tsy fitiavana fa fitadiavana tombontsoa !!!

1. klauma ( 21/11/2008 08:23)
tena misy marina kay ny ody fitia! tsy hoe izaho no voa tsy akory fa nahita tranganjavatra mbola tsy fahitako a! mitandritandrema ihany re ol fa gravy be ny voany!!!
ary dia tena misy tokoa ny ratsy saina mitetika ny hamotika ny hafa fotsiny!!
répondu par menvasoua le 17/12/2008 09:17
2. daryprod ( 21/11/2008 09:14)
Olona tsy misy mpitia mihitsy anie izany manao ody fitia izany raha ny fahazahoako azy e. Sa ahoana ny hevitry ny sasany!
3. fahamarinana ( 21/11/2008 09:22)
klauma:
fa nahita tranganjavatra mbola tsy fahitako a!

:arrow:fa inona angaha ilay tranga hitanao raha tsy mahadiso..mba hitandremana :)...
Zà manokana mbola tsy nahita ka liana aheno. (l)
4. sitlo ( 21/11/2008 09:53)
Tantarao dia aza atao lava be.
:°) :wink: :°)
5. klauma ( 21/11/2008 11:03)
daryprod:

Olona tsy misy mpitia mihitsy anie izany manao ody fitia izany raha ny fahazahoako azy e. Sa ahoana ny hevitry ny sasany!

Tsy hoe tsy misy mpitia kosa angamba fa efa entin'ny saina ratsy eh!

6. lovelyri ( 21/11/2008 11:50)
tatarao marina alou hitandremana 8)
7. Papoose ( 21/11/2008 19:37)
f'hita wa mbo tantarao eeee
8. kotobekibo ( 21/11/2008 20:02)
Tsy haiko na ody fitia no mbola mandaitra hatraty andafy fa mahalala ol za , miaraka @ sipa 2 , miaramiray trano , miaramiray fandriana . Tena mihaina TRIO mihitsy , tsy miafina an ! tena miseho vahoaka . :-D :-D
9. fijo ( 21/11/2008 21:04)
za wa mba asio izany odifitia izany sao mba lasa ihany fa mafy anie le virja e
10. cutie ( 22/11/2008 02:30)
:-D :-D :-D :-D :-D
11. ainaheri ( 22/11/2008 07:01)
lefijo>> :-D :-D :-D :-D :-D

klauma>> mba tantarao lay tranga nama aaa
12. ni81 ( 22/11/2008 17:39)
SEDUCTION Femme
Pour Femme
Propriétés : Développe le sex-appeal , crée invisiblement un pouvoir de fascination et de séduction.
Présentation : Roll-on flacon de 6 ml
Prix : 7.50 EUROS

SEDUCTION Homme
Pour homme
Propriétés : Développe le sex-appeal , crée invisiblement un pouvoir de fascination et de séduction.
Présentation : Roll-on flacon de 6 ml
Prix : 7.50 EUROS

sao dia mba toy itony zavatra itony no hitan'i kauma ary e :-D :-D :-D , sendra nitady fanafody ho vidiana aho dia nahita ireo soratra ambony ireo dia nivanaka. :roll: Avy any dago mantsy ireo fanafody ireo, ary @ site iray izay no nisy azy.
13. kotobekibo ( 23/11/2008 20:55)
klauma:

tena misy marina kay ny ody fitia! tsy hoe izaho no voa tsy akory fa nahita tranganjavatra mbola tsy fahitako a! mitandritandrema ihany re ol fa gravy be ny voany!!!
ary dia tena misy tokoa ny ratsy saina mitetika ny hamotika ny hafa fotsiny!!

Mba tantarao moa akia a! efa sasa-miandry ny ambany lanitra . :wink:
14. klauma ( 24/11/2008 07:56)
ni81:

SEDUCTION Femme
Pour Femme
Propriétés : Développe le sex-appeal , crée invisiblement un pouvoir de fascination et de séduction.
Présentation : Roll-on flacon de 6 ml
Prix : 7.50 EUROS

SEDUCTION Homme
Pour homme
Propriétés : Développe le sex-appeal , crée invisiblement un pouvoir de fascination et de séduction.
Présentation : Roll-on flacon de 6 ml
Prix : 7.50 EUROS

sao dia mba toy itony zavatra itony no hitan'i kauma ary e :-D :-D :-D , sendra nitady fanafody ho vidiana aho dia nahita ireo soratra ambony ireo dia nivanaka. :roll: Avy any dago mantsy ireo fanafody ireo, ary @ site iray izay no nisy azy.

An an an, tsy io resahanao io mitsy fa zavatra hafa!!!


15. fahamarinana ( 24/11/2008 11:31)
:arrow: k'inona ary lay zvtr hafa e !!nareo koa anie mampitandrina anay nefa ilay tranga aza mbola ho vinavinainay hatreto ... (l)
16. Papoose ( 24/11/2008 18:03)
fahamarinana:

:arrow: k'inona ary lay zvtr hafa e !!nareo koa anie mampitandrina anay nefa ilay tranga aza mbola ho vinavinainay hatreto ... (l)



:-D ohatran'ny resaka tsy loa-body mintsy wa!


ikotobeventre, sao de mba misy odi-fitia ary io kibonao io! :-P
17. kotobekibo ( 24/11/2008 18:13)
Papoose:

:-D ohatran'ny resaka tsy loa-body mintsy wa!
ikotobeventre, sao de mba misy odi-fitia ary io kibonao io! :-P


Zà koa za mba manahy mafy , izany angamba no tena mampirongatra b azy ity .
:-D :-D :-D
18. Papoose ( 24/11/2008 22:24)
arakaraka hono koa mivoaka ve sa tsia ny foitranao???? :-P
19. vale ( 24/11/2008 23:56)
klauma:

tena misy marina kay ny ody fitia! tsy hoe izaho no voa tsy akory fa nahita tranganjavatra mbola tsy fahitako a! mitandritandrema ihany re ol fa gravy be ny voany!!!
ary dia tena misy tokoa ny ratsy saina mitetika ny hamotika ny hafa fotsiny!!
tsy mba mino an'ireny raha izaho! zavatra hosorana am akanjo eee, atao am sakafo eee, nanani, eee nananaaa, tsy mino fotsiny izao za fa handaitra ireny, tapak'hazo ve de inn kou ny ho vitan'iny ohatra?? fa le izy rehefa ny sainao no mino an'ile izy de lasa foronin'ny sainao ho azy!(sa mbola tsy nahita expérience mivantana momba an'io resaka ody ody io angaha zaho) fa tena tsy takatry ny saiko kely mihintsy aloha ny mampandaitra tapak'hazo sy zava-javatra izany! mba misy afaka manazava ve??? melsy


:-P :°)
20. vale ( 24/11/2008 23:59)
manao ody fitia
fa tena mandaitra tokoa ve ireny ee??? zah mantsy tsy mety mino eeee! :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522