ony oa,tena maty tko v iny Pierre Be kongofo tao amitsika ..
21. gabidemony
(
17/01/2009 17:35)
VELONA soa aman-tsara tompoko i PIERA BE.Ary ao antananarivo ao lery,fa tsy haiko marina alo ny zavatra
ze nataony na zavatra nitranga t@zanyandro izany,no mbola mampiafina
azy hatramin'izao.
Fa izy alo ao de LAIBANY BE eh!
Ary koboko hatramin'ny tranony fa izay ihany no azoko hamalina
anao hoe velona lery.
Fika daholo izany matimaty izany mba tsy hanarakaran'ny olona an'lery.

23. gabidemony
(
17/01/2009 19:02)
Ahoana moa no ahafataranao hoe izy marina iny nalevina iny raha toa ka hoe
voatifitra sy napòkan'ny grenady izany? Ary ny sasany koa anie niteny hoe tsy hita ny fatiny eh!
Mety fatin'olon-kafa no nataon'zalah tao.
WAWAWAH DAHOLO IZANY!!!
Hevitra mety ny hoe maty lery @zay voafafa daholo ny zavatra nataony na tsara io na ratsy,safidiny manokana izany.Ary nahitany tombotsoa fa tsy hoe de hanao an'io fahatany eny fotsiny.Mety hoe niaraka t@ sòsy be sns...
Ao lery ao Antananarivo ao.....

24. jairai
(
09/03/2012 08:18)
salama daholo, ny fahafatesan'i grand maitre sy ny fahavelomany tsy dia zava-dehibe ry namana fa ny fampianarana nentiny sy napetrany no tsara dinihantsika, izany hoe anisany nanova ny fianany malagasy ve sa tsia , nety tanin ny malagasy ve sa tsia. ny tiako apetraka fotsiny dia izao rah mbola olombelona eto ambonin'ny tany dia tsy maintsy mbola ho faty fa ny fotoana ihany ny tsy itoviana amin'izany .