fiarabana tratry ny taona 2009 ny NSD Namana Serasera Dago
22. Koditra
(
19/01/2009 18:14)
Papoose : Aza tenenina an Endrika01 oe vô enarako lé mitondra beka fa sao dé mitsatsaka eo izy dé tsy ande fety. Mbola manana 4 jours zà :-D
24. glou
(
20/01/2009 07:35)
anarim> bonané ianao, ca va kom tu veux ve??? :roll:
misy karaoke zany any dia misy piscine dia omano daholo ndray ny maillot de bain eh, ny jeux isankarazany moa de any daholo ka tongava daholo eh
misy karaoke zany any dia misy piscine dia omano daholo ndray ny maillot de bain eh, ny jeux isankarazany moa de any daholo ka tongava daholo eh
26. notron
(
20/01/2009 08:07)
Salama aby e!
ny fanday sy ny fanenitra no manao ny sivana any anaty koin koin
De veloma nareo fa Sabotsy mifakahita e!
ny fanday sy ny fanenitra no manao ny sivana any anaty koin koin
De veloma nareo fa Sabotsy mifakahita e!
28. thiel
(
21/01/2009 08:21)
Tena mitombina ve ilay échange de cadeaux ê ? Ankoatra ilay kapôty dia aleo koa angamba mba cadeaux atao souvenir no omena fa tsy vary valeur 10.000 fmg ohatra na akondro 2kgs.Izany ôe mba zavatra tsy consommable ê. Ny tenanay aloha dia mbola baraingo ny fandehanana any fa dia hiezaka mafy.
29. voahirana
(
21/01/2009 18:38)
Dia any zany mihaona e tongava maro fa hifampiahaba tratry ny taona vaovao ndray isika de tandremo hono ry mpanao PV sao andadizany fanday any ann!!
30. ravatorano
(
22/01/2009 07:46)
mazotoa daholo e !tongava daholo e !
aza misy misalasala fa fihaoanana io ! fety io !
mlay foana io e :D
aza misy misalasala fa fihaoanana io ! fety io !
mlay foana io e :D
31. Lejoba
(
22/01/2009 12:44)
efa any Dago angaha i endrika01? Mamy ny mody an. Izaho saika handefa char haka an-jy nefa
32. ravatorano
(
23/01/2009 06:13)
endrika01 < za ange ka mùiandry anao hanome ny adiresinao amin'ny hakako anao any e ! afaka miera kou za raha tianao izany :-P :-P :-P !
tongava maro ry zareo fa efa vita avokoa ny fanomanana ny fandraisana eny an ! =D> =D> =D>
tongava maro ry zareo fa efa vita avokoa ny fanomanana ny fandraisana eny an ! =D> =D> =D>
34. sipagasy
(
25/01/2009 16:09)
euhhh miandry sary e!!!!! sa nilaozanareo nandeha tanaty vahoaka beh tao koa mmhhhh
35. endrika01
(
28/01/2009 13:26)
Coucou doly ny namana é!
Koditra: raha nalainao taminy bisikileta kosa angamba zah de nifatratra
tanaty vahoaka be tany isika kou! mhhh!
Ravatorano: Raha hitako melou wé hisy namana haka anah
de tena tafa zah!
ny namana retra teto Bira tsy hita doly zay nanjavonan-dry lerony
atsoina ny phone mapme be doly an;angamba koa ry lerony
saro-kenatra hoatranah!tena kozy é! androany zao vao mody mbo miatso ny tsy mety tratra antso rehetra!
tena Snif snif be mintsy wa;de rahovina ndray????????