fa naninn?
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
3. yonikafopl
(
14/12/2008 09:49)
nosoloina ny vavahady de tsy nety nisokatra tsony fa ni koinsa hihihihihihihi
![](https://avatar.serasera.org/3e41d67d5461196c3e784fb6549f7763.jpg)
7. heidi
(
15/12/2008 06:28)
Ka ny karetsaka anie amzao toa misy lavaka kely ery ambany de eo ndray no hitsofoan'ny gadànà e! :°) mila lakilé mitsy :-P
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
8. ikaretsaka
(
15/12/2008 06:31)
Eee efa kofre fort izany fa tsy douche intsony... aleoko mijanona ho karetsaky ny toilettes de filles ihany
![](https://avatar.serasera.org/3e41d67d5461196c3e784fb6549f7763.jpg)
9. heidi
(
15/12/2008 06:35)
:roll: :roll: :roll: fangah tsy vavahadin'ny sersera lay izy moa? :-D :-D :-D hay ve ka toilettes e! :-D