Fialana tsy ho namana intsony!

1. batotoa ( 08/01/2009 05:24)
Ahoana no atao ra hiala tsy ho namana intsony ; akoatran'ny tsy fanokafana compte?
répondu par Lejoba le 08/01/2009 13:56
2. xxx ( 08/01/2009 05:42)
Mitondra -certificat de residence 1
- sary tapaka 4
-kara-pokotany
-photocopie ny kara-panondro(legalise)
-acte de naissance( copie 4)
-taratasy fanamarinana fa hiala tsy ho akama intsony(alaina ao @ firaisam-pokotany)
- vola 5000 Ar
Dia rehefa voaangonao ireo antota-taratasy ireo dia alefaso any amin'ny adiresin'i ngahy Rafitomanana.
3. voarysombiniaina ( 08/01/2009 10:44)
Bonjour ry namako Batotoa !

BONNE ANNEE 2009! Samia ho tratry ny ho avy.

Izaho dia Voary izay manoratra hoe miala tsiny fa tsy nanana fotoana malalaka nohon'ny tsy fahasalaman'ny renibeko teo ka mba miandrasa maharitra ianao ry namako. Ok. Noho izany dia amin'ny herinandro ho avy izao no mety hanao conversation mivantana aminao miverina mitovy amin'ny taloha. Ok.

Bye Bye !

:P
4. voarysombiniaina ( 08/01/2009 10:47)
Bonjour ry namako Batotoa !

BONNE ANNEE 2009! Samia ho tratry ny ho avy.

Izaho dia Voary izay manoratra hoe miala tsiny fa tsy nanana fotoana malalaka nohon'ny tsy fahasalaman'ny renibeko teo ka mba miandrasa maharitra ianao ry namako. Ok. Noho izany dia amin'ny herinandro ho avy izao no mety hanao conversation mivantana aminao miverina mitovy amin'ny taloha. Ok.

Bye Bye !

5. voarysombiniaina ( 08/01/2009 10:48)
Bonjour ry namako Rafitomaniana !

BONNE ANNEE 2009! Samia ho tratry ny ho avy.

Izaho dia Voary izay manoratra hoe miala tsiny fa tsy nanana fotoana malalaka nohon'ny tsy fahasalaman'ny renibeko teo ka mba miandrasa maharitra ianao ry namako. Ok. Noho izany dia amin'ny herinandro ho avy izao no mety hanao conversation mivantana aminao miverina mitovy amin'ny taloha. Ok.

Bye Bye !

:P
6. lemenakely ( 08/01/2009 11:23)
batotoa:

Ahoana no atao ra hiala tsy ho namana intsony ; akoatran'ny tsy fanokafana compte?



vola roapolo atao famangiana dia vary iray kapoaka
7. xxx ( 08/01/2009 13:16)
Tsotra fotsiny izany ry Bobota a!
Mandika fitsipika de vita. Tsy mila droit, tsy mila certificat sns.....
Izay fa de mahereza mandika ny fitsipika e! am'zay enao esorina tsy ho namana eto
8. Lejoba ( 08/01/2009 13:56)
te hitsoaka mafy an'i Voary angamba fa tratry ny harcelement
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
hadinoy ny anarako ........;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1476