fa naninn?

1. kelly13 ( 13/12/2008 17:42)
http://namana.serasera.org/
novalian'i heidi ny 15/12/2008 06:35
2. heidi ( 13/12/2008 18:08)
efa hatry ny omaly aky io fa misy fanamboarana ngamba :°)
3. yonikafopl ( 14/12/2008 09:49)
nosoloina ny vavahady de tsy nety nisokatra tsony fa ni koinsa hihihihihihihi
4. heidi ( 14/12/2008 12:52)
:lol: mila lakilé avec puce :-P
5. kelly13 ( 14/12/2008 18:19)
lakilé sy parasy v zany? mdr
6. ikaretsaka ( 15/12/2008 03:57)
Na adino ny koa ny ikaretsaka de tsa misokatra ny vavahady :-D
7. heidi ( 15/12/2008 06:28)
Ka ny karetsaka anie amzao toa misy lavaka kely ery ambany de eo ndray no hitsofoan'ny gadànà e! :°) mila lakilé mitsy :-P
8. ikaretsaka ( 15/12/2008 06:31)
Eee efa kofre fort izany fa tsy douche intsony... aleoko mijanona ho karetsaky ny toilettes de filles ihany
9. heidi ( 15/12/2008 06:35)
:roll: :roll: :roll: fangah tsy vavahadin'ny sersera lay izy moa? :-D :-D :-D hay ve ka toilettes e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816