Fanontaniana

1. tsifoina ( 19/11/2008 10:39)
slt ! azafady tompoko fa maninona rehefa mandefa hafatra ho an'ilay namako Don 109 zah dia tsy lasa foana ny hafatra fa misy olana
répondu par hery le 19/11/2008 11:57
2. hery ( 19/11/2008 11:57)
Raha handefa hafatra ho an'i don109 ianao (fa tsy Don 109) dia soraty tsara hoe don109 (tsisy espace sady tsy misy majuscule) fa raha tsy izany dia tsy hita ny namana.

Ny tsra indrindra dia eo amin'ny mombamob azy misy hoe Handefasana hafatra.

Hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4719