May Magro Fianara, Sava, Antsirabe...Vaky ny fonja Antanimor

1. xxx ( 26/01/2009 14:48)
Vaovao farany : Mirehitra ny tanàna, tiko Antsirabe, Tamatave, ahiana hirehitra ny Port....Magro Fianara, Sava, Mbs Fianara...., Vaky ny fonjan'Ambatolampy, Antanimora, Ambalatavoahangy, Tsiafahy....Mbola maro no ao anaty lisitra.
F'ngaha moramora moa ny nanaovana anay tamin'ny 2002...
répondu par deric le 27/01/2009 07:40
2. sitlo ( 26/01/2009 14:54)
Izany ve ilay atao hoe fitiavan-tanindrazana?
3. tsiafoi1 ( 26/01/2009 14:54)
Kay leity zany ve ny style fitondrana tianareo hajoro @'ny tànana...
Iza intsony no hianteheran'ny vahoaka fa ianareo milaza ho mpitolona indray ity no mamoaka ny voafonja!!! Gravy a tonga @'ny tanjona iriana marina le tsy maty voalavo an-kibo...
Vitanao ve ry Andry ny namadika an'Antananarivo
4. sitlo ( 26/01/2009 15:00)
Tsy resaka famadihana izany fa efa ketrika hatry ela.
5. tsiafoi1 ( 26/01/2009 15:05)
Efa tetika matipaika tokoa matoa miara-mitontona @'ny fotoana iray... Fa izany ve no endrim-pitondrana kasaina hajoro eto @'ity firenena ity... Zany ve no fitiavan-tanidrazana. Sahy kosa lery nivaro-tena hanatanteraka izany rehetra izany...
Mandroba, mamaky fonja sns...Grave be

6. pitiny ( 26/01/2009 15:10)
Tsy hoe tsy maharaka vaovao fa somary taraiky kely fotsiny
fa tena mampalaheloaloha i Madagascar raha izao no mitohy tena lasa ohatra an dry zareo ao Afrique miady antrano isika eritrereto anie izay hiafarana raha izao no ataonareo ao ambony ao nareo mihinana foana na inona na inona mitranga fa izahay tsy mba misy atao fa mahandro fotsy tsy misy ilana fitondrana raha izany
ianareo milaza fa mitaky ny democrasia no toa mamelona korontana etsy sy eroa
tsy aleo ve aloha samy mandray ny andraikitra tandrify azy ihany mandra pahatongan'ny fifidianana manaraka indray
ANDRY milaza fa tsy mitady na miady seza nefa toa hafa mihintsy no zava miseho
mahazo tosika avy aty am AREMA atoko izay efa tsy misy ilana azy intsony tsy manana hazondamosina asa mbola tsy matotra tsara nga ozy ny fitenenana ny tanora sy ny democratia no atao fialofana
sahy hatramin'ny manonona tenin'Andriamanitra nefa mamafy korontana
7. sitlo ( 26/01/2009 15:14)
Tera-dahy Ratsiraka
8. tsinjo ( 26/01/2009 15:24)
mampalahelo , soa fa mbola misy iany ny malagasy misaina.
Amizay kou xxx dia mamafy vaovao tsy marina , mampalahelo ny toetsainao
9. hery ( 26/01/2009 15:30)
Mahavita azy marina i Andry TGV... efa bedabe sahady ny may
10. winner ( 26/01/2009 15:41)
Le fonja vaky kosa tena tsizy mihitsy e.... Diso tanteraka ny tompon-kevitra nanatanteraka an'izany. Ny magro may sy ny viva nikatona tsy mampaninona fa raha ny gadra no nitsoaka, tena tsy rariny kosa
11. xxx ( 26/01/2009 15:44)
Za eto de tena mandatsa ny vahoakan'Antaninarivo sakorinareo zay T G V TGV io ny tsy fisainana sy fandinihana zao hitanareo ny tavanarosiny za de mpanao politika fa vao lany io T G V de efa koboko ny fandehany e ol hanankorontana fotsiny io tambatambazany @ D J ry vendrana de roboka zany de tena dondrona a !
12. Annie2006 ( 26/01/2009 16:04)
Maro ireo mercenaire sud africain tonga eto @ tanàna satria tsy sahy manatanteraka baiko ny miaramila gasy hamono sy hitifitra gasy.

Niantso an'i ANDRY TGV ingahy RANJEVA Marcel Omaly fa hametra-pialàna.

Misy dikany be izany.

Mijoroa!mahasahia!fa masina ity tany ity.
13. tsinjo ( 26/01/2009 16:15)
TOA TSY MARINA IO LAZAINAO FA I RANJEVA ARY ANDROANY MARAINA MBOLA NIKABARY E
14. andrywui ( 26/01/2009 16:29)
samy mamorona ze saipatany tokoa nareo ka aiza mari ze Ranjeva niala eo ?? ary io resaka nipoaka androany io de tsy tokony ahgaga zany io fa efa firy andro na volana aza zay noefa nantsoina Ravalo fa apetraho amin toerana tokony hisy azy ny tsirairay fa aza kendaina ,innnn fa tsy ze niteny ndray no rahonanay :!!! ka tsy gaga amzao aho fa notadiavina ny azy io!! fa ity fonja vaky ity no tsy tao anaty lisitra !! ka sur fa ireo olona nanana havana migadra tao no efa niandry fotoana mahamety azy ohatrizao hananararaotana hamaky fonja !!! ka tokony tsy avela amizao io !! fa ity magro may sy ny TV mayity defa hita fa valafaty tamin nanaovana an'ny viva io !! sitrapo amùin hamafisandoha io ka !! tokony hatao antsaina foana ity teny ity na iza na iza mitondra eo hoe: NY VAHOAKA NO ANDRIAMANJAKA ,IZY NO TOMPON'NY TENY FARANY
15. xxx ( 26/01/2009 16:37)
Aza miteniratsy ny anaran'Atra letsy e ry zalahy no hidiran'ny devoly ko ny anaran'Atra no tsy ahaiza miaina reny t@ 10 Aout reny koa zany feon'Atra a! :°) fa za koa manaiky fa misy ny tsy mety ataon'ny mpitondra de tohizo ihany lty fa ny devoly ne ka mila ra mandrakariva e !
16. ikaretsaka ( 26/01/2009 16:43)
hery:

Mahavita azy marina i Andry TGV... efa bedabe sahady ny may

Ohatran'ny tsary mpande tgv sy tsary mbola nahita tgv nirimorimo koa rahery...
Reny ny fandehanana rehefa may....
17. Rafahafahana ( 26/01/2009 16:51)
Mieritrereta tsara ihany aloha nareo aodago ao fa toa tena tgv amin'ny fanimban-javatra tokoa ity ben'ny tanànanareo ty zany an; marin'é
18. ds ( 26/01/2009 17:02)
Aza manely tsaho moa e.
Olona mirevy no azoko an-tariby teo ka hoe mirehitra ny tanàna :-(
Toamasina sy Mahajanga dia milamina tanteraka amin'izao anoratako izao.

xxx:

Vaovao farany : Mirehitra ny tanàna, tiko Antsirabe, Tamatave, ahiana hirehitra ny Port....Magro Fianara, Sava, Mbs Fianara...., Vaky ny fonjan'Ambatolampy, Antanimora, Ambalatavoahangy, Tsiafahy....Mbola maro no ao anaty lisitra.
F'ngaha moramora moa ny nanaovana anay tamin'ny 2002...



19. diamondra27 ( 26/01/2009 17:35)
ds : aza mampime wa

le ao tana zany no tena korontana fa tsy mbola any am province aloha
20. Andribe ( 26/01/2009 17:45)
tandremo sao doranareo ao ny thb ao antsirabe fa tsy an dra8 io an. Resabola nenareo fa aleo izahay hirevy sy hikaly. Ary mba tsy reraka ihany reto manipulern ny mpanao politika. Visaka avy mihaino demagozia tonga any antrano tsy mikaly tsy aleo ve mande mitady vola hikaliana toy izay hihaino resak ovy sy demagozia. Ny an dry zalahy efa azony ny volany tsy aleo ve aloha mande mitady toa izay hanao toy ny tain alika ka ny ambony foana no tovanana :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tairo nenareo fa rehefa mahazo vola koa zay de hanao demagozia de hitanay ao le olona manipulé reny dia mbola manipulénaay koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1852