bibidia
1. deric
(
19/12/2008 05:48)
Misy TV mandefa ny faminarana ataon'i Maihol eto Fianar amin'izao fotoana.
manome code hono izy rehefa mampianatra ny momba ny apokalypsy:
Ny ranomasina hoy izy dia vahoaka; Ny vehivavy (ilay nenjehin'ny dragona) dia fiangonana; Ny bibidia dia mpanajaka.
Rehefa nandeha hono ny fampianarana dia nambarany fa amin'izao fotoana dia filohan'ny andrim-panjakana io bibidia io, ka misy isam-pirenena na isam-panjakana.
nofaritany koa fa ef anisy efatra hono ny bibidian'i Madagasikara:
Voalohany Tsiranana Pilbert
Faharoa Ratsiraka Didier
Fahatelo Zafy Albert
Fahaefatra Ravalomanana Marc.
tapitra teo ny fihainoako ny fitantaran' ilay olona nanaraka ny fanadaharana fa resaka teny am-pandehanana, ka tsy haiko izy mety ho tokony, nefa na izany dia mampino fa ny ny ilay mpampianatra code no bibidia faha dimy amin'ny taona 2013.
Sa ahoana no hevitrareo.

répondu par niryna le 23/12/2008 15:08
2. ikaretsaka
(
19/12/2008 06:15)
Hmmmm..... f'angaha natokana ho an'i madagasikara ihany hono ny apokalipsa sy ny biby dia?
3. coopsal
(
19/12/2008 13:13)
Tsy haiko ny mety hahaliana ny olona amin'io resaka bibidia io.
Fa voasoratra aloha fa izay manana ny mariky ny bibidia (eo @ tanany na ny andriny) dia hatsipy any amin'ny farihy mirehitra afo.[Apokalypsy 13-14-16]
Fa voasoratra ihany koa, fa izay manana ny marik' Andriamanitra (eo @ andriny) dia mahazo ny fiainana mandrakizay.[Apokalypsy 3:12]
Koa itaomako ny mpino, ataovy izay hananana ny marik' Andriamanitra dia hahazo fiainana.

6. fijo
(
19/12/2008 20:17)
bibi an,aza mivaky latety amin'izany ndry fa resaky ny matahotra biby ty e
7. rakapy
(
20/12/2008 03:10)
Deric > Aza manaiky ahodikodin'ny mpanao politika letsy a! I pasitera maiol no te hilatsaka ho prezida @ 2012 dia efa manomboka ny propagandiny dien'ny izao i lery.
I lery no tena ho bibidia fa andraso fa ho hitanao. Le gasy mantsy dia efa jamban'ny xanisma @ izao fotoana izao ka dia io no ho araraotin'i lery hilatasahana prezida dia ny prezida rehetra no mody lazainy fa bibidia.
Mitady hanafangaro ny politika sy fivavahana ( Zava-doza be io ry akama)

8. niryna
(
23/12/2008 15:05)
coopsal:
Tsy haiko ny mety hahaliana ny olona amin'io resaka bibidia io.
Fa voasoratra aloha fa izay manana ny mariky ny bibidia (eo @ tanany na ny andriny) dia hatsipy any amin'ny farihy mirehitra afo.[Apokalypsy 13-14-16]
Fa voasoratra ihany koa, fa izay manana ny marik' Andriamanitra (eo @ andriny) dia mahazo ny fiainana mandrakizay.[Apokalypsy 3:12]
Koa itaomako ny mpino, ataovy izay hananana ny marik' Andriamanitra dia hahazo fiainana.
=D>
9. niryna
(
23/12/2008 15:08)
deric:
Misy TV mandefa ny faminarana ataon'i Maihol eto Fianar amin'izao fotoana.
manome code hono izy rehefa mampianatra ny momba ny apokalypsy:
Ny ranomasina hoy izy dia vahoaka; Ny vehivavy (ilay nenjehin'ny dragona) dia fiangonana; Ny bibidia dia mpanajaka.
Rehefa nandeha hono ny fampianarana dia nambarany fa amin'izao fotoana dia filohan'ny andrim-panjakana io bibidia io, ka misy isam-pirenena na isam-panjakana.
nofaritany koa fa ef anisy efatra hono ny bibidian'i Madagasikara:
Voalohany Tsiranana Pilbert
Faharoa Ratsiraka Didier
Fahatelo Zafy Albert
Fahaefatra Ravalomanana Marc.
:roll:

:?: