Ny matahotra tsy mahatana nohon'ny fahangovitana. DISO

1. penguin ( 09/01/2009 15:06)
Averimberiko fa ny osa dia miala ho azy ary ny kely hery kitihana dia mipitika. Dia mahagaga anefa fa misy ny lazaina efa vizana nefa tsy voahongotra. Ny mpiambina mangovitra tsy mahetsika fa taraiky hidiran'ny mpanao ratsy. Eto koa dia mahagaga fa ny antso vonjy aza no ataon'ireo tia hiditra. Aiza izany no tena marina ? Hamono baolina sa ahoana leireto ééé???
répondu par penguin le 12/01/2009 14:51
2. karavasy ( 09/01/2009 15:32)
Ny politikan'antitra no tena mangovitr'omana. Revy taloha no tiana haverina. Mividy tany ry zalahy any an-dafy nefa lazainy fa tsy tokony ahazo hiasa malala eto Madagasikara ny vahiny. Mangovitr'omana tsy ilaina harahina akory
3. kidoropamba ( 09/01/2009 16:13)
Amidio ny taninareo fa tsy ny tanindrazana no hamidinareo @ kaoreana. hin!hin!hin!hin!

Aza atao politikan'ny makorely ny tanindrazana ka faly mamela-bo.. rehefa mahita dolara mijoalajoala...

@ alahady mifankahita e. tongava ao mahamasina ianao io raha eto gasikara ary tondrao Ti-serta Ravalo fa hiboridana ianao mivaoka avy ao. Izaho aloha hiaro anao ihany raha toa ka hitako fa mafy loatra ny kapoka mahazo nareo mpanohana ny mpivarotra tanindrazana. Hiarovako anao satria mpisera eto ka zo-nao izany. hin!hin!hin!

Fa raha misary adala kosa dia hialako pà an.

Taironareo any am-pita ny@ asabotsy fa ny anay ato alahady dia vavaka gilady no atao ao mahamasina handroahana ilay devoly gilady.
4. andrywui ( 09/01/2009 16:55)
Penguin a! aza manao be loha fotsiny otran'ny autrice miafina oa fa mba afeno daolo ny tena! tsy hitanao tsony ze hanohanana be fahatany de mitady hiteny ratsy foana i toi !! ny hevitra oa avoaka milay de manaiky ny olona ra marina fa ra mokony fotsiny kosa de vizana eo fona toi fa be ny efa handrodana no efa vonona!! hay tokoa moa nareo le nanahadray !! de raiko aho oe ! ny orona e ! de rainy navela zao! ty maso e! oin alikalika kely i Penguin
5. Mirananirina ( 11/01/2009 13:13)
Tsy manao politika aho,fa iza no olona hahavita anarina any Madagasikara??????????????????????.
Tsy misy
6. ravatorano ( 12/01/2009 10:01)
ny hahavita hanarina v tsy hisy e tsy lany olomanga ange ity tany malagasy ity e saingy reefa tonga eo izy toan lasa miova be kalé,mivadika gisa mainty ary tsy mitana ny teny nifanomezany tamin'ny vahoaka amin'ny fanarenanan ny firenena akoriny ! na koa izao eto amitsika anie ka tsy mahaleo ny mpamingana ny tena manao zavatra e
7. nikah ( 12/01/2009 12:28)
Miombokevitra @ ravatorano ny tenanay.
Toa blabla ambony tafotrano fotsiny le fampanatenana poakaty nataony fony izy mbola nitady toerana fa refa tonga eo mivadika orera.....
8. penguin ( 12/01/2009 14:51)
Vonoy @ izay ary ty baolina fa tena hitehaka izahay éééé!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1448