Urgent!!! Contacte Andry TGV
1. xxx
(
28/01/2009 04:34)
Mba mangataka ny Contacte ny Andry TGV maika dia maika, ra misy mahalala sy manana ( mail io na tél). Firaisankina no hery!
répondu par tsiafoi1 le 28/01/2009 06:57
3. xxx
(
28/01/2009 06:45)
Ka eo anie ilay film hoe tofirina i tgv , dia i ra8 no voaeloka fa nanao azy dia miditra mora ny deba.....
4. tsiafoi1
(
28/01/2009 06:55)
Mailo fa mandady ny trambo
Tena naïf ve le Andry sa nibizna an'Antananarivo???
Alefaso an'i @'ny INJET sao de ataovy urgent raha tena tsy mahita : Ty misy adresse mail hitako t@'ny en-tête : injet@injet.mg
Tena naïf ve le Andry sa nibizna an'Antananarivo???
Alefaso an'i @'ny INJET sao de ataovy urgent raha tena tsy mahita : Ty misy adresse mail hitako t@'ny en-tête : injet@injet.mg
