Herinandro angamba sisa no hisaina,hiainany eto antany!!

21. booboo ( 01/12/2008 12:56)
Matanjaka ara-tsaina be ilay ramatoa ^:^ ^:^ ^:^ . Sady mi-gerer ny aretin'ny nofo no mi-gerer ny bien-être psy n'ny zanaka fa hifandao, no miampy ny fitsinjovana ny ho avin-dreo, ny alahelo anaty ao koa mety manginy fotsiny sns. Matanjaka beeee izy kah !
22. simplex ( 01/12/2008 13:45)

sambatra ihany izy @ lafiny 1 satria efa fantany fa ho faty izy dia afaka manao zavatra tsara sy mibebaka mafy... mety ho any andanitra :P

:arrow: mampitsiky anareo fotsiny ah ee :)
fa tena marina an, tsara vintana ihany izy ;-)
23. sakaizakely ( 01/12/2008 14:25)
simplex> misaotra mampitsiky na de tsy mampmé aza :lol:

ze mananjanaka klou tena mahatsiaro marary ho an'ilay reninjaza sy ireto ankizy am zao

ndraindrai za otran'ny adala zany na handeha hianatra aza le ankizy otra tsy foiko zany, mi manker be anah satry ho eto akaikiko foana,
ka zany ho lasa mandrakizay zany tsy hahita intsony le sombinaina kely zany
andrekaky o, mampte hi revolta am fiainana

surtout efa mandeha ny resaka fa efa fantatra ankehitriny ny substansa mahatonga itony kansera tony, efa misy molecules betsabetsaka efa isolés mazava tsara fa mahatonga azy, fa resaka lobbying n'ny industriels mampiasa azy ireo, ny laboratoara farmasetika miaina am fisian'ny aretina donk tsy mi arranger andreo raha mivoaka ofisialy ny rapport mikasika ireo produits cancérigènes sy ho raràna ny fampiasana azy. mbola mila mikatsaka produits de substitution kou, kamo be ry zareo

izay lay sivilizasio e ! on va tous crever
24. fitiatantely ( 02/12/2008 05:54)
tena mampalaelo fa raha ohatra indray mba tsara fanahy ka mahasolo ny toeran'ny reniny ilay handray ny zaza de tsy de maninona .Marina fa ts ho voasolon'olokafa mandrakizay ny reny niteraka nefa ny fiainana ts azo amboarina fa ts maints hiainana ny zavamisy ka ato ahoana ary. Fa angaha izy ts manana bebe fa ny bebe koa mantsy afaka mandray ny toeran'ny neny, tena be fitiavana zafikely izy ireny ka azo antoka fa hakarakara tsara
25. ninimalala ( 02/12/2008 08:10)
Tena mampalaelo be le tantaram-piainan'ilay fianakaviana kely. Atao ahona fa io fahafatesana io no andrasana ety an-tany fa inoko kosa fa tsy lainga ny teny ao anaty baiboly manao hoe : "Ny asako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany". Maniry indrindra aho ra maniry mba hanana fiainana milamina sy ho tafita ary ahay hifanampy ireo zaza ireo any aorina. Misy ihany ko amin'ny ankabeazan'ireny Reny mandray zaza tsy nateraka ireny no tena mitondra ny ankizy toa ny nateraka ka inoko fa Reny tsy ho fehy ho reny anarana lay hitaiza fa tena Reny na dia tsy mahasolo an'i Neny ao am-po aza. Toerana misy ahy ankehitriny ny misy io Reny mitaiza io ary tsy mba renikely zany za fa tena Neny. 1 ny zanako, lasa ny vadiko raha vao 1 mois tany ankibo io zaza io, 8 taona izy zao ary lahy kely. Niverina nanambady aho ary olona maty vady nefa niteraka 2 lahy kely 4ans sy 7ans no novadiko, 3ans zao no nahafaty ny mamanjareo, tena mbola kely tokoa lay farany fa ny mahafinaritra ahy de endry ny ankizy ary tena mandray ahy toy ny Reny tsy hitany intsony ary za ko tia azy ireo. Ao ampoko ao milaza ary ny saiko mino fa hanampy ahy betsaka Andriamanitra fa tsy maintsy tafita izy 3 lahy ireo. Dia inoko fa torak'izay tanteraka ny fon'ilay Reny handray reo zaza 4 ireo.
26. sakaizakely ( 02/12/2008 09:07)
Fa angaha izy ts manana bebe fa ny bebe koa mantsy afaka mandray ny toeran'ny neny,


tsy voatery apetraka ho adidy @ fianakaviana ny ankizy raha misy fahafatesan'ny rad. tsy voatery ho vonona amin'izany ny renibe, mety efa reraka, mety tsy maharaka fivelomana, na tsy eo intsony, na tsy mifankahazo, na tsy azo antoka sns...

27. kelly13 ( 02/12/2008 15:26)
ra za tokou alou no @ toerany d efa ela no ketraka sahady e! zany ka tena oe vhv courageuse ka! g pas ce courage là, mbô marina e
28. menvasoua ( 17/12/2008 08:57)
tena mampalahelo ahy le tantaram-piainan' izy mianakavy kely izany,tena mahakasika ny fo mintsy le izy.hany azoko atao izao de ny mivavaka ho andriry zareo ,ary enganie mba miandry ny fahafatesana miaraka @ vavaka sy ny fitiavana an' Andriamanitra ilay reny mba hody fiadanana ilay fahoriana izay niaretany ety ambonin'ny tany, ary mivavaka ho any le zaza aho mba hiaina tsara sy ho tafita @ fiainana izy 4 mianadahy .
29. namanabe ( 10/02/2009 10:26)
Nisy ohabolana vaovao hoe Ny Fialonana mahatonga haine , ny haina mahaforona sain-dratsy hamoronana tantara ratsy , niresaka an'andriamanitra ianao dia
Andriamanitra no tompon'ny aina fa tsy ny ozona na ny faniriana ratsy ho an'olona "ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" i Ramatoa lazaina fa marary tsy marary fa :* dia maratra ny fonao

ha !hors sujet kay izy ity , tany @ sujet hafa no tokony napetraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0526