mandry ve ny salanitra hoy aho oooooo
1. Noue
(
16/11/2008 17:36)
hono oa aaa ! sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira sy ny tonony ity hira ity ianareo eeee ??
tena vao henoko t@ radio teo dia oatra nahavariana be ahy ilay hira dia mba nalaiko izay azoko fa tena aingana loatra dia tsy harako aaa !!!
merci d'avance eee :-* :-* :-*
sahondra kanisa kadokodà
aza tezitra ianao fa somongo
eeeee ka mandry ve ny salanitra hoy aho oooo
misy koa oe
tsiritsiritsiritsiritsy
rakotovopania ?????
bonjour grand-père , bonjour grand-mère
tena tsy harako ilay izy fa aingana be loatra aaaaa !

répondu par ni81 le 17/11/2008 10:03
2. ni81
(
16/11/2008 17:55)
Loza ny vady raha saro-piaro
fa manakorontana zavatra maro
eee ka mandry ve ny salanitra....
Tsy tadidiko na ravolana fenomanana no mihira an'io na tsia :lol:
fa manakorontana zavatra maro
eee ka mandry ve ny salanitra....
Tsy tadidiko na ravolana fenomanana no mihira an'io na tsia :lol:
3. Noue
(
16/11/2008 20:20)
dia tsy aiko ankia aaaa ! fa tena nahavariana beeee ilay tononkira aloha eee ! fa mcii ankia aaaa :)
4. lembelo
(
17/11/2008 09:44)
Toa trio "Ny antsaly" no mihira an'io voalohany io, fa tsy tadidiko koa ny lohateniny.
5. ni81
(
17/11/2008 10:03)
Toa trio "Ny antsaly" no mihira an'io voalohany io, fa tsy tadidiko koa ny lohateniny.toa marina tokoa fa ny antsaly no mihira an'io. Misy ireo hirany koa ilay hoe tikaraoaka