fanadinoina olona maty
1. malala1
(
06/01/2009 08:25)
ahoana no ataonareo mba hanadinoina ny olona maty
Manonofy matetika ilay olona maty foana aho tato ho ato.
Tsy haiko aloha na efa nanao deuil aho na tsia.
Tsy mba afaka namonjy ny fandevenana ilay olona maty aho ary tsy nahalatsa-dranomaso raha tsy efa roa taona taty aorianan'ny nahafatesany.
Tsy afaka mamangy fasana ihany koa
Marina ve fa hoe miresaka amin'ny velona ny razana raha toa ka misy zavatra takiany tahaka ny hoe tiana hafindra fasana izy fa tsy tamana ao amin'ny misy azy.

répondu par orona le 10/01/2009 12:50
2. Noue
(
06/01/2009 08:56)
ny manadino agamba ho sarotra fa avec le temps dia mety oe mihena akia io aaa ! tsy midika akory zany oe hanadino fa kosa mihena .Ié mila manao deuil ndriko fa raha mbola tsy vita io dia hiverimberina ao an-tsaina foana ilay maty hany ka lasa manofy azy foana eee! Izaho koa tahaka andry,tsy afaka nandevona,mamangy fasana fa ny zavatra nataoko dia ny mivavaka mba ho en paix ny ame-ny.
Marina ve fa hoe miresaka amin'ny velona ny razana raha toa ka misy zavatra takiany tahaka ny hoe tiana hafindra fasana izy fa tsy tamana ao amin'ny misy azy.io indray aloha dia arakaraky ny tsirairay zay fandraisany azy eee!fa raha izaho manokana dia tsy dia mino loatra an'zany aho oe miresaka @ velona ny razana
3. malala1
(
06/01/2009 09:32)
Noue misaotra akia mampahery a. Ilay manao deuil izany moa ohatry ny ahoana e sao dia mbola tsy nanao akory za
Momba le razana miresaka amin'ny velona aloha dia tsy manana hevitra za

4. Noue
(
06/01/2009 10:22)
malala1:tsy misy fisaorana akia aa
Noue misaotra akia mampahery a. Ilay manao deuil izany moa ohatry ny ahoana e sao dia mbola tsy nanao akory za
ilay manao deuil aloha ny ahy no nataoko aaa! dia miheritreritra aho oe raha mahita ahy malahelo lava tahazao ve ilay maty dia ho sambatra izy any an-danitra any???? vao maika aza izy malahelo dia tsy en paix mahintsiny ny ame-ny akia aaa ! dia ny fivavahana foana no hatao hampahery andry! zany oe mba hampandry am-piadanana ilay maty dia atao izay tsy halelovana azy isakin'ny iray minitra zao eee ! jereo fotsiny ny mahazo andry fa lasa manofy azy foana ndry! dia mazotoa mivavaka akia aaa! dia heritrereto foana oe raha mijaly @ halahelo lava zao dia tsy handry am-piadanana mahintsiny ilay olona lasa.
asa aloha eee fa ny ahy dia izay no heritreretiko dia haraham-bavaka hatrany.
mahereza akia aa
:-* :-* :-*
5. hasinando
(
08/01/2009 22:23)
ho an'i malala 1
Ho anao mandalo alahelo t@fisarahana t@ireny olon-tintsika ireny ,amiko na inona na aiza no toerana misy dia tsy ho adino ny alahelo , ny hampaherezako ny tenako satria efa tao anatin'izany fisarahana izany koa aho dia hoe efa nafoiko ho an'A/tra ilay olona ka ifaliko fa efa sambatr'izy na tsy eto akaikiko intsony aza.Mahereza fa tsy mora ny manadino ,tsy ho adino mandrakizay fa ny mino kosa fa mbola hiaona aminy isika indray andro any dia mampahery indrindra.Aza misaraka @A/TRA fa manjary mora reraka ny fo sy ny saina . :-*

6. hasinando
(
08/01/2009 22:27)
Noue:Misaotra an'i Noue t@filazanao ny nataonao satria za dia mbola matentika no mbola tena malahelo mafy!