zanaka lahy
1. diamondra27
(
11/12/2008 14:22)
ho anareo ray na tsy mbol aray fa maniry ho ray inona kay no tena mahatonga ny ray haniry zanaka lahy , misy antony manokana ve sa mba hoe samy lehilahy miaraka rehefa lehibe fotsiny . mba hazavao amin'ny antsipiriany hoe azafady.
MIsy aza ireny pays hafa ireny raha vao vavy no zanaka dia vonoina
MIsy aza ireny pays hafa ireny raha vao vavy no zanaka dia vonoina
répondu par kotobekibo le 17/12/2008 18:42
2. heidi
(
11/12/2008 15:11)
ôtsatsika vevavy maniry ny hanana zanaka vavy ihany rotany ah!
kanefa misy ny contraire! lahy izy fa aleony vavy dia torakizay koa hoe
vavy izy fa aleony zanakka lahy
:°)
ny ahy aloha fitiavana manokana ny vavy kely no itiavako zanaka vavy, na ataoko hoe lahy aza aho ohatra dia vavy ihany.... :°)

3. Lejoba
(
11/12/2008 15:36)
mandimby ny anaran-dray ; mamelo-maso ny anarana satria iny no miampita. Fierté. Tsy mampiasa saina ohatry ny zanaka vavy rehefa adolantsento (sao an'nan... dry leirony any).
Signe de virilité an'i papa (paraît que les mecs virils font des garçons... mmmhmhmm ets ets :D
Signe de virilité an'i papa (paraît que les mecs virils font des garçons... mmmhmhmm ets ets :D
4. heidi
(
11/12/2008 15:47)
an han! de mandokq tena be tssss :-D
iny kosa aloha marina e!
fa raha amiko manoka tsy dia important izany....Eo am fiainana :-P
ny zanaka lahy koa mampiasa saina ka! ohatra hoe mba tsara dool ve ny namany mifanerasera aminy sao dia gangs, mpifoka rongony, sns.... :-P
mandimby ny anaran-dray ;mamelo-maso ny anarana satria iny no miampita
iny kosa aloha marina e!
fa raha amiko manoka tsy dia important izany....Eo am fiainana :-P
Tsy mampiasa saina ohatry ny zanaka vavy rehefa adolantsento (sao an'nan... dry leirony any).
ny zanaka lahy koa mampiasa saina ka! ohatra hoe mba tsara dool ve ny namany mifanerasera aminy sao dia gangs, mpifoka rongony, sns.... :-P
7. xxx
(
11/12/2008 16:38)
manahirana mihintsy akia le mitady gabone ho an'ny zanako vavy rehefa mitsangatsangana a. Miangavy an'i dadb noely mintry aho mba ho lahy ny manaraka
8. diamondra27
(
11/12/2008 17:00)
amin'izao fotoana ange efa malalaka hoe iza no tiana hatao anarana e, tsy voatery hitondra ny anarambady sa ahoana.
Raha izay hoe hitondra ny anarana izany no irina zanaka lahy dia mbola hitako fa mafy orina be ilay hevitryny ntaolo. Mampalahelo izany izahay vhv.
Mbola tsy maha tapakevitra ahy hanao zanaka lahy ihany raha izay fotsiny no antony itiavan'ny lhl hananjanaka lahy, raha manana safidy aho
Mitovy ihany toko ny souci na vavy na lahy fa le zanaka vavy ange ra bevohoka aza de nisy lhl nanabevoka azy e, ary ny zanaka lahy nga tsy atahorana sao lasa gay?

9. sakaizakely
(
11/12/2008 17:21)
ho anareo ray na tsy mbola ray
efa oe ho an'ny lhl mbola vhv ihany no mamaly resaka :-D :-D :-D :-D :-D
za kou mbo hamaly raha izany
perso tsy mifidy, fa naniry ny hanana lahy sy vavy fotsiny dia tanteraka ihany. sinon na vavy daholo aza ny teo tsy ho nampaninona
fa ny isany sy ny elanelany no nofidina :P
10. vale
(
11/12/2008 21:16)
efa oe ho an'ny lhl mbola vhv ihany no mamaly resakasakaizakely: :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
12/12/2008 01:42)
ikaretsaka:
hafa ihany ange ny lahy tahaka an-drainy e
lahy kely an lahy kely...haditra hanahaka andrainy ihany refa avy eo d inna??? tsisy horaisina? ny vavy kely refa mba lehibe any aoriana any ka manambady ihany d tsy manarary ny ray amandreniny mitsiny sy ny iray tampo aminy...fa ny lahy vao nahazo vady d oublie ianao dada sy neny, fa ny vadiny ihany d entiny vadiny @ sangany any koa moa d very any tsisy horaisina!
13. xxx
(
12/12/2008 01:50)
Ny vavy koa kanefany tsisy horaisina ihany koa ra toa ka hiteraka vavy ihany ka hanao makorelina d naleo tsy nisy..naleo tsy hary!
14. Mandefitra
(
12/12/2008 04:52)
Ankoatry ny voalazan i Lejoba, dia ny lahy koa azo ianteherana @ adidy rahatrizay, fikolokoloana ny tanana sy ny tanindrazana ...
Ny sipakely mantsy le izy mbola kely iny ihany no dada dada, fa rehefa lasan ny zalahy izy tsy fantany ntsony zany dada zany ... Mety lasa adv aza refa hozy ry lerony hoe ny baininareo ko tsy milay ...
Na izany na tsy izany, aleo manana zanaka vavy toy zay bandy fa sarim-bavy :
Avoir un fils c'est bon, en faire un homme c'est mieux

15. heidi
(
12/12/2008 06:30)
xxx:fangah tsy maitsy manao anzany ny zanaka vavy???????
Ny vavy koa kanefany tsisy horaisina ihany koa ra toa ka hiteraka vavy ihany ka hanao makorelina d naleo tsy nisy..naleo tsy hary!
ARY RAHA lasa mpidaina mpamono olona mpanolana vevavy koa ny lahy dia ahoana.....,,,????
:°)
16. heidi
(
12/12/2008 06:34)
Mandefitra:
Ankoatry ny voalazan i Lejoba, dia ny lahy koa azo ianteherana @ adidy rahatrizay, fikolokoloana ny tanana sy ny tanindrazana ...
Ny sipakely mantsy le izy mbola kely iny ihany no dada dada, fa rehefa lasan ny zalahy izy tsy fantany ntsony zany dada zany ... Mety lasa adv aza refa hozy ry lerony hoe ny baininareo ko tsy milay ...
Na izany na tsy izany, aleo manana zanaka vavy toy zay bandy fa sarim-bavy :
Avoir un fils c'est bon, en faire un homme c'est mieux
TANINDRAZANA am ahoana no kolokoloina????
:-D Mba resaka koa izany ka resaka an!
lazaiko anao, fa ny vehivavy araka io voalazan'ni xxx io no mahakarakara plus noho ny zanaka lahy rehefa antitra lay RAD.....ny vehivavy no mahavita adidy plus kokoa noho ny lahy, tranga maro matsy no efa itako ka toy izay foana.
Ny vavy malaky mieritreritra hoe ataoko anzao ireto RAD ireto.....
HE IZANY izy hoe sipakely, mbola tezaina anie izany e!
fa rehefa lehibe hafa mihitsy ny fitrangan-javatra... ny vavy no mahavita adidiy kokoa :-P
17. tywa68
(
12/12/2008 07:12)
Heidi : marina mihitsy ireo teneninjy reo : haf ihany ny zanak vavy : ilay lahy mitondra anaran-drainy fa tsy ho voatery hikarakara tanindrazana zany, raha mikarakara ahy aloha d efa isaorana an'Atra :-D :-D
18. RATOVOARY
(
12/12/2008 07:27)
ho anareo ray na tsy mbol aray fa maniry ho ray inona kay no tena mahatonga ny ray haniry zanaka lahy , misy antony manokana ve sa mba hoe samy lehilahy miaraka rehefa lehibe fotsiny . mba hazavao amin'ny antsipiriany hoe azafady.
MIsy aza ireny pays hafa ireny raha vao vavy no zanaka dia vonoina
Ny anareo zany ange ka vinavinaina ho ratsy ny hatoan'ny zanakareo any aoriana e! Le antony haniriana azy no valiana eto fa tsy zany
ARY RAHA lasa mpidaina mpamono olona mpanolana vevavy koa ny lahy dia ahoana.....,,,????
sodé mahabevoka zanak'oul ka voarohirohy am'zany eo, etc,etc....
ny zanaka lahy koa mampiasa saina ka! ohatra hoe mba tsara dool ve ny namany mifanerasera aminy sao dia gangs, mpifoka rongony, sns....
sns.....sns......
Ireo de miankina @ fomba fitaizana azy foana na lahy na vavy ny mety ho toetrany raha lehibe.Raha vao kely ve izy de efa ampianarinao hisetrasetra tsy ho gangs izy rah lehibe.
19. Mandefitra
(
12/12/2008 07:55)
heidi:
lazaiko anao, fa ny vehivavy araka io voalazan'ni xxx io no mahakarakara plus noho ny zanaka lahy rehefa antitra lay RAD.....ny vehivavy no mahavita adidy plus kokoa noho ny lahy, tranga maro matsy no efa itako ka toy izay foana.
Ny vavy malaky mieritreritra hoe ataoko anzao ireto RAD ireto.....
Arakaraky ny fitaizana araky ny tenin'i Ratovo ihany io ..
Ny hoe adidy ange tsy voafetran ny fanateram-bary ra marary sy fanasana ny akanjo fotsiny e ...
Ny fandraisana fitenenana na an-karatsiana na an-kafaliana, na sanatria hidonam-pahoriana ny fianakaviana ka tsy eo ny olon-dehibe, ny fikarakaraka ny tanana sy ny tanimboly, ny trano any ambanivohitra , ny reparations isan-karazany e ...
Ary mbola hafa mihitsy zany hoe misy lehilahy mijoro rehefa misy fivoriam-pianakaviana ... raha any Mada io ny resaka an
Fa milay le manana vavy kely ka :wink:
20. diamondra27
(
12/12/2008 16:05)
xxx:
Ny vavy koa kanefany tsisy horaisina ihany koa ra toa ka hiteraka vavy ihany ka hanao makorelina d naleo tsy nisy..naleo tsy hary!
-------------------------
le mahatonga ny vvay hanao makorel kosa angamba dia matetika ny ankamaroany noho le fahoriana mianjady ao antrano e , donc miankina am dada sy mama le izy, voaporitra ao i kala de lasa mande te hanana elatra hono na ze vao miseho mamiratra sy manome toky fa hanome fahasambarana de lasa nefa refa aveo sendra le olona tssssssss
mila mitandrina mihintsy ny RAD am zanaka vavy aloha e voan'ireto bandy mpanao vantara de revo