toiany fa maninona

1. xxx ( 25/11/2008 05:29)
lasa blabla b lé valipanotanina fa izao ary ,ny akamaronareo miteny hoe"sous en-tendu" samy accro na ny vevavy nany lela aminy sexe ,
fa naona ary no isaky ny misy histoire de vio,dé lé léla foana no tsy maintsy hoe niviolé vevavy .1 ao anatiny 100 zany hoe vevavy no niviolé léla j'crois mm qu'une meuf qui viole ça n'existe pas
ALORS?
répondu par apache le 09/12/2008 12:45
2. Lejoba ( 25/11/2008 13:19)
satria techniquement sarotra ilay mi-viol kôfa. Rehefa tsy mi-coopérer ileiry dia tsy hahavita zvt betsaka eo ilay vhvv. "zvt" maty angaha azony atao inona? Ny vhv azo idirana an-keriny :^)
3. ikaretsaka ( 25/11/2008 14:54)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/francis%2Bturbo/video/x4gejz_francis-turbo-miandry-mpanolana_fun
4. xxx ( 25/11/2008 15:15)
Lejoba:
Ny vhv azo idirana an-keriny


mpanao azy marina :^)
5. xxx ( 27/11/2008 09:53)
ay marina moa adinoko indray iny ankeriny iny
misaotra anareo zé ny participé é
6. kotobekibo ( 27/11/2008 21:37)
Ny vhv koa ref tena mamba tena mi-viol mihitsy e!
Efa tsy te hanao izao enao fa avy d lalaoviny sy ataony an'ilay mahafaty , fa élah izay tsy ho tsatsa eo d mazana . :-D :-D :-D
7. RATOVOARY ( 28/11/2008 07:45)
Ny vhv koa ref tena mamba tena mi-viol mihitsy e!
Efa tsy te hanao izao enao fa avy d lalaoviny sy ataony an'ilay mahafaty , fa élah izay tsy ho tsatsa eo d mazana .

Efa tratra angaha ikoto, fa marina aloha zany e! aza mba tafaraka @reny vhv mamba reny fa tena leo ialahy ary tena ataony manara-pofona mihitsy :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 02/12/2008 05:25)
ndraso fa ho lazaiko anareo hoe maninona ary lé izy

ny vevavy an, bcp lus intelo que les mecs izy tsi mba hoe rehefa te hanao relation sexuelle dé miviollé olona fa manana tactic izy
mody mandagolango etc.......

nefa ny lehila tsy mieritreritra fa tonga d&é......

pfff les mecs ils sont tous les mm
9. kotobekibo ( 02/12/2008 19:36)
RATOVOARY:

Efa tratra angaha ikoto, fa marina aloha zany e! aza mba tafaraka @reny vhv mamba reny fa tena leo ialahy ary tena ataony manara-pofona mihitsy :-D :-D :-D :-D


Efa voa zà bainn a! ka efa vel ihany v d atao ahoana ary ? raha élah no teo @ toerako . En + raha tsy ataon'élah tsara d raikitra ny gidra avy eo :{
Tena élah foana no diso .
:-D :-D :-D
xxx:

ndraso fa ho lazaiko anareo hoe maninona ary lé izy

ny vevavy an, bcp lus intelo que les mecs izy tsi mba hoe rehefa te hanao relation sexuelle dé miviollé olona fa manana tactic izy
mody mandagolango etc.......

nefa ny lehila tsy mieritreritra fa tonga d&é......

pfff les mecs ils sont tous les mm


Miala tsiny kosa zà fa ny viol d ny fanaovana @ ol iray tsy te hanao .
Noho izany viol doly izany , na ankolaka na direct ref tsy te hanao ny ilany .
10. Papoose ( 04/12/2008 03:00)
efa betsaka ihany zany ny violets si viollettes d'afrique koa!
11. ainaheri ( 04/12/2008 05:48)
Tokony hisy orin'asa manambotra silipo vy ra izany klé;atao anti viols lol,alaivo sary antsaina oe otran'inn ilay sipa manao azy hihi,miaraka @ ilay jeans mifinjifinjy lol
12. xxx ( 04/12/2008 06:01)
taminy taloa aminy film no naitako anizany an
dia misy princess zany dia tini rayamandrenini ho vierge fona izy mandrapa manambady azy dé napanaovinyry zareo cullotttttte en fer izy
(c t trop marrant) dia misy cadena lé izy an d gaga a hoe aona ary ny fomba andeanany any aminy toillette??? nefa koa ny lakilé eo an any aminilay olon-tiny mbola tsy hitany akory

Italic textje sais tsisy idirany lé hevitra fa za mba té anoratra
13. Lejoba ( 04/12/2008 10:58)
ainaheri [ Valio ] 04-12-2008 06:48:08
Lohateny : Re : toiany fa maninona
Tokony hisy orin'asa manambotra silipo vy ra izany klé;atao anti viols lol,alaivo sary antsaina oe otran'inn ilay sipa manao azy hihi,miaraka @ ilay jeans mifinjifinjy lol
Ny blem @ io Ra-ainaheri mety hitondra challumeau toy ireny hamaky coffre fort ireny indray ny violeurs ah. Vao mainka tantra be ny an'le sipa avy eo. Sady tonga dia hitam-poko hitam-pirenena hoe tratra izany satria tsy miverina mipetaka intsony ilay izy avy eo.
xxx: misy lavaka kely any ambany??????
=)) =)) =))
14. booboo ( 04/12/2008 11:25)
Ary izay vao haiko ny namaky tsara ilay hoe " toiany " fa hatrizay zà nanontany tena foana inona aza no dikan'izany :°) :°) , hay kay hoe tohiny :-D
15. dinamimi ( 04/12/2008 12:33)
mety hevitra mety ihany hoe sipa 4 ohatra no miviol bandy1 mba andramo ry zareo an :-D
16. ainaheri ( 04/12/2008 13:04)
dinamimi:

mety hevitra mety ihany hoe sipa 4 ohatra no miviol bandy1 mba andramo ry zareo an :-D

Mlay be zany ra mety an hahaha,Anao adin'i Francis Turbo za..;Maninon'eto elà???......Miandry mpanolana lty a :-D :-D :-D :-D
Angamba milahatra mitsy ny bandy ra izany klé =))=))=))=))
17. Papoose ( 04/12/2008 17:40)
atao ivelany koa le slipy de tonga de sign vita :-D
18. apache ( 09/12/2008 12:45)
mametraka plainte le kofboay :
izaho rakoto dia manambara etoana fa noteren-dry Ketaka, bao, Zanety, tsy fantatro ny anaran'ilay iray misy tatoazy dauphin ny vodiny... hanao firaisana tsy voahomako taminy ny Zoma harivariva .....2008.
Marihiko fa niezaka ny nanohitra ihany aho teo amboalohany saingy efa kotsa be loatra ireto farany ka mora tamiko ny nanantateraka ny teti-dratsiny.
Ka ny tena ametrahako ity fitarainana ity tompoko dia very tamin' ny fotoana nampiakarako pataloha ilay taratasy kely nanoratako ny n° phone ndry zareo.
Koa omena valisoa izay mahita azy io.
:lol: :lol:
Mialatsiny Mr le commissaire fa ôtran'ny misy mavomavo le plainte ! tonga dia nampiarahako @ pièce à conviction le plainte mba hahamora ny asanareo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2