Ny teny Malagasy
1. Rafahafahana
(
16/01/2009 09:48)
Mahatsikaritra aho fa toa tsy manoratra teny malagasy araka ny tokony ho izy isika matetika nefa te hanindraindra ny maha malagasy.
Amiko mantsy dia ny fahaizana miteny sy manoratra ny tenin-drazana no ataoko laharana voalohany, dia manaraka ho azy ny sisa rehetra.
Efa an-taonany maro aho no mipetraka sy monina aty am-pitan-dranomasina fa tsy adinoko ny tenin-drazana, ary tsy miteny vahiny amin'ny malagasy mihitsy aho. Diso ve aho sa ...?

répondu par desirelyaime le 26/05/2009 12:51
2. xxx
(
16/01/2009 10:14)
Mety mihitsy ny anao. Fa misy diso ny zavatra nosoratanao: araky ny fa tsy hoe araka ny.
Tsiky dia ampy.
Tsiky dia ampy.
3. benasy
(
16/01/2009 10:30)
Anabaviko izay: Nianatra sy monina, ary manambady tany E.U. ...20 taona izay... Tsy nanadino ny teny Malagasy, na ny amphany kely akory !
Namako iray izay : roa taona nonina tao Paris, milaza fa sarotra be aminy ny miteny teny Malagasy (???)
Sady gaga aho no variana.....

4. Andribe
(
16/01/2009 11:21)
Manaiky ny tsikeranao momba ny fanoratana ny teny malagasy koa aho ,nefa raiso ho ohatra fotsiny ny hafainganana takian'ny fifanankalozana ara-bakiteny ao amin'ireto sita marobe tsy voatanisa hifaneraserantsika ireto ,dia mba manao indro kely ihany tsindraindray 8) 8)
5. Rafahafahana
(
16/01/2009 11:30)
xxx:
Mety mihitsy ny anao. Fa misy diso ny zavatra nosoratanao: araky ny fa tsy hoe araka ny.
Tsiky dia ampy.
Azafady fa diso haingana loatra ny tanako
6. Rafahafahana
(
16/01/2009 11:35)
Isika malagasy koa anie raha vao toga aty am-pitan-dranomasina aty dia milaza azy ho tena zavatra é, mitantara zao atsanga tsy aman'orana rehetra zao amin'ireo havana aman-tsakaiza any an-tanindrazana any, nefa aty aleo tsy lazaiko fa mahamenatra.
Ny zavatra hay tsy mba very, fa tadidy eny foana.

7. naritsimba
(
16/01/2009 14:14)
hoy XXX:
sao dia i xxx kosa no diso eh, araka ny no izy fa tsy araky ny
Mety mihitsy ny anao. Fa misy diso ny zavatra nosoratanao: araky ny fa tsy hoe araka ny.
Tsiky dia ampy.
sao dia i xxx kosa no diso eh, araka ny no izy fa tsy araky ny
8. fahamarinana
(
16/01/2009 15:18)
rafahafahana:
Amiko mantsy dia ny fahaizana miteny sy manoratra ny tenin-drazana no ataoko laharana voalohany, dia manaraka ho azy ny sisa rehetra.
:arrow: ka samy manana ny tanjona amin'ny fiainany sy ny tiany atao ka tsy tokony ho terena mitovy daholo.Mahafinaritra raha mahavita ianao.. :)
rafahafahana:
Isika malagasy koa anie raha vao toga aty am-pitan-dranomasina aty dia milaza azy ho tena zavatra é, mitantara zao atsanga tsy aman'orana rehetra zao amin'ireo havana aman-tsakaiza any an-tanindrazana any,
:arrow:aza atao mitambatra anaty harona iray ny malagasy rehetra kosa e !Misy karazany hafa ihany koa na atao hoe tsy dia betsaka aza.
(l)
9. kotobekibo
(
16/01/2009 15:58)
Izaho koa dia efa 21taona nandaovana ilay tanindrazana . Indray mandeha no mba nody , fa kosa tsy midika fa very ilay fahaizana miteny malagasy .
Ny fidirako eto dia mba ahafahako hitafa sy hanoratra amin'ny teny malagasy . Efa leo aho ny miteny vazaha na any ampiasana na andavanandro eny amin'izay aleha .
Misy diso ihany tsindraindray , tsy afenina izany , tsy tonga lafatra na fara tampony amin'ireo manampahaizana aho .
Izahay sy ny namanay dia miteny gasy foana rehefa mifankahita . Misy amin'izy ireo no efa 40 taona taty ivelany , mbola tsy nody , fa tsy manadino izany .
Ireo mpianatra tany amin'ny Li-fra taloha aza miezaka miteny gasy tsara .
Ilay fanoratra ankehitriny dia vokatry ny sms na texto ( mba ahasoratana bebe kokoa )
Ny fahamaikana koa etsy andaniny , izay no zava-misy amin'izao androtsika izao ka tsy maintsy manaraka e! ( tsy hoe tsy fanajana )
:arrow: d mitohy lé fanoratra sampona e! aza tsiny :-D :-D :-D

10. Andribe
(
16/01/2009 20:01)
Mbôla ampiko kely kou fa tena ndrandray za de ampa-10 'ny zavatra tiko kôzina de miletika ao andoha ao fotsiny tsots' izao :-D :-D :-D hi !hi !hi!hi !hi!dé aveo manenina ,aza tsiny indrindra @izany fitenenana hafahafa'zany.
11. ikaretsaka
(
16/01/2009 22:21)
. Eo @ olana vokabilera sy tsipelina dia tsy tokony asiana olana loatra tsotry raha efa samby rakatry ny olona le izy... amiko de ny hampipasy ilay hevitro mankany aminao ro misy lanjany kokoa nohon'ny fomba hilazako azy aminao.
Ahako zao tsary lehibe tao Tan'arivo fa vakinankaratra..misy teny maro tonga de mahazatra ho azy fotsiny ny ampiasana azy
ohatra
Ny 'eny' dia efa hafa ny filazanay azy :-D. Gkn gkn
Ny 'zahay' lasa anay
Ny lasa daholo. Lasa aby
Ny ary lasa arokatra
Ny samy lasa samby
Ny mihazakazaka lasa mandainday
Ny tsia lasa tsa na tsary
Sns sns
De miteny gasy ay vyyyy anay she tsary miteny iiii

12. soanja
(
17/01/2009 02:56)
Rafahafahana:
Mahatsikaritra aho fa toa tsy manoratra teny malagasy araka ny tokony ho izy isika matetika nefa te hanindraindra ny maha malagasy.
Amiko mantsy dia ny fahaizana miteny sy manoratra ny tenin-drazana no ataoko laharana voalohany, dia manaraka ho azy ny sisa rehetra.
Efa an-taonany maro aho no mipetraka sy monina aty am-pitan-dranomasina fa tsy adinoko ny tenin-drazana, ary tsy miteny vahiny amin'ny malagasy mihitsy aho. Diso ve aho sa ...?
Misy tokoa ny tena manam-pitiavana ny teny gasy ary mikolokolo izay hay eo mba tsy ho very ary indrindra ny miezaka faran'izay azo atao ny mamoaka hevitra amin'ny teny malagasy ofisialy. Tsy mora anefa izany ho antsika mipetraka aty ivelany. Ezaka daholo anefa ny fiainana ary ao ny mahatsapa fa zava-dehibe aminy izay ezaka izay , ao koa ireo izay tsy mahita izany ho olana akory. Miankina amin'ny tsirairay tokoa io. Misaotra anao anefa mitia ny tenin-drazanao.
13. rafitia
(
17/01/2009 07:57)
:arrow: ny mahagaga rehefa ny malagasy no miteny frantsay ka misy diso dia menatra, ary eto amintsika dia mbola betsaka ireo biraom-panjakana no
tsy mampiasa ny fiteny malagasy
tsy mampiasa ny fiteny malagasy
14. ainaheri
(
17/01/2009 08:04)
Rafahafahana:
Isika malagasy koa anie raha vao toga aty am-pitan-dranomasina aty dia milaza azy ho tena zavatra é, mitantara zao atsanga tsy aman'orana rehetra zao amin'ireo havana aman-tsakaiza any an-tanindrazana any, nefa aty aleo tsy lazaiko fa mahamenatra.
Ny zavatra hay tsy mba very, fa tadidy eny foana.
hahaha,tena marina io zvtr volazanao io,misy mitantara angano any @ fianakaviany any,zay zao zay mankatsy,nefa aty ......aoka tsy ho lazaiko ouzy enao zay,satria nisy namako zay nolazaiko anio d lazainy fa sao mitaintaina hono ny fianakaviana any,lazao azy ny marina ,sahirana enao nahita an'iny vola iny sy ny karazany,@ zay kou izy mba mieritreritra @ ilay omeo lava!!
Miala tsiny fa HS za
Ny ahy alou ny teniko tsy ho adinoko zany ee,ekeko fa manadiso bdb aho fa saingy kosa tsy anao araky voalazan'i benasy io oé,vô 2 taona nipetrahana any antanin'oul d tsy mahay tenindrazana,alors alors,,justement,.:roll:.............Tsara ny fivoarana ,nefa kosa tazomy ny tenindrazanao
15. Rafahafahana
(
17/01/2009 08:30)
ikaretsaka:
. Eo @ olana vokabilera sy tsipelina dia tsy tokony asiana olana loatra tsotry raha efa samby rakatry ny olona le izy... amiko de ny hampipasy ilay hevitro mankany aminao ro misy lanjany kokoa nohon'ny fomba hilazako azy aminao.
Ahako zao tsary lehibe tao Tan'arivo fa vakinankaratra..misy teny maro tonga de mahazatra ho azy fotsiny ny ampiasana azy
ohatra
Ny 'eny' dia efa hafa ny filazanay azy :-D. Gkn gkn
Ny 'zahay' lasa anay
Ny lasa daholo. Lasa aby
Ny ary lasa arokatra
Ny samy lasa samby
Ny mihazakazaka lasa mandainday
Ny tsia lasa tsa na tsary
Sns sns
De miteny gasy ay vyyyy anay she tsary miteny iiii
Teny malagasy amin'ny ankapobeny no tiako ambara tsy voatery hoe ny teny malagasy ofisialy ihany fa ny tenim-paritra koa anie ka mbola teny malagasy é, haren-tsaina , kolon-tsaina malagasy daholo ireny.
16. fahamarinana
(
17/01/2009 08:56)
rafahafahan:
ny tenim-paritra koa anie ka mbola teny malagasy é, haren-tsaina , kolon-tsaina malagasy daholo ireny.
:arrow:raha ny tenim-paritra dia marina tanteraka fa tsy ampy na ny fampianarana azy aza tany am-pianarana.Ohatra ny ahy manokana dia ilay izaho nipetraka foana tany amoron-tsiraka angamba fa na izany aza azoko izay ambara fa ny fanoratra dia mbola hafa koa,ny hiteny dia aoka fontsiny fa tsy lavorary..... :) (l)
17. Zozoro
(
17/01/2009 09:12)
Raha toa ka manadino anao aho ry tenin-drazana mamiko, dia aoka ny lelako hiraikitra amin'ny lanilaniko.
18. ikaretsaka
(
17/01/2009 22:58)
ny teny amiko dia fitaovana 1 entina mampita ny hevitro na olonkafa mankany aminao na olon kafa mahazo iny teny iny...
Amiko dia ny fifankahazoana ro zava dehibe...
Fa sendra voamariko koa ange dia matetika raha ireo olona hatrany @ faritany na ireo mampiasa voambolana samihafa aza. Ka miteny araka izay filazany azy any no mora mifankahazo teny kokoka noho ireo olona Mampiasa sy mamorona ilay teny vaovao. Lazainy fa teny gasy ireny e
"Avy mivolana aminao anakay" hoy le olona.... dia ny hoe "inona hono zany lazainy?" ...no tonga de anontanian'ilay mpiteny gasy ofisialy voalohany
Nefa teny ao anaty voambolany aby ireo teny nampiasain ilay olona niteny

20. Koditra
(
18/01/2009 12:43)
Zozoro:Efa enoko io ry zozoro fa tsy tadidiko oe iza mo lé nanoratra an'io? Toa tany apenarana nofakafakaina ngamba izy zay