henoy kely ity
1. Noue
(
27/01/2009 20:07)
http://www.france24.com/fr/20090127-madagascar-emeutes-manifestation-dialogue-calme-ravalomanana-andry-tgv-rajoelina-antananarivo
répondu par jiimm le 28/01/2009 09:00
3. Noue
(
27/01/2009 20:39)
fa jereo etsy ankavananao mbola misy vidéo zay milaza ny zavatra nambaran'i TGV
5. gasyjean
(
27/01/2009 21:10)
Hita taratra avy hatrany ny fomba fintataran'ireo mpanao gazetin'ny france24h hoe iza no tohanany tsy misy fandinihina akory,dia efa fantatra avy hatrany izany hoe iza no ao ambadik'izao.
6. patrick2002
(
27/01/2009 21:18)
ka ho tapenambava ve izy na haka niza na iza eh! ho tapenanao izany ny conscience ny , gasyjean izao ao ambadiky ra-8 ,izaho ao ambadiky TGV maninona izany ampiadio ny hevitra dia BASTA , sa le hevitra tsy mitovy mihintsy no tsy hazonareo TIM.
7. xxx
(
27/01/2009 21:27)
patrick2002:
ka ho tapenambava ve izy na haka niza na iza eh! ho tapenanao izany ny conscience ny , gasyjean izao ao ambadiky ra-8 ,izaho ao ambadiky TGV maninona izany ampiadio ny hevitra dia BASTA , sa le hevitra tsy mitovy mihintsy no tsy hazonareo TIM.
Eny re ry zanaky ny ex-AREMA mialokaloka any an-dafy an
8. patrick2002
(
27/01/2009 21:31)
dia haleonay mihintsy mialokaloka aty fa tsy misy mandroba ny fanananay :lol:
9. jiimm
(
28/01/2009 09:00)
Faly ve ny Arema sy ny TGV fa very asa zay!! nikatona tsy fidiny ny orinasa iasanay.
