Hiaraka @ TIM maty Raibe, hiaraka @ TGV maty Renibe! Aiiii!
1. Zafimananadrazana
(
24/01/2009 06:29)
Manakory aby e!
Izaho mino fa efa manomboka ho matotra ny ankamaroan\'ny vahoaka Malagasy eo @ fandinihana ny raharaha politika, ny toekarem-pirenena ary indrindra indrindra ny tantara izay niainany teo aloha! Mitazana fotsiny anefa ny ankabeazany, toa ohatry ny miandry mpitarika nefa koa toa ohatry ny tsy matoky intsony ireo izay mitarika azy. Raha hiaraka @ TIM izy maty Raibe; hiaraka amin\'ny TGV indray, maty Renibe! Ka inona no hatao? Eo an\'ivon\'ny TIM, misy ihany ireo Minisitra, Tekinisianina, Solombavambahoaka, na koa Senatera mba te hanova zavatra saingy mbola voafatotry ny tombotsoa kely tokony harovana ka tsy sahy mihetsika firy! Ny TGV indray mba te hampiseho fa mahavita zavatra saingy mbola ireo mpitady tombotsoa manokana sy mpandrombaka fahefana no mikiakiaka ao an-damosiny ary mamahan-dalitra azy mihitsy aza! Ooh! Impiry ho teneniko eto moa fa tsy ho avy amin\'ireo mihitsy no hipoiran\'ireo Olomanga sy Ombimanga tena hitondra ity Firenena ity any @ fampandrosoana marina ka hiadanan\'ny Ambanilanitra?
Manainga ireo namana rehetra izay mitovy fomba fijery amiko aho mba hivondrona sy hiara-hidinika, hametraka lamina sy paika vaovao ho fanovana ny fanaovana politika eto @ ity Tany ity! Tsy politikan\'ny \"zarazarao hanjakana\" sy ny \"tano sy hano izay azo na be na kely ary aza miraharaha ny hafa\" fa ho tena politika hampandrosoana ny Tanindrazana marina mba hiadanan\'ny Ambanilanitra! Tsy politikan\'ny \"izaho irery ity\" sy ny \"fanjakan\'olon-tokana\" fa ho politikan\'ny \"Trano atsimo sy avaratra ka izay tsy mahalen-kialofana\" sy ny \"Tanan-kavia sy havanana ka izay didi-maharary\"!
Tsy politikan\'ny \"Kabary zato, teny arivo\" sy ny \"resa-be an-dalambe\" fa ho politikan\'ny \"sasa-dahasa\" sy ny \"fola-damosina\" tokoa hikatsahana ny tombotsoan\'ny daholo be sy hiadanan\'ny Ambanilanitra!
Koa raha mitovy fomba fijery amiko ianao ry namana isany dia: \"Mitsangàna! Mijoroa! Mandrosoa!\" Andeha hanao \"Tongotra miara-mamindra sy soroka miara-milanja\", hiara-hikatsaka izay tena hampandroso marina an\'i Madagasikara mba hiadanan\'ny Ambanilanitra!

répondu par tsiafoi1 le 26/01/2009 07:52
2. kidoropamba
(
24/01/2009 08:55)
Aleo mitabataba eo nareo fa izahay ato (ambohijatovo) dia efa mananika @ isa 87.265 olona eo ho eo. Orakoraka no misy ato ary iray ihany ny baikom-pitolomnana: MIALA RAVALOMANANA E!
Manararaoitra cyber café hanoratana fa aleo avelako nareo fa efa o tonga ingahy ben'ny tanàna ANDRY TGV!
Tairo ny any parisy e, fa ny aty dia ny vahoaka efa hanongana an'ilay jadon-dravalo.
Izay mbola mitomany fifidianana, avelao miandry eo @ izao jadona izao fa ny anay dia herim-bahoaka no hanapadoha an'ity levalo ity.
Rahariva indray e

3. ndenn
(
24/01/2009 13:37)
Amiko kosa ilay toe-draharaha Mose Kidoropamba dia tsy ankasitrahako loatra ny mampirisika ny olona toa anao izao ,manontany tena tokoa aho ary efa saika hitako daholo ny ankabeazany ny hafatra narosonao teo à serasera , indrindra eo @ lafiny politika , hoe mpitondra ohatra iza no tena hitanao fa tena nahay tsy nanana kilema teto an-tany ? hatr@ izay naha-tany ny tany ? dia izay ihany ,ary misaotra anao @ valiteny manaraka . 8O :?:
4. rchrystos
(
24/01/2009 17:49)
Tena betsaka tokoa ny olona teny ambohijatovo androany. Nandalo teny aho vers midi.
Ekena tanteraka fa betsaka ny tsy rariny hataon-dra8 sy ny mpiara-dia aminy ary tsy mendrika ny ho eo amin'ny fitondrana intsony ireo. ILS ONT TRAHI LA CONFIANCE QUE LE PEUPLE A PLACE EN EUX.
Kanefa kosa, TSY EKEN'NY SAIKO RAHA I ANDRY TGV SY IREO OLONA EFA MIANDRY KENDRY TOHANA AO AMBADIKA AO NO HITONDRA EO. ANDRY N'EST QU'UNE PAUVRE MARIONETTE à la solde de plusieurs entités plus ou moins obscures. De toutes facons, c'est mon avis et je le partage, il n'a pas l'étoffe d'un chef d'état, du moins pas encore.
Raha miala Ra8 sy ny tariny, hisy fifidianana vaovao, Andry Rajoelina mbola tsy ampy taona : IZA NO HALATSAKY NY TGV HO FILOHAM-PIRENENA EO ? Tsy ireo efa taloha indray ve no hipody eo ?
Misy dilemne be ety Madagasikara izao hoe handroso maty raibe, ihemotra maty renibe.

5. karinah
(
24/01/2009 21:28)
ka tsy aleo ve aloha handany ny fitantanany eo izy eee, efa tsy hita ihany ze hofidiana, sodé fatra-pifidy manganana eo ka ho sendra ny mangidy tsy ho telina !!! hummmm.. :{
6. naughtyboy
(
25/01/2009 04:57)
misy dingana daholo ny zv rehetra iarahamahalala,tsy oe hiala androany akory
ity fitondrana ity dia ho voasolo rahampitso misy ny rafitra manelanelana dia ny tetezamita mitantana sy miahy ny fandrindrana ny fiainampirenena ary koa manome fotoana ahafahany ireo tia hiroso hilatsaka hanompo ny fireneny ary hanomanany ny drafitra fanarenampirenena sy androsoana @ tolony fiavotana
ary izaho koa dia miombokevitra @ rchrystos oe
TSY EKEN'NY SAIKO RAHA I ANDRY TGV SY IREO OLONA EFA MIANDRY KENDRY TOHANA AO AMBADIKA AO NO HITONDRA EO. ANDRY N'EST QU'UNE PAUVRE MARIONETTE à la solde de plusieurs entités plus ou moins obscures.
Tsy sakana akory izany fa fampitandremana MAZAVA ho an'ireo mpanararaotra
mikasa ny ahita tany malemy hanorenampangady angoronankarena toy ny teo aloha ,mbola tsy very olomanga i GASIKARA fa dingana voalohany hialana @ jadona no atrehintsika dia hiroso @ manaraka avy eo ,misy fotoanany ny zvdrehetra ary efa tonga izany ilàna ny fotaka mandrevo nampilentika antsika ka irosoana @ tany mafy orina ...

7. tsiafoi1
(
26/01/2009 07:52)
Mba tsy hampilatsaka antsika ao anatin'ny haraton'ny mpampiady angely indray, toy ny t@'ny 1991, de aleo hiandry fifidianana manaraka... Aleo hiseho izay tena olomanga marina raha misy izany... Ny vahoaka tsy adala akory fa ny tanany no mandrotsaka ny vato... Tsy fotoana tokony hisehoany ve izao, mba hanomanana ny élection @'ny 2012...
Tsy efa nampiseho ny safidin'ny ve Antananarivo t@'ny fifidianana Maire farany teo e! Rehefa tsy reviny intsony ny TIM de nifidy an'Ingahy TGV izy... Ka raha mahatoky valeur sy safidim-bahoaka ny olomanga hafa lazainareo de aoka hiseho ho hitanay miharihary hifidiananay azy @'ny 2012, fa tsy toa ambodia mitafy odin-janak'ondry...
TGV tsy ho afaka hotondra firenena fa zaza tsy ampy taona, de miseho ary ilay olomanga vaovao ho hitanay!!!!