Rahampitso indray izany
1. xxx
(
26/01/2009 22:51)
Andeha hatory aloa fa reraka,
Dia rahampitso indray izany madoro ny hafa eh
Andry Mba ataovy minisitra ireny zanaky ny mpiasan'ny ambasady mipetraka any ivelany taloha sy ankehitriny ireny fa manohana anao ange ireny eh. Santionany ireto Patrick2002, Ikaretsaka. Na le zanaka Minisitra sy Depiote AVI sy AREMA
Tonga dia efa omena sopapa ianao mba tsy ho lany fotoana eh

répondu par tsiafoi1 le 27/01/2009 06:54
2. Belami
(
26/01/2009 22:54)
mety efa voalamina mialoha ny fizarana seza fa sao dia efa tara aza zany demande na poste politique izany
3. xxx
(
26/01/2009 23:02)
Na alefa telegrama aza ve de mbola tara ihany. Sady mbola tsy may ange ny paositra eh
5. xxx
(
27/01/2009 00:46)
Mety azo dorana ve ny ambasady frantsay rahampitso. Amin'izay hita izay tena manambotry ny firenena
6. tsiafoi1
(
27/01/2009 06:54)
Tapitra sahady ny sarinady! Aleo koa hifarana any fa anay vahoaka no sahirana, Aiza ary zao hilahatra menaka, vary, MAGRO ty may????