mitady site majunga

1. cla732 ( 03/01/2009 10:56)
BONNE ANNEE JIABY
Enga anie ty taona ity hitondra fahombiazana sy fahasalamana hon'ny tsirairay.
Zaho mitady site anciend2 majunga.
efa misy 1mois no nitaviavako azy io, taloha zaho nahazo tsara io site io. fa saingy nisy probleme kely ordinateurko ka teo nahavery azy. :( :(
Ka zaho mba mangataka zay olona mafantatra io site io mba hanome vaovao @nakay.
misaotra mialoha, bonne journée
répondu par ainaheri le 04/01/2009 02:19
2. ainaheri ( 04/01/2009 02:19)
Tsy haiko na ity tadiavinao http://anciens2majunga.free.fr/forum/ ,sinon afaka miditra directe google enao mijery azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6143