Tsisy resaka Andriamanitra sy Fivavahana vé ny resaka OBAMA
1. penguin
(
21/01/2009 15:20)
Samy nanaraka ny bé sy maro ka tsy nisy resaka Andriamanitra sy Fuvavahana ary vé ny fandraisana an'i OBAMA ? Ka inona no olana amin'ny fivavahana. Ny olona dia ny fivavahana hitarika tsy hiasa, tsy hamokatra, hitavandra ny ezaky ny sasany, mila antosika lava fa tsy miezaka sns. Ny tsara no avoakan'ny vavaka fa tsy ny ratsy rehtra io.
répondu par penguin le 23/01/2009 07:10
2. tsoraka
(
21/01/2009 15:27)
Na silamo na budha na inona mivavaka ary milaza miantso an'Andriamanitra avokoa fa ny Malagasy no tadiavina mafy hitaritana zavatra tsisy fivoarana ny vavaka. Ny vavaka milaza fa ny mahantra ho any an-danitra ary ny mpanana any @'ny afobe no mpampiresaka. Ry zalahy nefa 4X4 firy no entiny. Jereo ny ataon'ny Apokalipsy izay miseho mananatra fanjakana io. Mitovy hanina amin'ny mahantra mpivavaka ve sa mandeha tongotra ny mpitarika azy ?
3. kidoropamba
(
21/01/2009 16:43)
Tonga dia sambory Ravalo ka asaina mivavka any tsiafazhy dia ho jerene ana ilaina izany fivavahna izany na tsia.
Sambory e. Ataovy haza lambo.
Sambory e. Ataovy haza lambo.
4. andrywui
(
21/01/2009 17:01)
de penguin mamafa ny kirarony any tsiafahy fa be mokony loatra !! any nareo mamita bahoaka ndray! fa ny ety ambonin'ny tany leo nampahorianareo!!
5. tsiafoi1
(
21/01/2009 17:02)
Ity ny tenin'Andriamanitra raha resaka fanjakana :
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
7. dadasy
(
21/01/2009 23:23)
tsiafoi1> ampidiro anaty contexte nisy azy ny teny voalazan'ny Baiboly fa aza tsongoina mitokana toy izao, fa manjary miova ny heviny. Raha nanoratra ireo i Paoly, iza no nanoratany azy? vanimpotoana inona? de ho hitanao fa tsy mitohaka @ izao vaninandro izao izy raha raisina mitokana. Ilaina ny fanajana, fa tsy entina hampitahorana.
8. penguin
(
22/01/2009 06:55)
Ho an'i Kidorompamba sy andrywui wui wui fozaorana dia gadrao izay azonareo ary aza amelana. Ny hamafa kiraro indray dia tsy olana satria ny manasa tongotra aza ataon'ny sasany. Ny vavaka moa no tiako nambara hoe tsisy heloka ny hiresahana baiboly ary hita fa ny ngezalahy aza mampiasa azy.
9. xxx
(
22/01/2009 11:46)
zay aho vao tena mino sy mahatoky fa tena loha krevety marina araka ny tenin'ny Andry sy kidoro lety ka ,hay mo tsy lohany ihany fahatrany amin'ny lamosiny aza ony misy anle zavatra daholo legonnn a!!
10. penguin
(
23/01/2009 07:10)
Efa hoe gadrao, endaso izay azon'elah f'angah misy manakana eo ry leiti a. Ny fivavahana no nasiako resaka ary mazava fa na ny mpanjera na ny ajera samy mampiasa baiboly ka dia angadin'omby sy reniakoho io. Tairo fa ny tolana no voa fa tsy ny rindrina. Soa ho an'i vahoaka tokoa ka tairo éééé.
