Ray sy ray
1. rico
(
27/01/2009 22:12)
Raha za manokana aloha de tsy miady ho an i firenena aho. Tsy aleo ve ze ifandaminan iza roalahy eo nizaniza tonga eo de mitovy foana. Ny mahantra iany ny mahantra koa tsy aleo ve mba avela andeho ho azy iany. Zao ny kely anana indray no lasa. Ny maty maty iany. Mampalahelo eh! asa na izaho no tsy mahay politika.Asena manao ray sy ray izy roalahy de ze mahery ny manjaka tapitra. Fa tsy ny firenena sy ny vahoaka no atao mahita faisana.
répondu par ikaretsaka le 28/01/2009 00:10
4. mala
(
27/01/2009 23:34)
hanao 1 sy 1 aiza ry zalahy hono...? Zay alou mba hijery é! :-D :-D :-D
Ra mamasina ötrany tsy omby olona té ahita an'zany...nefa atao aiza hafa?
Ra mamasina ötrany tsy omby olona té ahita an'zany...nefa atao aiza hafa?
6. xxx
(
27/01/2009 23:59)
ikaretsaka:
Raha tery ronono de ny 1no haharesy
Raha mikiky kapila de ny 1
Inona no olan'la amin'io na tery ronono aza eh, mbola io no mamelona an'i Bofin'la ao amin'ny ambasady fa tandremo ny vava
7. ndenn
(
28/01/2009 00:03)
Fa mba inona izany ny adin-drarico ? Mampiady antrano ve? Aiza kosa é ,mba asio ranondranony na dia goty 2 na 3 fotsiny aza dia ampy.
8. ikaretsaka
(
28/01/2009 00:10)
Miteny fotsiny aho ny possibliten'ny 1 sy 1 sy avantagen'ny 1 contre ny1 fa aza mikropaka
