hono oa aaa ! sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira sy ny tonony ity hira ity ianareo eeee ??
tena vao henoko t@ radio teo dia oatra nahavariana be ahy ilay hira dia mba nalaiko izay azoko fa tena aingana loatra dia tsy harako aaa !!!
merci d'avance eee :-* :-* :-*
sahondra kanisa kadokodà
aza tezitra ianao fa somongo
eeeee ka mandry ve ny salanitra hoy aho oooo