famafana sary
1. ari.malala
(
20/01/2009 12:50)
Raha tsy diso za de taloha afaka hoe coché na izay sary tiana fafana e? izao toa tsy maintsy klikena tsirairay le izy vao afaka fafana :? mandany fotoana beu! sode afaka averina le case à cocher azafady ry mpiandraikitra? :-P azafady fa manome asa foana e!
novalian'i ari.malala ny 23/01/2009 13:45
2. fahamarinana
(
20/01/2009 13:04)
:arrow: zany rehefa te hametraka sary vrac be tao! :-P :-D :-D fa alandry ho aiza ndray ary fa tsy avela ao izay efa ao e ? (l)
