Tsy mihomehy

1. miranto81 ( 15/12/2008 08:56)
Tena tsy mahita zavatra mampihomehy intsony aho efa ela izay. Na ilay tokony hampihomehy ahy ireny taloha ireny aza. Marary ve aho?
répondu par ikaretsaka le 22/12/2008 22:20
2. fahamarinana ( 15/12/2008 12:13)
:arrow: koa tsy mba mamaky dinika ao amin'ny hatsikana sy lalao ao fa toa misy mapihomehy ao kouh (l)
3. Lejoba ( 15/12/2008 13:17)
blasé(e) ? trotraky ny fiainana?
http://www.dailymotion.com/video/x407re_antsoy-jesosy-noely_music
:lol: :lol: :lol:
4. Zozoro ( 15/12/2008 18:51)
miranto81:

Tena tsy mahita zavatra mampihomehy intsony aho efa ela izay. Na ilay tokony hampihomehy ahy ireny taloha ireny aza. Marary ve aho?

Be ny zavatra mampitsiky sy mampihomehy. Andramo aloha izao : amin'ny fotoana maha tony anao tsara iny (calme) tadiavo ary avereno an'eritreritrao ny zava-niseho tena nampiomehy anao taloha (archive) ny toerana, ny taonanao, ny olona niharaka taminao (raha nisy) ny fotoana nisehony.
Iaino iny mandritra ny fotoana fohy, ny niandohany sy ny fiahafarany, averimbereno fa indraindray misy épisode adino kely.
Miomeheza fa ny hehy no ampinga enti-miady ê!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :^) :lol: :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 16/12/2008 04:14)
Sao dia ilay efa tafiditra ririnina dia manjombona koa?
6. ikaretsaka ( 16/12/2008 04:55)
Manaova salobon-komana ao anaty lamba ao rehefa matory dia izay vita apo vita de eritrreto rehefa elaela
7. arialy ( 16/12/2008 08:49)
ikaretsaka
8. tywa68 ( 16/12/2008 12:15)
miranto81:

Tena tsy mahita zavatra mampihomehy intsony aho efa ela izay. Na ilay tokony hampihomehy ahy ireny taloha ireny aza. Marary ve aho?

Mankanesa @ blagy ao marina d ataovy misy2 ny chocolat e :miam:
9. ikaretsaka ( 16/12/2008 14:30)
Arialy...nety tamiko izay ko
Ohatra hoe nivalandrivotra tao ohatra dia eritretina ny fanenony sy ny fofony sy ny fanakipahana malaky ilay lamba
Na izay natao tao e.... mety nisy parasy ohatra tao de le pozinao tao anaty lamba tao nitady le parasy eritreretina
10. ikaretsaka ( 16/12/2008 14:33)
Na ny n'importe kwaa nataonao aza nge rehefa maka fotoana tsara ianao hanaovana jery todika azy ka matetika mampihomehy e
11. Koditra ( 16/12/2008 15:22)
Ika : Tena mety marina kléaza, nandramako lay nitady parasy. :-D :-D
12. kotobekibo ( 17/12/2008 17:23)
Te himehy v njy ?
Eritrereto fotsiny ny paoziko hoe ampanaovina string , mipotsaka doly ny kibo .
Taloha hono akisakisaka ny slipo ahitana ny divo sy ny kibo , fa ny ahy akisakisaka ny divo sy ny kibo mba ahitana ny slipo =))
13. ikaretsaka ( 17/12/2008 18:02)
Kiiii mba ratsy vintana koa izany silipon I ktbkibo izany.... pitsitra ao
14. kotobekibo ( 17/12/2008 18:42)
hita ouah less :-D :-D :-D
15. arialy ( 18/12/2008 11:31)
:-D :-D :-D i miranto81 ndray no tsy hita himeme .
ikotobekibo
16. ikaretsaka ( 22/12/2008 22:20)
k'hita fa izany ko.. indraindray aza tsy string fa slipio normale rehefa sendra le taille kelikely de manao tahak'iznay koa

izay no tsary hanaovako silipo any iii
ahako tsary hoe matavy fa vaventy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2253