Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsiky dia ampy fa tratry ny taona
1. Angie
(
02/01/2009 12:06)
[center]
[size=18px]Miarahaba ny Namana rehetra tratry ny taona 2009[/size][/center]
[center]
[size=18px]Dia mba ho Tsiky dia ampy hatrany no hiharahantsika :D [/size][/center]
[center]
[size=18px]Misaotra indrindra an'i Hery noho ny fisian'ny Serasera.org [/size][/center]
:-*
2. Fiffi
(
02/01/2009 14:08)
3. ikalamako
(
02/01/2009 17:50)
4. ainaheri
(
02/01/2009 17:59)
Misaotra nizara,d isaorana kou i hery nanisy ny:
tsiky dia ampy ee
5. mirana5
(
03/01/2009 17:45)
Soa ihany aho fa mahay mitsiky ouf!!! havotra aho! :D :D :D :D :D
6. gasyjean
(
05/01/2009 13:19)
Dia samy tratrin'... indray moa izany ka inona ary?