May Magro Fianara, Sava, Antsirabe...Vaky ny fonja Antanimor

21. xxx ( 26/01/2009 17:45)
tena mampalahelo ny zava-misy eto dago, mahatsiaro ny tolona nataon'i vahoaka taminy 1991 aho fa toa natao fitaovana fotsiny ,, tadidiko tsara fa isaky ny maka ministera dia teny aminy lohany foana aho , ary le tena mafana fo ireny mihitsy, raha tsy narary tampoka aho le 10 aout iny de efa tsy teto an-tany intsony angambany, indrisy mampalahelo ny zava-misy tena ataon-dry zalahy mpilalao politika ny ain'i malagasy, indrisy rahoviana vo hisy izany demokrasia izany, de ahatra ohatr'izao foana ve isika malagasy, potika eh may eh vaky izao sy izao ary ohatrinona moa izao no entina hanaboarana ireny zavatra simba ireny isika vahoaka malagasy ihany no handoha izany fa tsy ry zalahy politiciens akory, de akory atao , hanohy ny dia sa hijanona ny safidi-bahoaka, amiko manokana de ny demokrasia dia aminy alalany voty no andaniana olona iray fa tsy isaky ny misy tsy hitiavana ny mpiotndra de ny handrodana ny fitondrana izay misy , ambava homana ry malagasy
22. randria67 ( 26/01/2009 17:47)
Tsrovy fa tsy ny fandranitana fifandrafesan no haha-tony na tsia izao rahraha izao fa ny fahatsiarovantenan'ny tsirairay . Ny ampitso jerena ho e hanao ahoana isika rahampitso na ny zanatsika raha toa izao foana no hiseho eto amin'ity firenena ity ? Apetraho ny ambo-po dia aoka hifandamina fa mariky ny fahendrena malagasy izany ; AOKA IZAY NY FANDROBANA SY NY FANARARAOTANA ISANKARAZANY, Antsoiko ireo olombe eto amin'ny tanàna hiditra anelanelany ary aoka hapetraka ny hambo-po sy ny teny tsy voahevitra . Isika tompon' andraikitra dia aoka hilaza ny marina fa tsy hamitaka ny Filoha tahaka ireny omaly ireny .
Tompon' andraikitra amin'izao daholo na ny andal*niny na ny ankilany fa tsy misy afaka amin'izao . Ka aoka hiainga avy aminareo ny fandaminana izao . SA VE ( ho sanatriaviko ) DIA NY HAMOTIKA AN' ANTANANARIVO HISIAN' ny GUERRE CIVILE no tanjona ? ENGA ANIE HO DISO AHO ? koa alamino re , fa hendry ny Malagasy ary izay nahatonga antsika ho Nosy fa tsy mitambatra amin'ny hafa ?
TSAROVY FA ISIKA SY NY HO AVIN-TSIKA IHANY NO MISE EN JEUX amin'izao zava-misy izao .
Misaotra Tompoko
23. tolipy ( 27/01/2009 05:26)
ninoninona zava miseho , xxx mpamely tsaho, tsy matotra, marina fa tsy rariny 2001, Tsy rariny 2009, vengeance ve solution? manody anao izao! mbola ho ela ny tantara, olonkafa sady tsy 8 , tsy tgv no tokony eo. lesona malagasy izao fa incompétent daholo, jereo ny fisainany xxx ry internaute, ireo ve no asaina hitondra dia inona no hainy? a bon entendeur salut!!!!! nefa raha jereko ny zavatra nosoratany h@zay olona manana problème arabola be, tsy gestionnaire mihitsy, aleo objectif @ izao andro izao, sady peser tsara information? sa ahoana hhoy ianareo?
24. ni81 ( 27/01/2009 06:12)
Le fonja vaky kosa tena tsizy mihitsy e.... Diso tanteraka ny tompon-kevitra nanatanteraka an'izany. Ny magro may sy ny viva nikatona tsy mampaninona fa raha ny gadra no nitsoaka, tena tsy rariny kosa
tsy rariny daholo fa tsy tokony hoe raha ity dia tsy mampaninona fa raha iroa dia diso tanteraka e! :roll:
25. xxx ( 27/01/2009 06:55)
TSISY FONJA VAKY ZANY FA AZA MANELY TSAHO EO.
26. xxx ( 27/01/2009 07:32)
ireny no atao oé, soulevement populaire. ureny ny vokany rehefa tsy mahay mihaino ny mpitondra. na iza mpitarika ny tolona, tsy ahafehy ny vahoka izy. tsy manome tsiny ny vahoka aho. mampalaelo ny toe-javatra, fa d tsy maintsy zay é.
zao izany, d nanaiky ny hiresaka @ RAD ben'ny tanàna ry ra8-iste. natao RAD ihany le TGVendrana. FA NANINN HONO??? may ngà??

27. deric ( 27/01/2009 07:40)
hatramin'izao ora iseraserako eto Fianar izao dia mbola milamina ny eto na dia anatain'ny fahamailovana noho ny hataon'ny mpanararaotra aza. tsy mbola misy zavatra may aty hafa-tsy vary nandrahoinay ihany.
misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071