RNS 2009
1. Ralay
(
20/12/2008 07:41)
Fantatra izao fa any NANTES indray ny toerana hanaovana ny RNS 2009 ny 11-12-13 aprily. Koa dia mampandre antsika rehetra sahady izay mikasa ny handeha mba hiomana dieny izao.
Ny fandaharana hafa mikasika ny Namana serasera amin'izany dia mbola ho lazaina amin'ny manaraka eto ihany.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
:lol:
Ny fandaharana hafa mikasika ny Namana serasera amin'izany dia mbola ho lazaina amin'ny manaraka eto ihany.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
:lol:
répondu par tolipy le 25/01/2009 17:58
2. Rafahafahana
(
22/12/2008 12:53)
Ralay:
Fantatra izao fa any NANTES indray ny toerana hanaovana ny RNS 2009 ny 11-12-13 aprily. Koa dia mampandre antsika rehetra sahady izay mikasa ny handeha mba hiomana dieny izao.
Ny fandaharana hafa mikasika ny Namana serasera amin'izany dia mbola ho lazaina amin'ny manaraka eto ihany.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
:lol:
Fa inona kay zany RNS fa tena tsy fantatro.
4. kotobekibo
(
22/12/2008 13:03)
Rafahafahana:
Fa inona kay zany RNS fa tena tsy fantatro.
io ilay RNS ary tongava ary e!
http://www.rns-cen.com/
Efa tena sur v aloha fa any NANTES sa mbola VICHY ihany indray ?
5. Ralay
(
22/12/2008 13:31)
Efa tena sur v aloha fa any NANTES sa mbola VICHY ihany indray ?
Raha ny tompon'andraikitra indray no hilaza vaovao tsy marina dia tsy tokony hilaza fa tonga @ilay fitenenana hoe manely tsaho.
Averiko indray fa ny RNS 2009 dia hatao any NANTES fa adinoy aloha Vichy.
:lol:
6. kotobekibo
(
22/12/2008 13:53)
Ralay:
Efa tena sur v aloha fa any NANTES sa mbola VICHY ihany indray ?
Raha ny tompon'andraikitra indray no hilaza vaovao tsy marina dia tsy tokony hilaza fa tonga @ilay fitenenana hoe manely tsaho.
Averiko indray fa ny RNS 2009 dia hatao any NANTES fa adinoy aloha Vichy.
:lol:
OK less a! misaotra betsaka .
Fa mba misy fanotaniana kely , aiza ho aiza ao Nantes ilay site-n'ilay RNS . Mba ahafahana maka hotely akaikikaiky izany raha ny marina e!
Manararaotra less fa mba manana namana tompon'andraikitra a! :-P
7. Papoose
(
22/12/2008 14:14)
mba ilazao za raha mahita milailay sy moramora enao ry bekibo a :wink:
12. Ralay
(
22/12/2008 17:08)
Manararaotra less fa mba manana namana tompon'andraikitra a!
Amin'ny maha tompon'andraikitry ny dinika diaspora eto no lazaiko fa tsy tompon'andraikitry ny RNS akory an :-P
14. Papoose
(
22/12/2008 23:08)
kotobekibo, raha misy hotel de poinsa anie le mandeha eeee!! fa mahalala n'izan'iza any nantes..raha tsy hoe ny anao ihany angaha :-D :-P
15. sipagasy
(
23/12/2008 07:33)
tsy manimba dinika aho akory annn, fa aleo izany hitady Mc do na Quick na KFC akaikikaiky ny stade mba hihaonatsika seraseraiste mpanenjika RNS e!
mmhh tsy misy moron-drano @ity izany ô! hihih
mmhh tsy misy moron-drano @ity izany ô! hihih
17. fahamarinana
(
23/12/2008 12:16)
:arrow: misaotra any ralay nampilaza fa tena lavitra anay foana ve ilay toerana...asa ndray raha ahita ... (l)
18. Rafahafahana
(
23/12/2008 13:40)
kotobekibo:
Rafahafahana:
Fa inona kay zany RNS fa tena tsy fantatro.
io ilay RNS ary tongava ary e!
http://www.rns-cen.com/
Efa tena sur v aloha fa any NANTES sa mbola VICHY ihany indray ?
Misaotra fa voavaly ny fanontaniako.
19. Samoana
(
23/12/2008 15:15)
Ralay/ sao de mba misy "Boieng" manao lavalina avy any atsimotsimo any mba tsy hamizana loatra ny zoera :wink: ?
20. heidi
(
23/12/2008 16:54)
Noue:
NANTES
http://www.google.fr/search?hl=fr&q=Nantes&meta=&aq=f&oq=
merci noue fa tena mbola tsy haiko hoe avy aty atsimo sa avaratra sa atsinanana ny misy ahy io ka tena mbola baraingo be...
sipagasy: aiza ny toerana tsy misy Quik na Mc do e!
:°) :wink: