inona izany adabo?
1. sitlo
(
25/11/2008 22:11)
Fantatro ilay izy hoe zavamaniry fa tsy mbola nahita aho. Ho an'izay mahalala dia inona amin'ireto kay ilay izy?
[center][/center]
[center][/center]
[center][/center]
Amin'ity hira ity no nahitako an'ireo dia nahalasa ny saiko. http://gasy.net/Video/videodirectlink/ejema-vahatr-adabo-namono-tafiagna.html Sa tsy amin'ireo akory?

répondu par Ratoa le 14/05/2009 13:44
2. ikaretsaka
(
27/11/2008 16:52)
Misy dikany 2 aloha ny adabo
misy ny adabo =karazan' aponga (karazana jembe) any @ iny faritr'i Manakara sy atsimo iny
misy koa hazo be ohatran'io @ sary io....
momba ilay hazo (za moa mpanao trano ka io ny nahaliana ahy kokoa ) dia
iny faritra bara sy tanosy iny no nahitako adabo .. hazo be bebe ravina ohatran'ny ravina tournesol ireny ny pozipozin'ny raviny dia misy voany ohatran'ny voatseva (le masaisay iny) fa somary ngezangeza ohatran'ny boule ny hangezany!
fanaovan-dry zareo planches sy lakana ny hazony (maivana sy tsara be ny texture-ny)
de rehefa vakiana io voany io dia mivoaka zavatra maditidity izay
misy milaza fa fihinana io fa tsy atao betsaka fa mampandoa ra..misy milaza fa tsy fihinana..fa za aloha tsy mbona nihinana e

4. Ratoa
(
14/05/2009 13:44)
Iny faritra atsimo iny tokoa no misy azy. IBongolava koa misy azy. Hazo lehibe misy voany tahaka ny baolina lehibebe ihany izy. Madity dia madity io raha vakiana. Fanao la"colle" izy. Ny adabo no amandrihan'ny olona vorona any Ibongolava