tsy fitiavana fa fitadiavana tombontsoa !!!

21. Papoose ( 25/11/2008 03:10)
vale, ny aza tratrany fotsiny aloha fa ndraindray sarotra be ny mandresy lahatra olona!
22. klauma ( 25/11/2008 06:53)
zao fotsiny no lazaiko anareo eh, tena nisy olona tratran'io ary dia tena sahala amin'ireny voabaiko ireny ilay olona! ataovy ity! de manao, ataovy iry! de ataony ihany koa! tsy tompon'ny tenany intsony izy ary tsy manantsafidy!!
lehilahy io voany io ary tsy malagasy fa teratany vahiny! tena mampalahelo satria lasa manaratsy endrika ny malagasy ny fomba toa izany entina hahazoana tombotsoa!
23. fijo ( 26/11/2008 20:50)
cutie an,aza hiomehezana moa fa mba asio an'izany aho e
24. Papoose ( 27/11/2008 03:20)
:lol:
25. cutie ( 29/11/2008 17:27)
fijo
vo maika mampime :-D :-D :-D :-D
26. cutie ( 29/11/2008 18:58)
fijo
http://www.youtube.com/watch?v=eoaTl7IcFs8&NR=1
:-D :-D :-D :-D :-D
27. andrywui ( 05/12/2008 17:47)
rehf tsy mivavak tsara ko de andairan zan ody ody zany e!! ten ilain ane ny fivvvahan na de atao az oe mis folaitr atao e
28. tsiafoi1 ( 10/12/2008 13:14)
Ity misy cas na sipa kely tsalo iray tratran'io ody fitia io de mba diniho lalina anie : Tena ni-manipulén'ila bandy @'izay tiany nampanaovina azy tanteraka mihitsy io sipa io h@'izao. Mpanasina any @'izany ladoany Andranobonga Antsirabe zany le bandy nanao azy io.

Fa ny fomba nazahoan'ilay bandy an'ity sipakely tsalo ity de resaka nifampijery fotsiny otran'ny we hypnotisée zany ; tonga de nanaraka azy tany Antsirabe androtr'io ihany le sipa kely io t@'izany, nefa mbola teo amperin'asa t@'izany fotoana izany, Commerciale ny asany t@'io, nifampitadiavan'ny tao an-tanana, tany ampiasana... nanaovana avis de recherche sns..., 12mois taty aoriana, efa teraka vao hitan'ny fianakaviana indray... Mba nahalala nanatona pasteur tany Antsirabe ihany rakalakely rehefa mafy ny nanjo azy tany, de io Pasteur io no nandefa azy nody taty @'ny Ray aman-dreniny taty Tana... Tsy vita teo anefa fa mbola notanarahan'ilay bandy taty Tana ihany taty aoriana, nihaodiaody nanodidina ny tananan'ilay sipa teny lery, ary tsy namelany raha tsy azony tanteraka le sipa h@'izao. (8ans) nanaovana tokantrano imaso rizareo zao, niterahany 2, ...sy ataony fitadiavam-bola fotsiny le sipa, (coiffeuse io sipakely io, ze vola azony de ateriny any @'le bandy daolo, izy @'n'izany na ny akanjo anaovana aza zara raha mitafy, miteny azy daolo ny mpiara-monina fa tsy mety tonga saina rakalakely, no sady mirifatra tsy tana na de efa nalain'ny ray aman-dreniny aza). Ny an'le bandy tsy kitihana mihitsy ny karamany isam-bolana, manana h@'ny fiara @'izao, le sipa misaringobori-boridamba, ary tsy maintsy mahita vola atao sakafo sy frais an'ilery isan'andro fa raha tsy izany de daroka sy teny ratsy no hiainany..., ataon'ilery fanangonan-karena fotsiny fa tsy mety tonga saina...

Hatramin'izao tsy nosorotany ara-panjakana le sipa nefa ny zanak'ireo efa 2. Lery @'izany manao sipa @'ny sisiny any. Le sipa tsalo kely mi-trèfle mikarakara ny ankizy, sady mikandra mafy fa raha tsy mahangom-bola ono tsy mahavita soratra lery, no sady voadaroka... Efa nisahirana mihitsy ny ray aman-drenin'ilay sipa naka ny paps an'le bandy tany Morondava mba hamitana ny sora-panambadianan'izy roa kely, fa we tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka, moa no sady efa latsak'anaka ka atao awona intsony moa..., fa eeeee sady tsy manda lery no tsy manatanteraka h@'izao. Le sipa io @'izany alefan'i lery mandeha @'ny komorianina, sy ny bandy miaramila namany isan-karazany any, de asainy maka vola any refa vita ny atao, de mody manatitra ze azo ao aminy, de otri'izay hatrany ny fiainan-drizareo, fa tsy mikoropoka mihitsy le bandy e, tatazany soamantsara ze tonga ao. Efa nisy fotoana lasa adala rakalakely io, nangalan'ny fianakavianany mpiandry sns tao... Efa nisy fotoana nody kely ny sain'le sipa fony vao 1 ny zanany de mba nahalala nody fa vao seranan'le bandy io de manaraka otran'ireny volom-borona reny. Mody we hividy kilalao ho an'ny papoose de tany de tsy niverina intsony indray...

Tena misy le ody fitia, ka mila mitandrina isika na mampitandrina ny zanantsika tsy handinidinika olona mijery eny an-dalana eny. Fa idd mila mivavaka mandrakariva ho an'ireny zanantsika mivoaka ny trano ireny. Mandaitra @'izay olona kely finoana sy liana @'ny resaka sexe ny ody fitia. Izany no mahatonga ny karana hampiasa an'ireny crayon cils spécial ireny na dia vao mbola kely aza ny zanany, mba hiarovany ny zanany.
29. menvasoua ( 17/12/2008 09:17)
tena ratsy koa izany nahazo any le sipakely izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0965