famafana sary

1. ari.malala ( 20/01/2009 12:50)
Raha tsy diso za de taloha afaka hoe coché na izay sary tiana fafana e? izao toa tsy maintsy klikena tsirairay le izy vao afaka fafana :? mandany fotoana beu! sode afaka averina le case à cocher azafady ry mpiandraikitra? :-P azafady fa manome asa foana e!
répondu par ari.malala le 23/01/2009 13:45
2. fahamarinana ( 20/01/2009 13:04)
:arrow: zany rehefa te hametraka sary vrac be tao! :-P :-D :-D fa alandry ho aiza ndray ary fa tsy avela ao izay efa ao e ? (l)
3. ari.malala ( 20/01/2009 13:24)
fahamarinana :-P k mis tiako fafana ko! :-P
4. Lejoba ( 22/01/2009 12:58)
sao mba ny fahatsiarovana miaraka aminy no tena tiana hofafana?
5. ari.malala ( 23/01/2009 13:45)
lejoba, non le sary mints k! :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0952