asabotsy 24 janvier 2009

1. kabota ( 23/01/2009 11:35)
Inona no hevitrareo aminio. Zaho de manahy ny adin'ny samy manambola io. Nefa tena mahantra anie ny vahoaka e. Na izany aza dia tongava eny Ambohijatovo e
répondu par kidoropamba le 23/01/2009 15:22
2. xxx ( 23/01/2009 11:49)
Nakaiza ny harena???? ao @ TIKO
Nakaiza ny vola????? ao @ MAGARO
Nakaiza ny saosy??? namidy raopilanina
Nakaiza ny tany???? namidy @ koreana

harenan'iza sy volan'iza???? volan'ny vahoaka Malagasy.
Alaivo tao ny vola sy harenanareo.
3. andrywui ( 23/01/2009 12:35)
Tsy alaivo tao fa averina amin'ny vahoaka Malagasy tompony satria ny vahoaka no Andriamanjaka ! avereno zay nalaina tsy ampahamarinana !
fa ny an'ny Tiko manokana tazony
ny an'ny Magro manokana ento
Fa ny an'ny vahoaka Malagasy tsy maintsy averina amin'ny tena tompony
4. xxx ( 23/01/2009 12:36)
mampiady rima an! aoka fotsiny :D
5. xxx ( 23/01/2009 12:42)
MAMAY ILAHAY LE 8 RAHAMPITSO. FITONDRAN-DRA8 = LO
6. xxx ( 23/01/2009 13:24)
Akory ma rô ataogn'olo sabata ho avy igny , hangalaka an'i ra8 diegny mety aby fa rotagno izy foan olo maefa , ha zalahé tsara rô mampotoagna misy aova rah' io ka dé !kazahita-ko , sambitsara kabary areo lé olo vandy fidy igny , kosa tsa volagnin'i aba tsa volagnin'i endriky areo etoy mora hegny ,fa ampitso jiaby andro meva , koragno mangina tsaiky abe . :roll:
7. kidoropamba ( 23/01/2009 15:22)
samy manambola avy aiza e? aoka ity hakanosanareo e. raha tsy sahy hiatrika lagera matoria ambony kidoro malemilemy ary mihainoa RFI ny amin'ny toe-draharaha miseho e.

Ny tanindrazana izao efa lasa varoboba ka adin'ny mpanambola avy aiza? hin!hin!hin!hin

PEHO!PEHO!PEHO RAVALO fa manimba ny tany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6235