ony oa,tena maty tko v iny Pierre Be kongofo tao amitsika ..
1. naughtyboy
(
08/01/2009 13:22)
asa mo na oviana na ovina fa to t@ androny deba no nisiany reny kongofo gasy reny ary nisy le Me Pierre( za kalo de tsy mbola nahita tava azy atrizay niainako fa ny sariny no efa hitako)be nitarika izany ,ny zanany mo zany dei avoko mbola nanao azy iny , misy cousin-ko zao nanao ireny kongona ireny zokilahy taloha milaza foana lery oe tsy maty fa mbola iverina ony nefa ny gazety sy arampanjakana de nanamafy fa efa jokotra izy io ,iza amintsika no mahalala marina ny fandehany io fa mahaliana...
répondu par jairai le 09/03/2012 08:18
2. Lejoba
(
08/01/2009 13:52)
tany dago aho t@ ireny. Misy havanay arema mafana fo be sady akaikin'ny fitondrana, ny zanany nefa kungfu. Vao vita ilay tao Amboditsiry iny dia nilazany ilay zanany hoe : maty letsy ny maître an'ialahy . Ry Avoko t@ izany mbola kely ihany dia nilaza t@ namany tany Ambatondrazaka hoe maty ny dadany. Tsy tsaroako intsony hoe maninona moa no nalaza be ilay hoe tsy maty izy, sa tsy nisy nahafantatra ny fatiny?
3. Koditra
(
08/01/2009 14:10)
Nisy namako vitsivitsy mpianatry PieraBe, t@ reny fotôna reny dé samy nilaza sy nanizingizina rizalahy fa tsy maty izy fa niafina sy nitsoaka fotsiny.
Na zà aza h@ zao dé mametra-panontaniana oé tsy Ratsiraka no nefenany h@ zay nefa Ratsiraka aza efa tsy eo @ fitondrana tsony no sady tsy eto antanindrazana ka inn no mbola efenana. Dé tsy hay tsony zé marina ry Lejoba sy Lebandy a, dryyy zafady fa Naughtyboy kay mou :-D

4. naughtyboy
(
08/01/2009 15:04)
za kalo de anisany le tsy mahafantatra fa le tsaho no betsaka ka izay no mahatonga ahy anotany eto e,ny vovony le cousin-ko mo tsy lavitra an'Amboditsiry ary ny oul t@ zany nilaza fa nisy tanky sy rasily vraky ony tonga nanafika tao,siora kalo fa misy mahalala io tantara io ato e fa mbo zarazarao e..
5. silver
(
08/01/2009 16:59)
Tena maty tokoa Me Pierre , notorahana grenade ny tranony dia lasana razoky,mampalahelo tokoa, tsy anisan"ny jiolahy izy fa natahoran'i ratsiraka mafy satria tsy nety nampanaovana "mission".
6. caprio
(
08/01/2009 22:39)
azo antoka 99% kaloha fa maty izy, satria efa ela anie ny no nilamina ny tanàna koa raha mbola velona izy, inona no antony tsy hipotrany? fa nga dia nahavita ratsy tahakan'ny inona no tsy mipohitra,zany we efa jokona izy no tena marina,fa raha ny sitrapony ve raha toa izy ka velona tsy ho izy no nanao ireny tantarany ireny t@vcd saaaaa ahoana hoy nareo :roll:
7. myaina
(
09/01/2009 09:55)
ny ahy indray dia: nisy namana t@ izany nitantara fa tsy maty hono e!! fa nisy "vata" hono nasian ny fanjakana ny razana d tsy navela nosokafana intsony!!! na ny RAR aza tsy navela hijery, hoe izy marina ve io!!
Toa nisy n ahita tamina festival des arts martiaux tany amin ireo tanànan' ny kely maso ireo hono izy!!
Ny antony tsy iverenany eto Mada no tsy misy mahafantatra!!!?? Asa ny zanany?? be ny resaka fa dia hoe "mbola ho avy" hono e!!!!

8. rodro
(
09/01/2009 10:32)
Ny gazety milaza fa velona idray i Pierre be ka lasa kambana mino anizany ve nareo?
Tany ambatodrazaka no tena misy azy aminilay tanana tsiafajavona izany dadatoako de mpianatrany ary aty ataninolo izy izao ka izy ireo matsy mahita fahagagana na ny zavatra mbola tsy miseho mahasoadro ara de efafatany avy
na de iavoko ara efa henoko hoe maty tamizaho mbola tany dago marina ve?

9. naughtyboy
(
09/01/2009 13:30)
le honohono nge efa samy nandre dolidoly e ,fa matoa tsy nipoitra intsony kalo de ao raha...ankoatr'izay ato v de tsy hisy oul na1 aza nahalala akaiky ny zvniseho t@ reny mba afaka hanome fanazavana misy2 koko ,misaotra mialoha tompoko @ finiavana :D
10. sakaizakely
(
09/01/2009 14:02)
naverimberina tokoa aloha zany tam reny fa tsy maty hono izy fa lasa niova fonenana fa vita ny asampanahiny @ maha Pierabe azy, ary efa hitany mialoha hono ny zava-mitranga dia izay no nahafahany nandositra.
izy aloha de tena jokona e, fa karazana blabla noforonin\'ny mpianany hanamboarany ny sain\'ireo vady amanjaniny sy ny kongona mpianany izay no fahitako azy, satria de nafoiny tokoa ny vady amanjanany ve ? raha tena olona manampanahy lazaina fa spirituellement ambony be tsy hahavita handao ny fianakaviany tsy hiverina intsony, indrindra fa Deba efa tsy eo intsony

12. naughtyboy
(
10/01/2009 06:52)
za kalo tsy mbola nahita zany vidaka avoko izany ka tsy haiko,ra ny siosio reko
de niofana manokana momba ny haiady tany sina ingahyrainy taona vitsy2 niverina taty aorina ary de niantsona tao la reunion saika hanokatra klioba hanabeazana io taranja io nefa tsy tanteraka ka nody teto antanindrazana.Nitohy ary ny fikasany hanabe ny tanora malagasy @ io taranja arapanatanjahantena io teo no nipoitra ny KUFUMA zay nanana ny style natsoiny manokana oe WISA,fikambanana tsy niankina arapolitika na fitondrana izy io fa nitaiza arabatana,saina ary arapanahy reo mpikambana tao ny tena anarany mo de tsy tadidiko ankoatrany pierabe nefa dia olona nanana ny nahaizy azy izy teo @ sehatra arampiarahamonina nampiavaka azy manokana,sehatra arampivavahana toa namorona hirampivavahana maro2 aza izy io ,anisany nitondra ny anjarabirikiny namongotra ireny TTS izay nampahory ny vahoaka t@ zany izy de teo no nanomboka ny lonilony ny fitondrany deba azy niafara t@ famonoana tsy manatsiny ...somary H.S kely efa be loatra ny ra nalatsaky ty deba ty ka tsara ra ampandalovana fitsarana iraisampirenena ko izy io atr@ niakarany teo @ fitondrana(Itpkl .Kln Ratsimandrava ka Atr@ reny ,kufuma,reny aferany iavoloha ireny)
famaranana olona nanao soa ny tanindrana io Piera be io amiko ka tsy ekeny taranaka ny rany tsy manatsiny alatsadatsampoana...

13. naughtyboy
(
10/01/2009 14:46)
ny marina @ zao fotoana de efa nivoaka ny didimpitsarana miandry anle deba iny aratoekarena noho ny laiso $ 8 Million t@ volampanjakana niarahany t@ Blandin Razafinjato(ex-finance minister) sy ferdinand velomita(ex-central bank governor)ra ampina ireo vono olona nataony atr@ coup d'etat niakarany sy ny iavoloha de eo izy no raisna fa ho faty any amponja nefa de avelany ireo namany hialokaloka soa amantsara ao neufchatel mo lery de migalabona mihinana ny azo,indrisy
14. naughtyboy
(
10/01/2009 15:03)
i deba nahazo 10 taona monja asa anterivozona izy mitsamm namany reo 6 taona nivoaka t@ BBC(miala tsiny fa tsy mety apetaka ilay rohy)
15. Herimiafina
(
11/01/2009 21:57)
Betsaka ny versions nipoitra momba an\'iny alin\'ny aogositra 1985 iny.
Tsy basy sy grenady fotsiny no nirefotra fa mortier mihintsy, izay notanterahan\'ny RFI Diego Suarez miampy ny rezimantan\'ny artillerie lourde avy etsy Arivonimamo sy Betongolo.
Tsy mipetraka irery ny fianankavian\'ny Si-Fu Rakotoarijaona Pierre Mizael fa miaraka amin\'ireo Si-Dai-Tsi (na mpianatra voafidy ho garde de corps) izay niara-nonina taminy tao Amboditsiry ary navahana tamin\'ireo Si-Dai (mpianatra tsotra mandoa ekolazy) tao amin\'ny Dojo Zozoro tetsy Behoririka sy tamin\'ny Provinces.
Tsy fisamborana tsotra no natao satria fantatra ny herimiafina nananan\'ny Si-Fu, ary ireo mazia isankarazany nahafantarana azy (fitsaboana, sns), izay nampiariny ampahibemaso tamin\'ny ady nataony tamin\'ny troupe-ndry Dauphin Be TTS. Fanjakana anatin\'ny fanjakana no nanenjehina azy, satria natahorana hihitatra hatramin\'ny coup d\'état, noho ny asaratsin\'ny mpitondra tamin\'izany izay nampihorohoro vahoaka.
Rehefa nandeha elaela ny tifitra basy sy tafondro, sns, nandrava ny rindrin\'ny trano ary nahafaty tsikelikely ny Si-Dai-Tsi ary nandratra ny vadin\'ny Si-Fu dia maty ny jiro ka tsy nifankahitana tao antrano. Teo no nanomboka tsy hita intsony i Si-Fu. Teo koa ny miaramila no nanomboka nihoraka tamin\'ny dialecte-ndry zareo hoe \"maty ihany ilay alika lahy ity\".
Rehefa nazavazava ny andro no hita fa misy fatin\'olona taritaritindry zareo miaramila amin\'ny volondohany ary manao ny akanjon\'ny Si-Fu ary lazain\'izy ireo ho Pierre Be.
Teo no teraka ny Mythe hoe maty ve ileiry sa tsia? Satria io razana lazaina fa i Pierre be io dia tsy iza fa anisan\'ny Si-Dai-Tsi anakiray izay lava volo ary efa mpanao ny ankanjon\'ny Si-Fu hatramin\'io alina io.
Rehefa notakiana moa ny razana taty aoriana dia sady tsy azo noskafana ny vatampaty no tsy azo kitihina fa dia manatrika fotsiny ny hoe fandevenana nataon\'ny miaramila. Dia teo koa no vao maika nampitombo ny fanontaniana hoe maty marina ve ileiry sa tsia?
Efa fanatry ny Si-Fu avokoa ny zavatra mety hitranga, satria efa nandefa menace be dia be ho azy i Ratsiraka en personne, ary efa feno mpitsikilo ny mpianatra tao amin\'ny Dojo Zozoro. Efa notantarainy tamin\'ny mpianatra akaiky azy izany rehetra izany hatramin\'ny hoe ny Vadiny no anisan\'ny varavarana hahatongavan\'ny fahavalony any aminy.
Raha ny hevitro manokana dia MATY izy saingy tsy lavorary moa ny identification judiciaire any amintsika ka mety mifangaro ireo razana maro notsimponina tamin\'izany fotoana izany. Iny Amboditsiry iny fotsiny no feno potipotika olona, rantsana, taolana, satria noho ny habibian\'ireto RFI Diego ireto dia tsy vitan\'ny notifiriny ny sivily fa mbola nohitsakitsahiny tamin\'ny blindés ihany koa. (Heloka bevava izany satria profanation).
Marina fa mahamety ny aferan\'ireo mpampianatra King-Fu Wisa ny mamelona ny mpianatra amin\'io fanantenana io fa mbola velona i Si-Fu, mety resaka ara-bola nefa mety resaka ara-moraly ihany koa saingy ny marina tsy maintsy hipoitra ary raha tiana ho fanatra ny marina dia tsy misy afa-tsy ny test d\'ADN ihany angamba no tena siora.
:^)

16. naughtyboy
(
12/01/2009 11:17)
misaotra ny akama H.M fa de voavaly daoly ireo tokony ho fantatra :wink:
17. ikaretsaka
(
15/01/2009 22:17)
Le lery hoe nanjavona koa ry noty no tiako hitsipihina kely. @ le resaka Out od Body exp ny bfiheverako an\'io. T@ za teny @ univ nianatra ny mysticism sy reny divinity samihafa ireny dia nanana prof avy any Burma izay dia nanazava moa lery hoe rehefa mahatratra stade na cosmoenergy lalina de lalina sy mahafehy an\'io de le afaka manjavona de afaka mivadika bibilava sy zavatra hafa sns ireny ..... izany hono no mahatonga ireny le Mpanao demonstrations ohatrandry chris angel sy ry michel le dragon ary ireny le mahavaky glasy be @ tanana nefa tsy maninon tsy maninona irenyy ho possible....hoe lasa maivana nohon\'ny rano ny masse volumique ny na lasa mafy ohatran\'ny vy ny tanany ka afaka manapaka briky
Le hoe lasa ara batana ny tsy haiko fa ara panahy moa ny namantohana ny resaka t@ izany fa amiko Koa de io no anisan anton ireny tromba Sy odigasy sy rainivandro mivadika bibilava sns any amintsika ireny...
Ireny le moine lasa miala tampoka 2 m miala ny tany.... sy nahazo andry nenilava sy ry padre pio sns koa...
Fa ny maha samihafa azy angaha de hoe ny zavatra no associena taminy.. rehefa profane le izy de raisin ny fiaraha monina hoe ratsy sy zarbi fa rehefa no associena t@ fivavahana le izy de masina sy tsara sy miracle
Ny hamehezako azy de hoe mbola betsaka ny zavatra tsy mbola hay syvoafehin\'ny olona...misy @ ireny ny azo fehezina de misy koa ny tsy azo anefa...de ny fahaizana ni aqccepter ny hoe misy hery 1 mifehy io (Atra) sy ny fanajana ny fotoana no hahafahantsika mandeha tsikelikely @ fahalalana izany
Tadidio fotsiny ny hoe arivo taona maro taty afara isika vao nahalala fa boribory ny tany ohatra. Sy nahafehy ny herinaratra

18. naughtyboy
(
17/01/2009 05:45)
eny ny mysticism na paranormal phenomenom de misy ary diso fandray azy io foana tokoa ny be sy ny maro satria ivo arapanahy avo lenta ho an'ireo manana sy mahafehy azy ireny,
oh. ny ectoplasm izy io dia ilay karazana zavona miseho alohany ifandraisany olona 1(mivoaka @ vatany) @ ireo hery ambony tsy hita maso @ alalany Andrana Ivelany Vatana/OBE dia tafiditra ao anaty"trans" le olona avy eo,ny mety mahatonga azy io araky ny fanazavana nomeny ireo nanana andrana toy izany dia ,mivoaka ny ambiroa(astral body) ny oul 1 @ alalany NRJ cosmic,kinetic ary mifindra toerana mandritra ny fotoana vitsy2 na tsy voafetra (refa maty ny vatana):arrow: io izany ilay finoana tazominy mpanao K.F mpianatry Pierre be oe any @ toerana 1 izy ary mbola ho avy ,nisy moa ireo akaiky azy nanamafy izany ary ny tenako akory tsy oe nahita fa azo inoana le tantara..ilay namorona ny haiady 1 hafa koa @ tantarany dia nandalo an'io ectoplasm io,sensei Morihei Ueshiba rehefa avy nosedraina ny mahampampianatra faratampony azy t@ ireto mpianany maromaro izay nitana fitaovampiadina samihafa dolidoly nefa dia tsy voakasika izy na kely aza ary resiny ireo mpifanandrina taminy,farany avy eo tafiditra tamina "trans" izy io ary nivoaka ilay ectoplasm ,ankoatry izay dia misy ireo meduim maro2 mitantara ny andrana hitany momba izany ireny manao meditation de mitsingevana ireny sns...

19. Herimiafina
(
17/01/2009 14:04)
Zavatra nataon\'i Si-Fu Pierre Be daholo ireo volazanareo mitsam ireo: ny levitation na ny fitsingevanana, ny dedoublement na ny fizarazarana vatana,.... saingy mbola maivana ihany ireo satria mbola ao anatin\'ny \"théorie du troisième oeil\" daholo, na ny maîtrise de la pensée énérgie cosmique kanefa efa lasa lavitra dia lavitra ny zavatra nataony.
*I Si-Fu ohatra dia sady mampianatra no miditra amin\'ny Volkswagen eo ambavahady no sady mamaky gazety eo antokontany (at the same time).
*Mahay mamelona renault4 sur cale tsy misy maotera akory.
*Mamerina amin\'ny laoniny ao anatin\'ny 10minitra tongotra olona voahitsaky ny camion.
*Mamadika fiara hanao tonneau amin\'ny alalan\'ny tànany à 100m de distance.
*Ny famehezana ny resaka colonne d\'air izay betsaka ny mpianatra nahita tao amin\'ny Dojo zozoro. Ohatra ny famelahana teha-maina izay mitabataba avy eny amin\'ny 50m.
Eo mantsy ny atsoina hoe maitrise ny famoahana ny herin\'ny fanahy, fa mbola hafa ihany koa ny fampiasana an\'iny hiasa toy ny vatana physique. Azo atao tsara ny manjavona, na ny manao voyage astral mandeha mandehandeha toy ny matoatoa (nofy terena). Sarotra kosa anefa ny fampiasana an\'iny fanahy iny, satria monde samy hafa mihintsy ny monde physique materialy sy ny monde etherique na ny monde astral, sns.
Ilay resaka hoe mivadika biby nolazain\'i Ika etsy ambony etsy izao dia mbola mythe iray koa mikasika io resaka Pierre Be io satria nisy Si-Dai-Tsi iray nilaza hoe nanaraka azy tato aoriana ka nahita azy nivadika saka.
Eo daholo ihany izany rehetra izany fa ny hevitro manokana dia misy limite ny corps physique (ny vatana), rehefa rarafana bala isankarazany sy obus sy grenady ny vatana physique dia tsy maintsy potika na inona atao na inona, ary rehefa potika ny vatana physique dia tsy maintsy mila tao ny fanahy rehetra (corps etherique, astral divin , aura, sns) izay no atao hoe fahafatesana aminy. Tapaka ny CORDON D\'ARGENT mampitohy ireo amin\'ny vatana ka tsy manana anjara intsony amin\'ity monde physique sy materialy misy antsika ity ireo fanahy ary tsy afaka ampiasaina intsony satria efa tapaka ny fifampitohizany.
Izay no antony tsy hahenoina an\'i Si-Fu intsony mandrak\'ankehitriny. Tsy izy irery fa Si-Fu be dia be tao Chine hatramin\'izay. :^)

20. Herimiafina
(
17/01/2009 14:12)
Ny bekintana no hitako efa lasa lavitra amin'ny fikarohana mikasika ireo zavatra ireo, ny CIA, FBI efa manana olona miasa amin'izy ireo mihintsy. Ny hany mba fantatro dia Chaire de recherche ao amin'ny UCLA izay!
Ny tandrefana sasany mbola somary sceptique indrindra ny psychologue Suisse izay nilaza vao haingana fa tsy misy resaka paranormal mihintsy ny resaka voyage astral ohatra fa aretin'ny atidoha hono. :-D