Hialako nenina sa hialàko pà

1. dibbah ( 25/11/2008 11:17)
2 taona no niarahanay (kôfa aho),divorcé zanaka 1 (garçon 11 ans).Ny azy lahy kely 4 ans fa tsy mariée.Vao niaraka koa izahay d nozariko nividianana zavatra izy kanefa nataoko am-pitiavana.Tato ho ato anefa aho tsy d nanao io nitsapako azy d hitako fa maka distance izy ,ary izaho mitsotra rehefa sahirana.Ary mi-sms ahy izy fa tsy sahy miteny mivantana fa leo ny toetrako izay tsy vantaniny io toetra io 3 fois t@ itty taona ity fa izaho no miezaka mi-négoce foana!!Izao efa ho 1 mois izao tsy misy n'inona n'inona fa miantso azy aho fa hiresaka ny momba antsika dia milaza izy fa raha afaka d otr'izany foana
d anareo ny mamaky @ le lohateny afaka mbola manontany détail hafa merci
répondu par fijo le 19/12/2008 21:41
2. ni81 ( 25/11/2008 12:08)
2 taona no niarahanay (kôfa aho),divorcé zanaka 1 (garçon 11 ans).Ny azy lahy kely 4 ans fa tsy mariée.Vao niaraka koa izahay d nozariko nividianana zavatra izy kanefa nataoko am-pitiavana.Tato ho ato anefa aho tsy d nanao io nitsapako azy d hitako fa maka distance izy ,ary izaho mitsotra rehefa sahirana.Ary mi-sms ahy izy fa tsy sahy miteny mivantana fa leo ny toetrako izay tsy vantaniny io toetra io 3 fois t@ itty taona ity fa izaho no miezaka mi-négoce foana!!Izao efa ho 1 mois izao tsy misy n'inona n'inona fa miantso azy aho fa hiresaka ny momba antsika dia milaza izy fa raha afaka d otr'izany foana d anareo ny mamaky @ le lohateny afaka mbola manontany détail hafa merci
manao havana raha misy patsa izy izany ka raha vao tsy mahafa-po azy ny fanomezana avy aminao dia tsy mahafaly azy. Hialao nenina antsoina farany aloha hifanazavana, fa rehefa tsy marisika izy dia aza misisika intsony fa tapaho.
3. ikaretsaka ( 25/11/2008 15:45)
mitovy hevitra @ ni
4. heidi ( 25/11/2008 16:14)
hita taratra avy hatrany ny toe-tsainy ka mahaiza mihonona na mbola tia aza de hamafiso ny fo... hialao fa tsy izy.... :°)
5. maya21 ( 25/11/2008 17:37)
za ko de mitovy hevitra @ tetsy ambony fa ialao haingana sao de tara lotra vao tonga saina e
6. Papoose ( 26/11/2008 02:52)
jereo ny ankizy fa le ray zany dinta mitsetsitra ny mamy aminao fotsiny! ny ho avin'ny zaza no jereo akaiky
7. dibbah ( 26/11/2008 08:27)
Merci fa efa 4 nareo no mitovy hevitra ka d ny miala pà zany no izy mlay b le toro-hevitra ,fa nde hihaza @ zay alo ar fa d bonne journée daolo !!!
8. fijo ( 26/11/2008 20:49)
aza hierana fa hialao e
9. kotobekibo ( 26/11/2008 22:55)
Tena tsy poins izany ry zandry a! aleo miala dieny tsy mbola maratra . 8O
10. Papoose ( 27/11/2008 03:19)
dia ataovy ampy tsara fotsiny ny torimaso! 8)
11. sakaizakely ( 27/11/2008 10:03)
tsy azoko

fa ianao no manapakevitra @ fiainanao sa ny namana virtoaly eto @ serasera ?
12. dadatoakoto ( 27/11/2008 14:21)
Hipitsio lavitra fa tsy milay le fikany! hehehe
13. Papoose ( 27/11/2008 16:51)
petite sakaiza, mba mitady options re izy eee!!!
14. kotobekibo ( 27/11/2008 20:29)
sakaizakely:

tsy azoko

fa ianao no manapakevitra @ fiainanao sa ny namana virtoaly eto @ serasera ?


Izy ihany no manapakevitra ny fihainany fa torohevitra fotsiny no antsika akama virtoaly kah !:-*
"Ny hevitra hono tsy azo , raha tsy @ olombelona "
"Ny hevitry ny maro mahataka-javatra "
Ary ahoana no mba hevitrin-njy raha njy ohatra no sendra ny cas tahaka ny azy ? :-*
15. heidi ( 27/11/2008 21:05)
hialao pà oà!
misy tantara marina mitovtovy amin'io ity....
sipa vazà klou lay izy! izy zany celibat no tiany afaka lmanao zé tiny izy de miaraka am lehilahy roa izy, ny iray ahitàny anzao sy izao no tsy hahafohizany azy, dia ilay iray ahitàny anzao sy izao,
raha accidenté mou ilay iray, ahitàny ny luxe confort belle vie sns.... dia lasa paralysé lay bandy, donko tsy hahavita hanolotra ny luxe confort belle vie tsony anlay sipa fa nipitsihiny ary tsy notsidihiny akory na indray mande aza depuis izy otrzany, anefa ny fitiavana anie raha tena misy tokoa izany dia miaraka foana na mangidy na mamy ilay fiainana e! :°)
dia sao manenina ho lany fotoana am tsy mamely eo fa izay kiraro atonona ny tongotra tedavina ..... :-P
16. ainaheri ( 28/11/2008 12:15)
Mazava ho azy zany nama aa,io voalazan'i ni io!! Itsipao any fa tsy azoko no ifikirandrangah @ zany,tadidio tsara kou fa manan-janaka enao ,raha oul manana toetra otr'zany ve ,d aona ny fitondrany ny zanakao refa trano 1 nareo,ndray andro raha tsisy tampoka enao?? Isaino tsara ihany f'aza mikoraka @ oul materialista otr'zany
17. mangidy ( 28/11/2008 13:54)
heidi:

hialao pà oà!
na mangidy na mamy ilay fiainana e! :°)
dia sao manenina ho lany fotoana am tsy mamely eo fa izay kiraro atonona ny tongotra tedavina ..... :-P

hummm eny waa!

18. heidi ( 28/11/2008 13:56)
mangidy: ka ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy oà :wink:
19. Papoose ( 28/11/2008 21:10)
ko raha tsy zany v ho fanafody ny misotro mangidy dia avy eo sitrana tsara eee :D
20. fijo ( 28/11/2008 21:19)
bokaka wa de masika ratsy tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0445