Gadrao Ravalomanana

21. xxx ( 28/01/2009 12:33)
De naninona no nandositra i le8 ra andian'olona?????
22. akamatiana ( 28/01/2009 12:36)
nandositra aiza izy e, tsss , ianao zao no mandositra raha tena manana ny marina enao maninn raha aseho ny ps , mbola pseudo ary io nefa de afenina ohatra ireny olo manao ratsy reny , aizaaa ry andian'oul aaa
23. xxx ( 28/01/2009 13:00)
mibabababa fa very finanana fa lasa i le 8 mpangorok'arena!!!!!
tsy ny ps no maha inona fa ny resaka no ilaina
24. naughtyboy ( 28/01/2009 13:37)
gadraina mintsiny no tsara aminy ho anatry ny sisa ka ...
aleo azava fa tsy AREMA na TGV ny aty fa avy @ aspiration publique tsotra izany,sady mankasitraka no mankatelina refa tratra i le8 fa efa be ny ratsy vitany izay
25. xxx ( 28/01/2009 13:52)
ary ratsiraka namono ol bdb sy nanao corruption b teto sy abus de pouvoir be lotra hatramzay ary ny ankitrano antrano isan-karazany nga tinareo be? zany anie no nampitsoaka azy e!! satria ts te higadra fa be loatra ny ratsy vitany!!
ny anareo ef alahelon-karena mintsy fa tsy jerenareo ny zavatra f vitan-dra8!!! iny TGV anareo iny no nanakarama ol handroba ny mbs sy magro fa tsy voafehy ny olona d lasa nandroba magazin afa. ravalo ts oe teo @ fitondrana akory vo nanakarena f'efa hatramzay! ny tiko ane manao monopole be ny marché e!! tsisy mahatsindry azy koa!!! mba apesao ny atidoha fa aza taratara b @ tgv be fahatany fotsiny e!!
26. mino ( 28/01/2009 14:06)
marina ny an'i xxx,fa i akamatiana no mitady ho very kapoaka
Mba ahirato ny maso ry kama!
Tsy mahalala ronono hafatsy tiko ve? Ary tsy mahay manisa afatsy 8
Fahavalombahoaka mpamitabahoaka
27. naughtyboy ( 28/01/2009 14:07)
ra tsy faly dia mandehana eny andalambe eny fa zonao zany milaza ny fahafahamponao @ le8 , fa ratsy mahay mamaky teny sy mandinika kosa dia averiko fa :
- aleo azava fa tsy AREMA na TGV ny aty fa avy @ aspiration publique tsotra izany

voalaza koa
ravalo ts oe teo @ fitondrana akory vo nanakarena f'efa hatramzay! ny tiko ane manao monopole be ny marché e!
-i le8 tsy vao izao ko no nangalatra sy tsy nandoa hetra fa efa hatr@(efa nigadra izy noho izany raharaha malotony izany t@ androny deba :D )
Dia mbola tsy ampy azy izany ka ny tsenambarotry ny fanjakana fidirambolampirenena no atao monopole @ TIKO,mino aho fa tsy fantatrao ny dikany io izay no mampiteniteny foana anao eto,nefa azavaiko fa heloka izany eo anatrehany tany sy fanjakana satria fanitsakitsahana ny lalampanorenana
noho izany :arrow: mila averina kely any tsiafahy izy hisotro ny rononony any
28. xxx ( 28/01/2009 14:59)
xxx:
AHONGANY DIA GADRAO I RA8!!!!!
AHONGANO DIA GADRAO I ANDRY TGV MPIRAY TSIKOMBAKOMBA @ RATSIRAKA SY PIERROT !!!!!!!!!!!!!!!!


29. xxx ( 28/01/2009 15:35)
io izy ka lasa aiza é!
http://www.auzoma.com/F_frame.html?http://www.auzoma.com/F_home.html
30. xxx ( 28/01/2009 16:06)
TSIA TSIA
ALEO VE DEBA ANGAHA TSY AMPY ANAREO TAPAKA TETEZANA SY FILAHARANA VARY TSSS OLONA EFA MATY FANAHY IZAY MITADY AN4IZANY RATSIRAKA ZANY TSY AMPY ANAREO NAMPINANANY ANAREO NY TSY FIHINANAREO ANGAHA

TIA ANAO ZAHAY RAVALO A TSY GADRAINA ZANY IANAO
31. Rera ( 28/01/2009 17:58)
Misaotra ry MALAGASY mpandray anjara. Zao no teniko aminareo ! Samy misy fahamarinana ireo olana roa ireo na Ra-Présid na Ra-Maire ary samy diso. Mandiniha tsara aloha fa aza mora maka camp. Ny probl ny firenena dia tsy ampy olon-kendry eto amin'ny firenentsika. Tsy midika akory hoe hendry aho fa samy malagasy iska de aza mifandatsa-dra aza mifanapotika fanana. Raha misy fahadisoana ataon'ny olona iray aoka isika tsy haka fahotana amin'ny fahadisoana vitany fa miezaka kosa manao ny marina sy fatahorana an'Andriamanitra. Samy mba nanao ezaka fampandrosoana daholo na Ing Ratsiraka na i Ing Zafy Albert na Ing Raval na Ing Andry Raj fa ny fatrany no tsy mitov. Samy nanao fahadisoana ihany koa. Aza iska no mitsar ny mety ho ts takatry ny saintsika fa izay tsy nanota taminintsika no hitorabato azy ireo.
32. zoukimi ( 28/01/2009 23:34)
An an an,
mifanaraha alou nareo hoe iza marina no hogadraina fa reraka be za managaoma ity mandat d'arret ity kah ...
:roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2678