15 % ny lehilahy
1. Bita
(
18/12/2008 14:31)
Ny 15 %n' ny lehilahy erantany milaza fa fohy loatra hono ny balitany ary ny 85 % milaza fa ny regle nandrefesana azy no tsy ampy.
répondu par Koditra le 26/12/2008 18:46
2. Lejoba
(
18/12/2008 15:27)
Izay no blem-n'ilay Zafindravidaka. Manao comparaison @ acteurs dia voa be ny moral
3. kotobekibo
(
18/12/2008 15:57)
Hifaninana @ ireo be mainty v ? :D
Tsy mahatoky tena angaha sa ahoana ? io anie toy ny maso-kitsikitsika e! izay kely ananana no ahiratra ( fa mahita lavitra an! )
:-D :-D :-D

4. Samoana
(
18/12/2008 16:17)
kotobekibo:
Tsy mahatoky tena angaha sa ahoana ? io anie toy ny maso-kitsikitsika e! izay kely ananana no ahiratra ( fa mahita lavitra an! )
:-D :-D :-D
kely jerena fa betlehema ve:-D ?
sa mirijarija be tsy handraofana? :-D
5. ikaretsaka
(
18/12/2008 17:29)
Zafindravidaka 1 trano sady tsy mahay mijery film... tsy le fika nanaovana no jerena fa ny hangozan ny filahiana
7. Itovoary
(
19/12/2008 06:06)
Io tsy miankina @ halavany sy habeny fa ny vokatra azo sahala ihany. Aza manimba saina @zany.
8. Koditra
(
19/12/2008 06:45)
O rizalah ! Ny tian’ mpanoratra atongavana nge d oe atsangano ny tànana havanana ho anzay tafiditra ao anatin’ny lay 15%, d tànana havia ho anzay tafiditra ao anatin’lay 85% eh! Ny tànako zao io efa natsangako. :-D
Ny an kotobekibo zao io efa mitsangana io ny tànana havia :-D :-D :-D :-D

9. hery
(
19/12/2008 08:35)
Tsy tao anatin'ny vokatr'ilay fanadihadiana angaha hoe 90% -n'ny lehilahy dia mandainga? :-)
10. sakaizakely
(
19/12/2008 08:49)
shhh
resabeee
ampekaro ny tongotra 2 ka raha tsy mitsipototra de zay vo tena azo atao oe mafy be balita

11. kotobekibo
(
19/12/2008 15:45)
Koditra:
O rizalah ! Ny tian’ mpanoratra atongavana nge d oe atsangano ny tànana havanana ho anzay tafiditra ao anatin’ny lay 15%, d tànana havia ho anzay tafiditra ao anatin’lay 85% eh! Ny tànako zao io efa natsangako. :-D
Ny an kotobekibo zao io efa mitsangana io ny tànana havia :-D :-D :-D :-D
Ountss ... ny ahy anefa tsy tànana io mitsangana mibiloka miankavia io =))
12. Koditra
(
19/12/2008 17:32)
kotobekibo:
Ountss ... ny ahy anefa tsy tànana io mitsangana mibiloka miankavia io =))
Ekany ! kay ny tànan'ny bita lay tazako nitsangana teo iny =)) =)) =))
13. kotobekibo
(
22/12/2008 09:48)
Koditra:
O rizalah ! Ny tian’ mpanoratra atongavana nge d oe atsangano ny tànana havanana ho anzay tafiditra ao anatin’ny lay 15%, d tànana havia ho anzay tafiditra ao anatin’lay 85% eh! Ny tànako zao io efa natsangako. :-D
Ny an kotobekibo zao io efa mitsangana io ny tànana havia :-D :-D :-D :-D
Koditra > mba akisano kely io tànan'elah io less fa manakona a!=))
15. kotobekibo
(
22/12/2008 13:25)
Koditra > hay v ka tsy tànana koa io e! mafy ihany ref zafin'apondra an! =))
tonga soa less bainn a! :-D :-D :-D
tonga soa less bainn a! :-D :-D :-D