Izay afaka mamaly eh

1. xxx ( 20/01/2009 03:40)
Iza marina no tena ao ambadik'i TGV? Satria raha toa aza ka miala i Ra-8 nga i leiry mbola azo atao filoha akory amin'ity taonany ity. Sa mbola hanova lalam-panorenana indray?

Ny 4L sy ny Frigo isan-trano, ny vidin'ny JIRAMA hiena resa-be an-dRa8 tsy ho hita daholo na ho lafo daholo aza ny tany fambolena eto MAdagasikara.

Ilay karama farany ambany 2.500.000 FMG 500.000 ar faha Herivelona tsy vitan-dRanjivason sy ry Zafy. Fa 125.000 FMG ihany no 25.000 ar.
Ilay numerisation ny telecom sy ny fifandraisan-davitra tsy vitan'i Hasina efa nanana mandat in-telo.

Ilay paradisa sosialista nanjavona tsy re-intsony nefa efa 2000 ny taona.
Ka dia ity ilay hoe

niala ny gidro nisolo rajako
ka ny tehatehaka niova lamako
ny hirahira nanjary mozika
ka ny akama rehetra no lasa voafika
répondu par hery le 20/01/2009 14:49
2. andrywui ( 20/01/2009 09:17)
ny tena hoe ahasolo sy tena ahavita aloha de mety tsy hisy ny tanteraka fa ny mba oe sitrany ahay mitsinjo vahoaka, sitrany ahay mijery ny ambany (amin'ny resaka hanina fotsiny io an!! izany oe ny filana fototra tokony tsy maintsy ilain'ny olombel!! )no mba tena ilaina ! ka rah hosoloina Ravalo de mba ze oul afaka manome ireo filana fototra ireo no alefa eo!! tsy volabe ane no lany amin'ny fanomezana sakafo ampy ny Malagasy e!! efa nisy teto ny TSAKY POP mety iny sy ny nitovitov tamininy defa mety zay mba kely ny vola mivoaka amin'ny isambatan'oul de afaka mba manao ekonomia kely ny vahoaka madinika!! na de mba kely d'efa hitany zay :fa amzao fotoanan'nyFiloha Ravalo zao ane ka tsy jereny mihitsy ny tsy mahita ho hanina fa Latsainy ndray ary e!!
3. tsiafoi1 ( 20/01/2009 11:53)
De we hiverina toy teo aloa ve ??? :
- Mikaly eny @'ny tsaky pop, sitrany ahay...
- de manoko vato eny @'ny fokontany milaha-bary sy menaka, sitrany ahay ...
- de ny akama ihany no mahita dobera sy ny importés
- de ny karana sy ben laden ihany no mahazo crédit bancaire
- de ny koperativa samihafa an'ny akama sy ny tariny
- de oe oe oe oe, sitrany ahay...

Mbay tany fa tsy fa tsy hang... aty ozy ny fitenana

Aleo ihany otran'izao...
4. andrywui ( 20/01/2009 11:59)
o ry tsymetyfoi a!! ny farany ambany amin'ny filan'olombelona ihany no nolazaiko teo fa aza avadika ny resaka!! zay no mavoa itony olona tsymetyfoi tony mahay mamadidresaka!!! tsara ozy aho le Tsaky pop (fa ts le nanao azy)
satria manalefaka kokoa ny fahorian'olombelona !! sa mahafinaritra an'i tsymetyfoi ve ny mijery malagasy matin'anoanan eny amorondalana sy tapakibo lava eny!! ary tahadray koa enao an!! faly amin'ny fahorian'ny Malagasy! de aleony lanianba amn avion toy zay hanomezana sakafo ny Malagasy ny vola!! de nanahadray tokoa !
5. molota ( 20/01/2009 13:48)
Tsaky PÔpy vé no vahaolana? tsy izany miHItsy satry ny vahoaka malagasy no leo an'ireny dia nanalà an'Didier Ratsiraka teo amny fitondrana . Sady hita porofo ny tSakY PopY tamin'ireny andro ireny fa ra tsy eo akaiky ny fako dia teo akaiky ny rano maloto Firifiry ny olona maty aterakin'ny LOTO etsy sy eroa Sa efa adino izy ireny? MAIKA ERY NY MALAGASY HANAO FANOVANA FÖNA KA ny EO IHANY NO EO FA TSY MANK'aiza. Omena tany hambolena ny Malagasy tsy hita akory Zay vokatra FA MBOLA MANAFATRA VARY fôna. Rehefa misy manao ny ASA maika ery miteny hoé: ANAY IO FA AVELAO!,tsy HAMIDY NY TANIN-TSIKA zay tokoa angamba ilay fitenenana hoe: ALEO LO TOY ZAY AN-KhAVANA? Rehefa saropiaro ihany MBA KArakarao ihany NY TANY TSIKA é! Mahantra ny Malagasy nefa mbola MANAMBOLA HIREVENA ihany aona ary IZANY? sa! lany rêvy ny VOLA? FAHAROA amin'ny fisotroana TOAKA eran-tany Madagasikara MAMPALAHELO.
6. hery ( 20/01/2009 14:49)
Efa hita fa tsy nety ilay hoe "manala mpitondra aloha dia avy eo mieritreritra." Izany ihany no olana amin'izao.
Koa eritrereto tsara aloha izay hatolotra dia lazao izahay hankasitraka azy.
Mbola manana 3 taona hiomanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5805