zanaka lahy
21. diamondra27
(
12/12/2008 16:08)
Mandefitra:
Ankoatry ny voalazan i Lejoba, dia ny lahy koa azo ianteherana @ adidy rahatrizay, fikolokoloana ny tanana sy ny tanindrazana ...
Ny sipakely mantsy le izy mbola kely iny ihany no dada dada, fa rehefa lasan ny zalahy izy tsy fantany ntsony zany dada zany ... Mety lasa adv aza refa hozy ry lerony hoe ny baininareo ko tsy milay ...
Na izany na tsy izany, aleo manana zanaka vavy toy zay bandy fa sarim-bavy :
Avoir un fils c'est bon, en faire un homme c'est mieux
----------------------
ena eto izao vao hitako we misy fahamatorany le tian'ny lhlhananjanaka lahy raha izany.
dia maninona koa anefa raha tsy miady foana ny vinanto sy ny rafozana e
Fa ny loza koa dia ity misy olona any ho any ilay rafozana sy vinanto tena kompany be mifampitarika amin'ny ratsy . De tsyhaiko mihintsy ny mahatonga izany
22. diamondra27
(
12/12/2008 16:10)
fanontaniana ho anareo lehilahy aloha vao ho an'ny vehivavy: fa inona izany no antenainareo ho toetran'ny rafozanareo e? misy milaza etsy ambony manko we raha vao vavy ny zanaka de manary an'i dada fa we bain'nareo masosotra...
23. diamondra27
(
12/12/2008 16:13)
za tokoa ry heidi mitovy hevitra amin'ndry fa ny vhv no mahatsiaro ny RAD foana de zay le mahatonga ny rafozana miady am vinanto angamaba satria tsy mitovy ny fanampiana omena amin'ny andaniny sy ankilany
izay le hoe instint maternelle mitsinjo foana ny ho avy fa ny lahy manao ze daniny kibony anio ihany
izay le hoe instint maternelle mitsinjo foana ny ho avy fa ny lahy manao ze daniny kibony anio ihany
24. diamondra27
(
12/12/2008 16:17)
sakaizakely: smbatra indry akia a, foza lahy atakalo foza vavy ny andry ,
za manko naheno koa hoe ny zanaka vavy hono lasan'olona fa ny zanaka lahy mijanona ho an'ny tena donc aleo mananjanaka lahy
nefa kosa hoy aho refa sendran'ny vinanto vavy mahay azy izay mety ho diso fanantenana ihany le olona nieritreritra io ambony io satria mety bye bye dada sy mama fa de ny azy ihany aloha

25. heidi
(
12/12/2008 16:28)
Mandefitra:
Fa milay le manana vavy kely ka :wink:
:wink: ewa! fa na izany na tsy izany aza miakina am fitaizàna azy ihany no maha ololmbanona azy na tsia rahatrizay na zanaka lahy io na vavy, donko refa nateraka na lahy na vavy tiana foana :°)
26. diamondra27
(
12/12/2008 17:00)
heidi misy tena ty faly akia satria vavy no teraka eo a, refa borne zay le bandy tsss.
Ireny tavaratra ireny zao manana toetra an 'izany
Ireny tavaratra ireny zao manana toetra an 'izany
28. ikaretsaka
(
12/12/2008 17:41)
diamondra27:
fanontaniana ho anareo lehilahy aloha vao ho an'ny vehivavy: fa inona izany no antenainareo ho toetran'ny rafozanareo e? misy milaza etsy ambony manko we raha vao vavy ny zanaka de manary an'i dada fa we bain'nareo masosotra...
Misy fiteny izay nge manao hooe tsy tomponlny zanany ny manan-janaka vavy e (jereo ny votoatin'ny tonon'ny zanako vavy an' mahaleo)
29. xxx
(
13/12/2008 12:54)
Rehefa samy ho ratsy dia ratsy tokoa aloha e! Fa raha ny hevitro manokana dia izao :
- ny mitaiza zanaka lahy moramora kokoa noho ny mitaiza zanaka vavy. Ny mitaiza zanaka lahy dia azoko lazaina hoe : misy norme "iray" fotsiny, dia ny "norme"universel : tsy miteny ratsy, miakanjo maontina, manaja olona, sns. Fa ny mitaiza vehivavy dia sarotra : ilaina mba jejojejo izy sy mahava-tena nefa tsy tokony ho jefijefitra loatra, ilaina ho mana-namana izy nefa tsy tokony izao olona rehetra izao na koa izao bandy rehetra izao dia ho namana avokoa, mba tokony hifaly sy hifety izy nefa tokony ho voafaritra tsara izany (ohatra : rehefa ampy taona vao mahazo mandeha "boite"). Ny olana anefa dia te hitovy @ namany foana ny zanaka vavy, izay namana mety ho ratsy taiza, ka dia manahirana ny mandrara azy.
Manaraka izany dia eo ny resaka lamaody : ilaina io nefa milalanjalanjaina. Ny vehivavy koa : "kapaina hita fery". tsy sanatria manome tsiny fa mitantara ny zava-misy, izay mampalahelo ihany. Izay nefa moa ilay fiainana ka dia ekena fotsiny ny fiangarany.
Na izany aza anefa, izaho manokana dia sady te hanan-janaka lahy no te hanan-janaka vavy. Fa ny lahy no tiako ho voalohan-janako.

30. Rafahafahana
(
16/12/2008 13:49)
Zaho manana zanaka vavy kely fa tena faly be ny vadiko raha vao nahare fa vavy ny zanakay, tsy ny lehilahy rehetra no maniry zanaka lahy =D>
31. ikaretsaka
(
16/12/2008 13:58)
Aza ferana eo @ teraka fotsiny fa tohizo hatrany @ fanabeazana... de jereony nahafaly am badinao @ izay
32. sakaizakely
(
16/12/2008 17:59)
diamondra27:
ny zanaka vavy hono lasan'olona fa ny zanaka lahy mijanona ho an'ny tena donc aleo mananjanaka lahy
na lahy na vavy akia dia samy tsy zavatra na entana ka hijanona ho an'ny RAD a
Am maha olmbel de adidy ny an'ny RAD manabe azy hahariany elatra sy hahaleovany tena de hanidina hanohy ny lalany irery amin'izay izy. Fisarahana ny lalànan'ny fiainana. Raha tsy misaraka am dada sy neny tsy azo atao oe olondehibe.
Mahagaga fa sady tanjona iriana ny fahaleovantenan'ny zanaka, no sady satry tsy ho faran'ze ela indrindra vao tonga :lol: :lol: :lol:
Ohatra vao teraka iny le zaza de efa mipetraka sahady ny fanontaniana mikasika ny fampisaraha-nono, ny fampihinana sakafo mivaingana, ny hahaizany mamindra,
tsy hitahita eny dia efa tsy handry koa ny ny hidirany mianatra, ny hianarany abidia, ny hidirany CEG, ny hakany bac, ny hidirany oniversité sns...
Zany oe adidintsika ny mampianatra azy ireo hahay hiatrika ny fiainana sady irariantsika koa izy ireo ho tojo ilay silaky ny fony sy hananany ny fiainany manokana handimbiasany antsika, ary tsy antsika velively na zanaka na lahy na vavy fa ho an'ilay olona nofidiany. Fanabeazana fotsiny no antsika
nefa koa maharitra antaonany maro ny fanabeazana, ka tokony afapo ny RAD tsy hampihatra fitiavantena ka hoe hitazona ny zanany ho eo anatrehany mandrakizay. Tsy anao iny
Tsy ny maha lahy na maha vavy koa no mitarika fitsinjovana sy tsy fahavoizana ireo nihary fa ny firaiketampon'ny ankizy arak'izay nitondrana sy nanabeazana azy ireo no tsy anariany ny RAD-ny
Raha dada sy neny be kitakita de tokony tsy ho gaga raha foinjanany :-P :-P :-P :-P
33. ikaretsaka
(
16/12/2008 19:13)
Le hoe very anarana aloha no tena souci an'ny olona e mananjanaka vavy e... vita hatreo ny nom de famille fa lasa madaman-drakoto sisa ny anaran-janany. Eo koa le resaka bricolage sns... tsy misyhanampy zany...
Za mahafantatra rangahy izay fa 3 vavy ny zanany fa raha vao mandeha ny resaka zaridaina na fiompiana alika na securite na meme hoe voalavo sy misy manafika na misy marary ka ilaina entina any @ hop... tena nanas be...
Zahay zao 3 lahy fa ny tsy mahay sobika mahay fatrambary ary tsy nitaraina rabaofy ary faly ery fa manana garde de corps

34. heidi
(
16/12/2008 19:55)
ika: ka ny sipakely koa anie mba afaka manampy am raharaha ao antrano e!
ny ahy zao sady tsy an i ray no tsy ny reny fa ahy samy irery anefa zà miaina otran ny oul retra :°)
Le hoe very anarana aloha no tena souci an'ny olona e mananjanaka vavy etsy important oà zany eo am fiainana, lazao ary hoe inona no tena tombotsoa azo eo am fiainana..... :-P
ny ahy zao sady tsy an i ray no tsy ny reny fa ahy samy irery anefa zà miaina otran ny oul retra :°)
Zahay zao 3 lahy fa ny tsy mahay sobika mahay fatrambary ary tsy nitaraina rabaofy ary faly ery fa manana garde de corpsio alou de marina e! :-P
35. ikaretsaka
(
16/12/2008 20:49)
Le very anarana, ny alika aza misy pedigree sy LOF hoe taranak ianona sy tsy very anarana.... fa enao raha miteraka vavy foana kozy fa 4 eme generation de kenda.ataovy serieux... firy % no mahalala ny nom de jeune fille an'ny arriere gr mere ny par rapport @ arriere g pere?
36. heidi
(
17/12/2008 06:36)
efa hoe tsy importansa loatra izany tsy lmitondra anaran'i ray izany,
na ny grand père na ny arrière grand père tsy dia mi compte loatra eo am fiainana izany fa ny saina ihany no mitondra azy ho aretin'andoha raha ohatra ka!
izaho manana nom de jeune fille ka! fa sady tsy mitondra anarandray no tsy mitondra anandreny, anefa fière aho manana ny anarako perso :°) :wink:
tsy mitovy kosa am lay ohatra alika ilay izy e! ny alika tsy mitondra nom fa pseudo :^)

37. ikaretsaka
(
17/12/2008 16:56)
ka efa hoe very hoa ny pedigree... sa ambany nohon'ny alika nareo?
38. heidi
(
17/12/2008 17:11)
ny resaka alika hafa mahitsy reh! :°)
lazaiko an'i ika fa ny zanak'i dadabenay avy any antanàna tsy misy mitondra ny anarany izy jiaby, samy manana ny nom dool ny retra, :°)
anefa tsy nisyfahatsamponana na hoe nisy zvtr spesialy nianjady tamin'izy ireo, io ilay saina ihany no mitondra azy, araka ny voalaza etsy abony hoe fierté ny an'ny lahy ny mitondra ny anarany amin'ireo tarana sy dimby :-P

39. kotobekibo
(
17/12/2008 18:42)
Amin'ny fomba malagasy dia ny zanaka lahy dia asaina mitondra ny anaran-dray mba tsy ho faty ny anarandray ( ny vhv manaraka ny lhl donc mitondra ny anarambadiny ) . Loharanon-taranaka , mitondra ny arbre généalogique .
Ny zanaka vavy kosa ampitondraina ny anaran'ireo raibe na renibe mba tsy ho very tadidy izy ireny ; na niteraka na tsia , zanaka lahy izy ireo .
Ny an'ny vazaha ampitondrainy ny anarandray dôly na vavy na lahy , ary tena gaga @ fomba-tsika ry zareo hoe maninn hono ny antsika , olona mpianadahy mitovy ray sy reny nefa tsy mitovy ny anarany .