Ahoana ny fankalazana ny taona any aminareo ?
1. niryna
(
02/01/2009 18:06)
MIarahaba antsika rehetra samy tratry ny taona 2009 !
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho antsika tsirairay avy.Hiatrika taona vaovao isika,hiatrika fiainana vaovao ihany koa.Inona no hetahetam-ponao ,ny fanirianao (hope) amin'ity taona ity?
Ahoana ny fankalazana ny taona any amin'ny firenena misy anareo ?
Mahafinaritra tokoa aloha ny ffihaonana tamin'ny fianakaviana sy ny namana niaraka nanao fety e .Io no mba fotoana hiarahana miaraka fa teren'ny fitadiavana dia mifampiantsoantso eo fotsiny matetika.
Itymisy tantara kely mampiakatra morale "tsy mba manana sakafo mafilotra aroso ity reny mananontena dia nalain'ny zanany ny vary maina no sady niteny izy hoe henankisoa be ao am-bavako" .Ilay fiarahana ,ilay fitiavana mitafotafo no tena zava-dehibe amin'ny mpianakavy sy ny mpinamana .Sa ahoana hoy hianao ?
Vaovao ny taona.Hiezahako atao koa ny hanova ny toetra ratsy izay mahatonga ny tena hanana negative attitude.Amin'ny fomba ahoana ?
Miaraka amin'ireny olona manana positive attitude ireny,hialana tsikelikely ireny olona be fialonana,mitsikera ny hafa ,tsy manantsaina afatsy ny mahita lesoka na zavatra ratsy tenenina ny hafa .Tsy afaka miala amin'ireny olona ireny anefa isika ary tsy afaka ny anova ny toetrany fa ny toetrantsika no ezahina hovaina dia mahita toetra tsara amintsika koa izy dia mianatra tsikelikely e." Ny soa fianatra"
Tsy mora fa mila fampiharana amin'ny fiainana mihitsy an
Inona ny anao ny fanirianao ?
(l)niryna

répondu par niryna le 07/01/2009 13:22
2. Koditra
(
03/01/2009 09:41)
Tratry ny tôna niryna!
- Hahita ny endrik'zany Niryna zany
- Mbô tsy ho nofinofy tsony lé henakisoa be fa mbô ho tena izy sy ho tsapan'lela @zay
- ... mbola vtraky be fa secret d'Etat
Dé samia ho tratrin'ny taona bedabe mbola hifanesy dôly eh! :-* :-* :-*
Vaovao ny taona.Hiezahako atao koa ny hanova ny toetra ratsy izay mahatonga ny tena hanana negative attitude.Amin'ny fomba ahoana ?Marina zany.
Miaraka amin'ireny olona manana positive attitude ireny,hialana tsikelikely ireny olona be fialonana,mitsikera ny hafa ,tsy manantsaina afatsy ny mahita lesoka na zavatra ratsy tenenina ny hafa .Tsy afaka miala amin'ireny olona ireny anefa isika ary tsy afaka ny anova ny toetrany fa ny toetrantsika no ezahina hovaina dia mahita toetra tsara amintsika koa izy dia mianatra tsikelikely e." Ny soa fianatra"
Tsy mora fa mila fampiharana amin'ny fiainana mihitsy an
...Itymisy tantara kely mampiakatra morale "tsy mba manana sakafo mafilotra aroso ity reny mananontena dia nalain'ny zanany ny vary maina no sady niteny izy hoe henankisoa be ao am-bavako"...
Inona ny anao ny fanirianao ?
- Hahita ny endrik'zany Niryna zany
- Mbô tsy ho nofinofy tsony lé henakisoa be fa mbô ho tena izy sy ho tsapan'lela @zay
- ... mbola vtraky be fa secret d'Etat
Dé samia ho tratrin'ny taona bedabe mbola hifanesy dôly eh! :-* :-* :-*
3. karinah
(
03/01/2009 18:13)
niryna:

Misaotra niryna, dia hoa anao koa, ahita fahombiazana amin'izay atao, ahita fifaliana, fiadanam-po fa indrindra fahasalamana ! :-*
4. fahamarinana
(
03/01/2009 19:07)
:arrow: bonne année niryna..misaotra tamin'ny fizarana tamin'ny taona lasa dia maniry ny hitohizany hatrany..
Ny ahy manokana dia atao hoe betsaka ny faniriana fa ny tena ngoda indrindra angamba dia mba hahay hampitombo fitiavana ho an'ny besinimaro ...
Dia ny nampivanitika ahy tamin'ity taona vaovao ity dia ny nahita ny avatar vaovao napetraky koditra... :-D :wink: (l)

5. Koditra
(
04/01/2009 13:04)
Azafady Niryna fa mbola tafiditra ao anatin'ny faniriko ty an!
fahamarinana:Mbô faly ery zà fa efa navita nampivanitaka oul saady vao nanomboka ny taona, nandaniko 1 alina ariary mitsy ny nanambôtra an'io voloko io ry Fahamarinana mbô anomezana fahafahapo anareo sy heidi. Ndao @zay hanao namako manokana :-* :-*
Dia ny nampivanitika ahy tamin'ity taona vaovao ity dia ny nahita ny avatar vaovao napetraky koditra...
6. niryna
(
05/01/2009 03:17)
Koditra:
Tratry ny tôna niryna!
Vaovao ny taona.Hiezahako atao koa ny hanova ny toetra ratsy izay mahatonga ny tena hanana negative attitude.Amin'ny fomba ahoana ?Marina zany.
Miaraka amin'ireny olona manana positive attitude ireny,hialana tsikelikely ireny olona be fialonana,mitsikera ny hafa ,tsy manantsaina afatsy ny mahita lesoka na zavatra ratsy tenenina ny hafa .Tsy afaka miala amin'ireny olona ireny anefa isika ary tsy afaka ny anova ny toetrany fa ny toetrantsika no ezahina hovaina dia mahita toetra tsara amintsika koa izy dia mianatra tsikelikely e." Ny soa fianatra"
Tsy mora fa mila fampiharana amin'ny fiainana mihitsy an
...Itymisy tantara kely mampiakatra morale "tsy mba manana sakafo mafilotra aroso ity reny mananontena dia nalain'ny zanany ny vary maina no sady niteny izy hoe henankisoa be ao am-bavako"...
Inona ny anao ny fanirianao ?
- Hahita ny endrik'zany Niryna zany
- Mbô tsy ho nofinofy tsony lé henakisoa be fa mbô ho tena izy sy ho tsapan'lela @zay
- ... mbola vtraky be fa secret d'Etat
Dé samia ho tratrin'ny taona bedabe mbola hifanesy dôly eh! :-* :-* :-*
:D :D
7. niryna
(
05/01/2009 03:19)
karinah:
niryna:
MIarahaba antsika rehetra samy tratry ny taona 2009 !
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho antsika tsirairay avy.Hiatrika taona vaovao isika,hiatrika fiainana vaovao ihany koa.Inona no hetahetam-ponao ,ny fanirianao (hope) amin'ity taona ity?
Ahoana ny fankalazana ny taona any amin'ny firenena misy anareo ?
Mahafinaritra tokoa aloha ny ffihaonana tamin'ny fianakaviana sy ny namana niaraka nanao fety e .Io no mba fotoana hiarahana miaraka fa teren'ny fitadiavana dia mifampiantsoantso eo fotsiny matetika.
Itymisy tantara kely mampiakatra morale "tsy mba manana sakafo mafilotra aroso ity reny mananontena dia nalain'ny zanany ny vary maina no sady niteny izy hoe henankisoa be ao am-bavako" .Ilay fiarahana ,ilay fitiavana mitafotafo no tena zava-dehibe amin'ny mpianakavy sy ny mpinamana .Sa ahoana hoy hianao ?
Vaovao ny taona.Hiezahako atao koa ny hanova ny toetra ratsy izay mahatonga ny tena hanana negative attitude.Amin'ny fomba ahoana ?
Miaraka amin'ireny olona manana positive attitude ireny,hialana tsikelikely ireny olona be fialonana,mitsikera ny hafa ,tsy manantsaina afatsy ny mahita lesoka na zavatra ratsy tenenina ny hafa .Tsy afaka miala amin'ireny olona ireny anefa isika ary tsy afaka ny anova ny toetrany fa ny toetrantsika no ezahina hovaina dia mahita toetra tsara amintsika koa izy dia mianatra tsikelikely e." Ny soa fianatra"
Tsy mora fa mila fampiharana amin'ny fiainana mihitsy an
Inona ny anao ny fanirianao ?
(l)niryna
Misaotra niryna, dia hoa anao koa, ahita fahombiazana amin'izay atao, ahita fifaliana, fiadanam-po fa indrindra fahasalamana ! :-*
misaotra aky a,isika rehetra e
:-* :-* ba mamikely mipoaka ho an'io zazakely eo akaikindry io :D
8. niryna
(
05/01/2009 03:21)
fahamarinana:
:arrow: bonne année niryna..misaotra tamin'ny fizarana tamin'ny taona lasa dia maniry ny hitohizany hatrany..
Ny ahy manokana dia atao hoe betsaka ny faniriana fa ny tena ngoda indrindra angamba dia mba hahay hampitombo fitiavana ho an'ny besinimaro ...
Dia ny nampivanitika ahy tamin'ity taona vaovao ity dia ny nahita ny avatar vaovao napetraky koditra... :-D :wink: (l)
tsy misy fisaorana aky a ,misaotra antsika isika hoy ny fitenenana satria mifampizara mandrakariva .
koditra > :D
9. niryna
(
05/01/2009 03:23)
Koditra:
Azafady Niryna fa mbola tafiditra ao anatin'ny faniriko ty an!
fahamarinana:Mbô faly ery zà fa efa navita nampivanitaka oul saady vao nanomboka ny taona, nandaniko 1 alina ariary mitsy ny nanambôtra an'io voloko io ry Fahamarinana mbô anomezana fahafahapo anareo sy heidi. Ndao @zay hanao namako manokana :-* :-*
Dia ny nampivanitika ahy tamin'ity taona vaovao ity dia ny nahita ny avatar vaovao napetraky koditra...
=D
dia arabaina izany hianao ry koditra fa nahavita dingana iray sahady
:D
10. sakaizakely
(
05/01/2009 14:04)
henankisoa be ao am-bavako
tsy any intsony zany matavy zany ankehitriny ka
ny fomban'ny aty manenjika foàgrà e, sômon e, vorontsiloza matavy e, oy e
ataon'ny kolesterol mandraingiraingy she antitra vo mivanaka oe inn ary ty, kanefa efa tara lotra
rehefa misy ho tsakoina d'efa ampy naky tsy matavy sy mafilotra aza
ny ahy rehefa fety dia araky ny voalazan'i niryna hoe
Ilay fiarahana ,ilay fitiavana mitafotafo no tena zava-dehibe amin'ny mpianakavy sy ny mpinamana
rehefa mifankahita sy miaraka eo fotsiny, de mihoraka sy midoboka lapoaly rehefa tonga ny sasakalina de zay de efa zavadehibe :-P :-P :-P
11. niryna
(
07/01/2009 13:22)
henankisoa be ao am-bavako
sakaizakely:sakaizakely a,matavy an'eritreritra anie izany fa tsy misy mg kely akory tafiditra ny vatana e,eritreritra anie ny an'i kala raha mba vadiko anie zafimahefa.... toy io fiteny io fotsiny fa tsy misy arotsaka ao am-bava ilay olona kely mahantra
tsy any intsony zany matavy zany ankehitriny ka
io indray rehefa mba misy ny atoraka dia mividy fa ireo izay tsy mba manana antokona no resahiko hoe "henankisoa be ao am-bavako
ny fomban'ny aty manenjika foàgrà e, sômon e, vorontsiloza matavy e, oy e
ataon'ny kolesterol mandraingiraingy she antitra vo mivanaka oe inn ary ty, kanefa efa tara lotra
rehefa misy ho tsakoina d'efa ampy naky tsy matavy sy mafilotra aza
ny ahy rehefa fety dia araky ny voalazan'i niryna hoe
Ilay fiarahana ,ilay fitiavana mitafotafo no tena zava-dehibe amin'ny mpianakavy sy ny mpinamana
rehefa mifankahita sy miaraka eo fotsiny, de mihoraka sy midoboka lapoaly rehefa tonga ny sasakalina de zay de efa zavadehibe :-P :-P :-P
ie dia raikitra ny fijerevana film gasy sy ny hirahira gasy ary dia mandihindihy sy mihirahira manao feo kadradraka eo aloha ,hi,hi
izaho izao nanao kitoza dia niaraka teo ny vary amin'anana sy ny kitoza vao nisaraka ,nasiako sakay kely dia tena vita ny lanonana
:D :-P