Hialako nenina sa hialàko pà

21. ainaheri ( 29/11/2008 07:14)
heidi:

hialao pà oà!
misy tantara marina mitovtovy amin'io ity....
sipa vazà klou lay izy! izy zany celibat no tiany afaka lmanao zé tiny izy de miaraka am lehilahy roa izy, ny iray ahitàny anzao sy izao no tsy hahafohizany azy, dia ilay iray ahitàny anzao sy izao,
raha accidenté mou ilay iray, ahitàny ny luxe confort belle vie sns.... dia lasa paralysé lay bandy, donko tsy hahavita hanolotra ny luxe confort belle vie tsony anlay sipa fa nipitsihiny ary tsy notsidihiny akory na indray mande aza depuis izy otrzany, anefa ny fitiavana anie raha tena misy tokoa izany dia miaraka foana na mangidy na mamy ilay fiainana e! :°)
dia sao manenina ho lany fotoana am tsy mamely eo fa izay kiraro atonona ny tongotra tedavina ..... :-P


Zany aza izy oé;celibany ra sipa kou,ny vita mariazy aza masà mipitsika fotsiny zao refa tsisy hoaniny aminao kou lol

Tsy azoko ry dibbah? Volamena ve izy ao io no hifikirina otr'zany sa d'efa lany tandrify mitsy ee :) Dakao @ fitombenany izy d aodino ny cap
22. Papoose ( 29/11/2008 19:32)
:-D :-D :-D mety tena tsy vitan'ny fandakana valombenana angamba le izy ry vieforce fa tena raharaham-pirenena mihitsy a!
23. kotobekibo ( 30/11/2008 10:37)
Mba manao tselonina izany izy e! Soa ny mana-droa . :-D :-D :-D
24. Papoose ( 01/12/2008 22:33)
misolosolo!! :-D
25. kotobekibo ( 02/12/2008 18:39)
Papoose:

misolosolo!! :-D


Io no mba tombony ananan'ny mpisipa fa tsy mpivady kouh! :-P :-D
26. Papoose ( 03/12/2008 21:49)
dain :-P
27. fijo ( 19/12/2008 21:41)
dain ahoan aary ,milay izany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2053