Herinandro angamba sisa no hisaina,hiainany eto antany!!
1. ainaheri
(
30/11/2008 18:48)
Ahoana ny fahitanareo ilay ramatoa manan-janaka 4mianadahy,zay samy mbola kely,8 na 9 ans angamba ny zokiny ndrindra,voan'ny cancer araka ny voalazan'ny mpitsabo,ka hisaina ny andro hiainany,noho izany dia efa niomaniny ny famille handray azy reo,mba tsy ho voasarasaraka,ny vadiny moa tsy afaka mitazona,nohon'ny asany araka ny filazany(chauffeur routier)zay tsy miray trano aminy tsony,!!
Mampalaelo na mihaino ilay zanany vavy kely miteny hoe;ho faty ny mamanay,d hipetraka any @ oul zay,reo zandriny moa zay mbola kely tsy mahalala n'inn'inn nefa kosa mahafantatra sy hanontany ,raha sendra lasa marina ny reniny!!

répondu par namanabe le 10/02/2009 10:26
2. ni81
(
30/11/2008 18:52)
Tena mampalahelo izany tantaran'izy ireo izany. Aiza no misy ireo fianakaviana io ry ainaheri fa tsy mba fantatro?
4. ainaheri
(
30/11/2008 19:39)
ni18>> Ito milaza ny misy azy http://actualites.sfr.fr/france/Avant_de_mourir__elle_prepare_l_avenir_de_ses_enfants-76900/ ,11 ans kay ilay zokiny ndrindra fa tsy 8 araka ilay voalazako ery ambony!!
natiora>> frantsay lay ramatoa
natiora>> frantsay lay ramatoa
6. sakaizakely
(
30/11/2008 20:32)
Toute l'actualité France Article suivant Article précédent
le 26/11/08 12:14
Avant de mourir, elle prépare l'avenir de ses enfants
Une femme de 36 ans, de Puiseaux dans le Loiret, atteinte d'un cancer généralisé, a choisi la famille qui accueillera, après son décès, ses quatre enfants âgés de 2 à 11 ans. Pour ne "pas les séparer" et partir "tranquille". Il ne lui reste que quelques mois à vivre, elle le sait. Alors elle rêve de s'offrir une dernière folie : passer quelques jours à Eurodisney en famille. Tout simplement.
"Je veux que mes enfants vivent dans une famille et ensemble. Après, je pourrai partir tranquille": Marie-Laure, une femme de 36 ans, de Puiseaux dans le Loiret, est atteinte d'un cancer généralisé. Elle sait que, dans quelques semaines, quelques mois tout au plus, elle sera morte. Pour prendre les devants, elle a préparé l'avenir de ses quatre enfants. Elle a notamment choisi la famille qui les accueillera, après son décès. Les enfants vont vivre "comme à la maison, garder leur école, le judo, leurs copains, leurs parrains et marraines".
Peu après l'annonce de sa maladie, Marie-Laure, mère au foyer, a décidé en juin de se séparer de son mari, chauffeur-livreur, pour se "soigner tranquillement". Il n'est pas "déchu de son droit parental" mais "quatre enfants, c'est trop", précise la mère. Le mari a payé les obsèques choisies par sa femme avec qui il reste en bons termes.
Les fêtes de fin d'année qui approchent, elle le sait, sont les dernières qu'elle passera avec les siens. Pour "passer les meilleurs moments possibles" avec ses enfants, la jeune maman a acheté pour "1.800 euros de cadeaux de Noël". Marie-Laure rêve de s’offrir une dernière folie : tout simplement passer quelques jours à Eurodisney en famille. (source Europe1)

7. sakaizakely
(
30/11/2008 20:37)
taoko za kou ry aina nahita an'iny tena ontsa sady tonga saina oe de ahoana tokoa moa izany ? manana korazy ihany izy niady @ administration nitady hi plasévana ny zanany dieny mbola velona
lakalaka ny fiainana fa carpe diem isanandro no tokony ho tanjona, mi profite à fonds ny fianakaviana indrindra² ny zanaka

8. karinah
(
30/11/2008 20:44)
"1.800euros de cadeaux de noël! ça vaut le coût, stt qd on sait qu'on ne verra plus ses enfants!!!",mmmmhhhhhhh, mampalahelo be le tantara! ny lasa ho lasa ihany moa fa ny ankizy no tena mampalahelo! :cry: :cry: :cry:
9. ni81
(
30/11/2008 20:48)
"1.800euros de cadeaux de noël! ça vaut le coût, stt qd on sait qu'on ne verra plus ses enfants!!!",mmmmhhhhhhh, mampalahelo be le tantara! ny lasa ho lasa ihany moa fa ny ankizy no tena mampalahelo!ka tsy aleony kosa ve akia mampifalifaly ireto zanany aloha! izay sisa no mba farany azony atao... :(
11. ainaheri
(
01/12/2008 04:48)
petitesakaiza>> Za kou nandinika oe nanana courage ihany izy @ zay retra² nataony an,eritrereto oe ianao mbola velon'aina tsara zao ,miaraka @ zanakao,zay mbola kely ,lazaina fa ho faty atsy ho atsy,mahonena fa akory ny atao,zay ny anjara;mety alou ny azy oe tsy sarasarahana ilay ankizy ee,ary hono oa,toa tsisy niditra ny fianakaviany?? Au moins mba ry zareo no nandray reo zaza??
12. tywa68
(
01/12/2008 09:06)
hay v tsy fianakaviana ilay mandray azy 4 mianadahy e ! ilay reny handao aloha d tena matanjaka e ! naseho tao indray omaly ilay izy maka ny zanany any @ crèche d efa zariny an'ilay renikely hitaiza moa zany ilay zaza, na d mbola miantso azy maman, ary d tena vitan'ilay maman ny tsy nitodika nijery an'ilay zazakely miantso azy ... tena mampalahelo e ! :cry:
13. sakaizakely
(
01/12/2008 09:42)
ainaheri> ka tena naka antsaina ny plasin'le vhv mitr za, mitovitovy situation, sady mbola zandriko aza le izy :cry: :cry: :cry: :cry:
tsy azoko oe mbola misy ve amzao fotoana aretina tsy azo ialana nenina, satria efa tam juin ny diagnostika, zao tsika efa niditra desambra, tsy nisy fitsaboana azo natao mba hampihemotra ilay aretina na tsy hahasitrana aza ve ?
tywa> tsy otomatika ny fandraisan'ny fianakaviana ny zaza kamboty, fa matetika placement d'office na any @ nounou manao accueil permanent, na @ tranon'ny kamboty
de zay no anaovako oe matanjantsaina izy nahavita niady mba ametrahana ny zanany zao fahavelony izao, sy tsy hampisarahana azy 4. Tsy mora ary azoko antsaina ny olana nitranga nefa tsy nanaiky lembenana le vhv. satria ny agrément dia zaza 3 ihany raha tsy hoe misy dérogation. Ny antony dia satria efa manana ny zanany naterany ihany koa ireny famille d'accueil ireny, kanefa ny halehiben'ny trano, ny isan'ny efitrano fandriana tsy mahazaka fianakaviana mihoatra ny 3-4 anaka ho an'ny ankamaroany. Ka raha mbola haka zaza hafa dia mila manana efitra betsaka na malalaka farafaharatsiny.
Midera ny fahatanjahantsain'io vhv io mitr aho aloha e ! raha za no teo am toerany efa ela no nilofika angambany fa tsy ho nahavita ny vitany akory

14. fahamarinana
(
01/12/2008 09:59)
:arrow: tsy manakambara koa aho fa dia tahaka any sakaiza ihany koa hoe lalina ny fitiavany ny janany.Raha sanatria tratra ny tranga tahaka izany dia maniry hanana courage sy fitiavana miompanpana toy ny azy. :cry: (l)
15. ainaheri
(
01/12/2008 11:04)
sakaiza>> toa tsisy fanafana tsony,satria patch sisa no omendry zareo azy,apetany eny @ ilay faritra mba hanala ny fanaintainana,arak ny filazany na ny sarona tavoahangy aza hono zao tsy voasokany tsony,mampalaelo :(
16. andrywui
(
01/12/2008 12:04)
mampalarl be zan resak zan ra heri fa gasy toko v sa vaza zany e,fa ra vaza manko mba tsy de manaiktra loatr ny alael;;hi!hi!hi!hi!hi!,,,,,,,,,,
17. ni81
(
01/12/2008 12:08)
fa ra vaza manko mba tsy de manaiktra loatr ny alael;;hi!hi!hi!hi!hi!,,,,,,,,,,:roll: 8O
19. ni81
(
01/12/2008 12:40)
de gaga koa zah!!!!!!!
Heveriny angamba akia fa tsy nofo aman-dra dia tsy mahalala sy mahare marary rehefa tsy mitovy firazanana aminy koa :(
20. ainaheri
(
01/12/2008 12:42)
andrywui:
mampalarl be zan resak zan ra heri fa gasy toko v sa vaza zany e,fa ra vaza manko mba tsy de manaiktra loatr ny alael;;hi!hi!hi!hi!hi!,,,,,,,,,,
Misy santimaka kely ihany enao raha nilaza oe mampalaelo be zn resak zan,nefa malaelo aho milaza aminao fa vazà ilay izy,tsy any no olana fa ento ambavaka ireo zanany kely tsy manan-tsiny izay navelany