Ny ranomasina

1. Bita ( 05/12/2008 08:46)
Mba mangataka ny tonon'ilay Ny ranomasinan t@ Jeux des iles raha mba misy afaka manome dia misaotra indrindra mialoha.
répondu par Bita le 03/01/2009 10:05
2. hery ( 05/12/2008 10:40)
Nosy milalao no lohateny
Dama no mihira azy
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=111
3. Bita ( 03/01/2009 10:05)
Misaotra Hery fa efa voasoratro ny fangatahako izay vao hitako ny titre ny. Misaotr'e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.164