RNS 2009

21. heidi ( 23/12/2008 16:55)
Noue:

NANTES
http://www.google.fr/search?hl=fr&q=Nantes&meta=&aq=f&oq=


merci noue fa tena mbola tsy haiko hoe avy aty atsimo sa avaratra sa atsinanana ny misy ahy io ka tena mbola baraingo be... :wink:
sipagasy: aiza ny toerana tsy misy Quik na Mc do e!


:°) :wink:
22. Mirananirina ( 24/12/2008 12:14)
Nefa tena tsara ilay tany Vichy teo.Mahita tany hafa indray zany koa inon moa fa tsy tsara.Sady mbola tsy nahia ny Nantes,nefa any foana no mangataka acte de naissance.
23. kotobekibo ( 25/12/2008 23:27)
Mirananirina:

Nefa tena tsara ilay tany Vichy teo.Mahita tany hafa indray zany koa inon moa fa tsy tsara.Sady mbola tsy nahia ny Nantes,nefa any foana no mangataka acte de naissance.


Zà aloha efa leo Vichy e! aleo mba miova tanàna kely indray .
:)
24. Ralay ( 26/12/2008 10:36)
Samoana>Mbola ho jerena raha hisy boeing fa tsy vakansy ny mpianatra aty @io ka raha misy dia ilazako ihany elà.
25. tolipy ( 25/01/2009 17:58)
tena marina ve nantes sa mampiresaka mora hiomanako. efa ianao ihany nampilazanay, mba fantatrao ve hotels handehanana , dieny izao dia mihomana, mandeha daholo ve nareo namaly any ralay ity? Dia mifankahita tsy hifakahalala akory. Hi! hi! hi!javascript:emoticon(':-D')nefa miresaka foana eto!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6455