzika mihitsy ny fisainanla ry xxx. Aleo ajanona sao elà lasa adala eo.
16. xxx ( 28/01/2009 12:15)
Marina ny tenindrazana manao hoe ny tany nahavokisana hono tsy hijanonana ela hoan' ny jiolahy manokana .
17. natiora ( 28/01/2009 12:15)
AFLN sao de mba ialahy no lasa adala eo rehefa miongana Ra8

18. xxx ( 28/01/2009 12:16)
tsy lozika am-elah fa izay no mahatonga ny vahoaka maro mirohatra sy tsy miandry izay 2012 n'elah
19. xxx ( 28/01/2009 12:23)
Demain, mercredi 28 janvier 2009, Andry Rajoelina va s’autoproclamer
président de la République.

La différence, c’est qu’il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on
accusera Marc Ravalomanana d’avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa
crédibilité. Ratsiraka reviendra

Les faits :

En 2006, avant les élections présidentielles qui ont donné au Président
Ravalomanana un 2ème mandat, Manandafy a rencontré Ratsiraka en France.

Les consignes de l’ancien président ont été très claires : « c’est vous qui
l’avez mis là, à vous de l’enlever de là ». « Vous », sous-entendu les
xxxxxxxx, les gens de Tanà.



Depuis ce jour, les évènements qui ont lieu aujourd’hui ont été parfaitement
planifiés, de A à Z.

Objectifs :

Destituer le Président Ravalomanana

Détruire tous ses biens

Détruire toutes les traces de son ennemi, c’est-à-dire tout ce qu’il a mis
en place et qui est signe de progrès

Mettre Tanà à sac

Remettre Madagascar dans l’état de pauvreté dans lequel il était avant
Ravalomanana



Les moyens :

Pour arriver à ses fins, il a trouvé un jeune xxxxxxxx crédule, ambitieux et
croyait pouvoir tirer son épingle du jeu : Andry Rajoelina.

Le pantin idéal : le Président Ravalomanana était maire de Tanà avant d’être
président ; Andry Rajoelina est l’actuel maire de Tanà et c’est celui dont
on se sert pour tenter de destituer le président.

Mais surtout, il est jeune et xxxxxxxx, le profil idéal pour séduire les
tananariviens.

Par ailleurs, Ratsiraka a encore sur place des militaires à sa solde, des
officiers qui faisaient partis de la RESEP (armée créée par lui) et de la
SPADEM. D’où une division dans l’armée.


Demain, mercredi 28 janvier 2009, Andry Rajoelina va s’autoproclamer
président de la République.

La différence, c’est qu’il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on
accusera Marc Ravalomanana d’avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa
crédibilité.

Résultat :

Comme prévu, Madagascar sera en ruine

Les xxxxxxxx seront divisés

Ratsiraka reviendra triomphal, toute vengeance assouvie


Les preuves :

Que le gouvernement est de bonne foi :
L’émetteur de Viva avait été enlevé pour interrompre les diffusions
susceptibles de semer le trouble ; MBS a été détruit, pillé et brûlé pour
empêcher toute communication du gouvernement, d’où son silence. Seules les
stations évangéliques et pro TGV peuvent encore émettre.

Les émetteurs ont été restitués à Viva aujourd’hui ; Viva émet à nouveau

Les 3 prisonniers ont été libérés

Le Président Marc Ravalomanana refuse toute forme de violence


Que Ratsiraka est derrière tout cela et que quelque chose se prépare
réellement demain :
Les groupements organisés qui saccagent tout, avec des cibles bien précises,
frappées au même moment, du déjà vu : un style signé, reconnu par tous

Pierrot Rajaonarivelo (qui rappelons-le a financé la création d’Injet), a
été vu aujourd’hui à Tamatave. Il devrait être sur Tanà demain. Pour
assister à l’auto proclamation ou pour remplacer celui qui se fera descendre
?

Il est 22h25. Des bus et des cars partent actuellement de Tamatave en
direction de Tanà

Nos sources sont sures.

Personne ne souhaite le retour de Ratsiraka. Il est sur le point de parvenir
à ses fins. A tous les malgaches, ouvrez vos yeux et réagissez.


Dernière info : Sophie aussi aurait été vue à Tamatave.
--------------------
20. akamatiana ( 28/01/2009 12:31)
andian'olona oe oa refa miteny f'aza atao vahoaka zany , zara fa olona reo kou vahoaka a vahoaka , tay ampaha firin'antananarivo reo akory tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479