Azonao sary an-tsaina ihany ve ny tianay ho tenenina ?
1. niryna
(
06/12/2008 17:46)
Misy toerana izany dia tsy mba manana accent ny ordi ka raha te hiteny sy te hanoratra izao izahay ka teny roa samy hafa izao dia toa iray ihany no anoratanay azy eto.
* lalana sy ny lalana : fampiharana ny zavatra tokony arahina .... ny iray toerana andehanana
ary sy ary .
Aiza ny lalana mankany .... aty sa ary ..... dia io koa fa tsy tafiditra ny accent eto sy amin'ilay manondro toerana hoe ariiiiiiii hi,hi
* ny tanana sy ny tanana : ny iray toerana ... ny iray vatana toy ny ratsan-tanana izany
ity ny tananana
na te hanisy aza dia tsy misy e
Hianao koa ve mba voa toa izany ?
Ny fanontaniana: mba azonareo sary an-tsaina ve ny teny tianay ho tenenina na tsy misy "accent" aza ilay izy sa dia gaga fotsiny hoe mba tsy mahay teny gasy koa izany ....hi,hi, ? (l) niryna

répondu par niryna le 23/12/2008 16:26
2. fahamarinana
(
06/12/2008 17:57)
:arrow: azoazo veroka kely fa rehefa zohina ny voalaza dia mazava ihany kah.. (l)
4. ikaretsaka
(
07/12/2008 01:49)
Izay le hoe rehefa mamaky de par context fa tsy tsimpona e.... ho anlny tsimpona tsy mahazo mazava ho azy
5. diamondra27
(
07/12/2008 07:48)
:lol:
za aloha de mahazo tsara
ny clavier anglisy koa tsy misy accent dia rehefa te hanoratra amin'ny teny frantsay dia wainina be fa ohatry ny hoe tsy mahay zany ny tena fa tsy asiana quoi izany e. ny sms aza moa vao maika loza il faut deviner

6. ni81
(
07/12/2008 07:52)
Izay le hoe rehefa mamaky de par context fa tsy tsimpona e.... ho anlny tsimpona tsy mahazo mazava ho azy:(
8. niryna
(
08/12/2008 17:22)
fahamarinana:
:arrow: azoazo veroka kely fa rehefa zohina ny voalaza dia mazava ihany kah.. (l)
:D
9. niryna
(
08/12/2008 17:23)
heidi:
ity ohatra: ary avaratra sy andrefana ary ny misy anay atsimo
Hi,hi, ary ilay hoe jereo ilay omby kely fa toy ny alika be ?
10. niryna
(
08/12/2008 17:25)
ikaretsaka:
Izay le hoe rehefa mamaky de par context fa tsy tsimpona e.... ho anlny tsimpona tsy mahazo mazava ho azy
io indray bad boy ,inona koa no hidiran'ny tsimpona eto ? mandoto rano fotsiny,manimba ny sujet,rehefa allergy ny tenin'Atra tsy milaza fa izay misy ny sujet-ny tena dia lotoina foana.
tsy ny soratananao ihany koa no niteny any ambadika any hoe mandreraka sa manahirana koa itony tsy misy accent intony .
aoka hoa ry ika a ,dia ny tena no menatra hoy i mama izay =))
11. niryna
(
08/12/2008 17:27)
diamondra27:
:lol:
za aloha de mahazo tsara
ny clavier anglisy koa tsy misy accent dia rehefa te hanoratra amin'ny teny frantsay dia wainina be fa ohatry ny hoe tsy mahay zany ny tena fa tsy asiana quoi izany e. ny sms aza moa vao maika loza il faut deviner
izay mantsy,
io ny fanazavan'ny olona ry ika a ,tsy misy idiran'ny tsimpona ao fa aza manao izay ampihomehy ahy eto
12. niryna
(
08/12/2008 17:30)
Izay le hoe rehefa mamaky de par context fa tsy tsimpona e.... ho anlny tsimpona tsy mahazo mazava ho azy
ni81:=D Io no mpandoto-rano ato e =))
:(
13. fahamarinana
(
08/12/2008 17:31)
:arrow: ny sms-ny tanora aza efa hay ihany no niafarany fa azo tsara retsy niryna a...ny ahy aza moa afaka asiana accent fa zà koa no manadino ,ao koa no tsy hitako hoe aiza moa ilay tsindrina :wink: (l)
14. niryna
(
09/12/2008 17:12)
fahamarinana:
:arrow: ny sms-ny tanora aza efa hay ihany no niafarany fa azo tsara retsy niryna a...ny ahy aza moa afaka asiana accent fa zà koa no manadino ,ao koa no tsy hitako hoe aiza moa ilay tsindrina :wink: (l)
hitako ,ny ahy indray ilay asiana h eo aloha sa tsia no tena mankarary ny andohako indraindray.Rehefa manoratra aho dia toa mety kanefa rehefa hiverenako ilay izy dia toa diso sy hafahafa ,hi,hi hihomehezako kanefa marina ilay izy
:D
15. ikaretsaka
(
09/12/2008 19:07)
niryna:
Izay le hoe rehefa mamaky de par context fa tsy tsimpona e.... ho anlny tsimpona tsy mahazo mazava ho azy
io indray bad boy ,inona koa no hidiran'ny tsimpona eto ? mandoto rano fotsiny,manimba ny sujet,rehefa allergy ny tenin'Atra tsy milaza fa izay misy ny sujet-ny tena dia lotoina foana.
tsy ny soratananao ihany koa no niteny any ambadika any hoe mandreraka sa manahirana koa itony tsy misy accent intony .
aoka hoa ry ika a ,dia ny tena no menatra hoy i mama izay =))
tsy misy hifandraisan'ny tenin'Atra mihitsy ny ohatra raisiko eto fa ianao no mi generaliser azy @ n'a pas fa efa twisted any!
raha miteny aho izao hoe mamany fotsiny de mety sadaikatra i niryna hoe inona ary ity resahin''i Ika
fa raha miteny aho hoe i niryna sy ny mamany de azon'i niryna ny tiako lazaina....
izay le point tiako hotsimpihina @ ny hoe tsimpona sy context eto
16. niryna
(
12/12/2008 23:58)

ikaretsaka:hi,hi tsimpon haofotsy sa tsimpona akotry sa tsimpona tsipolitra sa tsimpona tenin'Atra =)) toi ity anie hoy aho mampalahelo e
tsy misy hifandraisan'ny tenin'Atra mihitsy ny ohatra raisiko eto fa ianao no mi generaliser azy @ n'a pas fa efa twisted any!
raha miteny aho izao hoe mamany fotsiny de mety sadaikatra i niryna hoe inona ary ity resahin''i Ika
fa raha miteny aho hoe i niryna sy ny mamany de azon'i niryna ny tiako lazaina....
izay le point tiako hotsimpihina @ ny hoe tsimpona sy context eto
:cry:
17. ikaretsaka
(
13/12/2008 00:12)
Enao no efa marary de out of context. Sy lasa suspicious @ zavatra tsy misy ifandraisany..mba. real hoa
18. niryna
(
23/12/2008 16:26)

booooo
=)) =))