fiarabana tratry ny taona 2009 ny NSD Namana Serasera Dago

1. glou ( 15/01/2009 15:37)
Araka ny fangatahan' ny be sy ny maro dia atao ny :
DATY: 24 janoary 2009
TOERANA : O SAFARI (route Ambohimanga)
FIAINGANA : 8h maraina SHOPRITE andravohangy
PARTICIPATION : 25.000fmg na 5.000 ariary
samy mitondra ny sakafony;
ny fiarabana tratry ny taona ny fikambanana NSD koa manentana antsika rehetra mba ho tonga maro fa fotoana iray ndray io @ ty taona vaovao ity ny hifankahitana sy hirariana soa, marihina fa io toerana izay aleha io dia tsy latsa danja @ izay efa naleha rehetra fa milay tsara misy karazana jeux maro ho hita any ka miandry anareo indray eh,
marihina fa misy fikambanana iray izay any koa @ io fotoana io izay tsy ho lazaiko eto ry zareo fa nifanontona ny daty sy ny toerana kanefa tsy maninona izany fa mifanotrona eo tsika mianakavy ary tsy iza izy reo fa zana_ tserasera ihany koa ka vao maika mety milay ny fiarahana @ io, mbola betsaka ny hanampy fanazavana eto fa io ndray aloha zany no masaka eh
tsiky de ampy
glou_
répondu par endrika01 le 28/01/2009 13:26
2. sipagasy ( 15/01/2009 15:59)
mamy ny fiarahana e!!! sady eh izany izy hoe zana-tserasera, koa ny adidy vita izany ary ny fahafinaretana ho azo e!!!!!!

tss inay any aho mba afaka nitaingina ilay rôplanina vao² vao azon'i Madagasikara e! hihihihihih, mba nana'elatra dia niaraka taminareo tany hhmmmmm, injiisy mantsy e! hihih ;-) :-P
3. angotiko ( 15/01/2009 16:47)
sipagasy: mdrrr tongava e

glou_: ho avy tokoa moa zany ary dia manentana ny zay mbola tsy nandeha fihaonana, tongava fa tsy ho maty antoka zany zay mandeha fa milay be foana ny ambiasy e, ary manentana ireo efa nadeha ihany koa fa mbola tsara no ny farany teo indray no ataontsika any e
tongava daholo fa ny masoandro mody no mampalahelo amin'io an
ary tsy misy olana io raprezy a! tonga namana ndray ve vao mavomavo fa dia soa ny fiarahantsika mianakavy ary dia fifankatiavana hatrany eeee

thiel: dia efa homany indray zany ny 5eme mi temps a
4. naritsimba ( 16/01/2009 05:05)
Tratry ny taona aby atsika rehetra!
dia manentana antsika rehetra mba ho tonga eh!
dia ahoana ny fandehanana mankany??
5. lo ( 16/01/2009 05:12)
mirary soa e
6. ravatorano ( 16/01/2009 05:45)
iza indray ireo milaza tsy afaka ireo !
efa we amin 'io fotoana io izany ny fifampiharabana tratry ny taona ho an'ny NSD koa tongava maro é !
Momba ny hetsika manaraka dia mbola hivory ny mpiketrika ao amin'ny fikambanana NSD satria maro ny hetsika hatao indray amin 'ity taona 2009 ity ary voalohany amin 'izany ny fanohizana ny fambolen-kazo eny Andranovelona satria isika dia mpikamabana raikitra sy mavitrika ao amin'ny Association Milasoa izay mitantanana sy mikarakara ny zanakazo izay novolena teny !

Koa tongava maro indray fa amin'ny 24 janvier io fa hafinaritra hatrany ny fiharahana e !

tsiky d ampy !
7. akamatiana ( 16/01/2009 05:50)
isaky ny misy fihaonana zao de tsy afaka fona anay kle , tena mifanontona am fetinay kou io kle tssssss, tsy azo ovaina nga le daty ??? :wink: :P
8. Dmon ( 16/01/2009 06:42)
Tratry ny taona daholo eh!!
dia misaotra nampandre fa ho avy ko ny tenanay.
9. thiel ( 16/01/2009 07:36)
Tena efa misy prô ilay bandy @ io saingy hihezaka ihany raha misy fotoana kely. Ho hita eo ê!
10. naritsimba ( 16/01/2009 08:41)
mbola misy 1 semaine handaminana fotoana
11. Darlin ( 16/01/2009 09:00)
tratry ny t aona avokoa e,

aleo fa dia any izany mihaonaa sa ahoana???? ho enga anie
bise daholo o
12. epsedo ( 17/01/2009 05:08)
slt za alou efa teny @ lay toerana fa tena mahafinaritra fa saingy misy fanday sy fanenitra manaikitra raha manao pv anaty lobolobo hahaha
Darlin eny indry mihaona e! :D
13. sipagasy ( 17/01/2009 10:35)
mmhhh tsy asiana sivana ilay pv anaty lobolobo izany annnn, te hahita fanenitra mantsy aho euuhhh @ sary io annn loool hihih

mahazahoa fahafinaretana e!
14. epsedo ( 18/01/2009 04:53)
holla!! Sipagasy hahaha fa zao ahazo tombotso manokana zay tonga @ io fa za ho tonga eny . sady za sambany vao hiaona @ namana serasera rehetra.
sady tena hilalao rano za a!!! :lol:
Sipagasy :D
15. endrika01 ( 18/01/2009 10:59)
faly miarahaba ny namana tratry ny taona vaovao é!

milay be zany fihaonana izany,sady fiarabana tratry ny taona!

ny tenanay alou de te hande mafy de mafy tokou fa lay hasarota-kenatra alou de mahafeno camion ka raha mbo alainy namana serasera
efa nihaona tamiko mivantana zah de handeha tokou mou ou!


zay ry zareo a, andao mbo hiaraka doly de amzay zah tsy tsy tsy........

valio haingana be alohany Talata é!

Snif,snif, raha milaza ny tsy ho afaka nareo an!


miandry valiny reh a!:-*:-*:-*
16. Koditra ( 18/01/2009 11:40)
Alaiko @ bisikileta ve Endrika eh!
17. Papoose ( 19/01/2009 03:22)
mahay mitondra beka tsara ve aloha i koditra fa sao mangovingovitra eny amboniny eny vao hifatratra any anaty sahan-tsaonjon'ol =))
18. ravatorano ( 19/01/2009 04:53)
d aiza angefany i endrika no alaiko ary e fa za tena vovnona tokoa aka anjy :?:
19. Angie ( 19/01/2009 05:28)
ity misy hafatra avy @ namana mpikarakara dia:

samy mitondra cadeau tsy latsaky ny 10.000 fmg fa hanao échange de cadeau ary ny kapaoty hono dia tsy ekena.

dia tena mba te hanatrika izany fety be zany koa ny tenanay saingy indrisy fa ny fo sy ny saina sisa alefa e

Tsiky dia ampy
20. Dmon ( 19/01/2009 07:07)
Angie : hahahahahahaha miara-izotra eh!!!
iza njay zao no nanisy an'io sivana io??
darling : sô de mbo enao? naheno an'le nokôziko iny? lolllll
nefa nge Manix Xtra Pleasure mintsy no saika hataoko kadô tany eh hahahahahahahahahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2752