Samy malagasy miara miasa na mpampiasa indray ary e

1. niryna ( 12/11/2008 17:50)
Mety misy efa niaraka niasa ny samy malagasy ve hianareo ? dia ahoana tokoa ny fifandraisana ? ary ireo malagasy mampiasa indray ?
Inona no efa itanareo na niainanareo taty raha samy malagasy no miara miasa?
Ny efa enoko aloha dia nisy rangahy iray izay ny mpiara-miasa aminy rehetra dia malagasy avokoa ary i lery no be tadi-bolana tany amin'ny lehibe mikasika ireo mpiara miasa aminy ary dia niala tsikelikely tao amin 'ilay toerana avokoa ny rehetra noho ilay toetrany.
Hatramin'izao dia mbola tantara manaraka ny arabe ilay izy raha vao misy fivoriana kely ka mipoitra eny ilay rangahy.Mpisolelaka hoy ny sasany ,dia mandeha indray ny hoe efa zatra nisolelaka tamin'ny vazaha ny raibeny .oops .:cry:

Ilay malagasy mampiasa indray dia eo aminy avokoa ny fahefana ary izy daholo no mitantana saingy rehefa tonga ny fotoana izay noheverin'ireo mpiasa fa hoe tafiditra mandoha vola izy ireo (assurance io) ka mba haka ilay benefit na tombotsoa kely amin 'izany (bevohoka dia mijanona tsy miasa ohatra )dia teo vao nivandravandra fa tsy nalefany ilay assurance fa nokepohiny fotsiny ary dia raharaha manaraka ny arabe ary dia tsy nandray karama ilay olona.
Tsy olona iray na roa fotsiny no nataony toy izany fa olona efa maromaro ary dia izay nahita asa dia nivoady fa tsy iverina ao amin'io orin'asa io intsony . mampalahelo tokoa ny toa izany
:cry:
efa nahita zavatra mitovitovy na hafa toa izany koa ve nareo ?
miandry ny anareo indray aza e :D
(l)niryna
répondu par niryna le 14/11/2008 11:18
2. fahamarinana ( 12/11/2008 17:58)
:arrow: Ohatrany z'hitoire ratsy sy mampalahelo daholo koa no hitan'ny niryna nefa mino aho fa misy tsara ihany koa na malagasy aza no mpampiasa sy mpiara-miasa.
Fony mbola mpianatra vao tonga aho dia manao travail de vacance tao amin'ity magasins mpanao irony ankanjo smock irony...fa sady tsara karama aho nefa ny ora iasako tsy dia mahafeno andro akory.Mpanao inventaire tamin'izany ny colis avy any dago,misakafo ao ny atoandro ary mody rehefa vita ny asa...Tsara vitana angamba aho raha izany fa isan'ny nanampy ahy tanteraka tamin'ny fianarako tokoa aloha ilay asa keliko sady tsy nampiferonaina loatra.
Izay aloha no mba hitako fa miandry ny an'ny hafa ihany koa. (l)
3. ni81 ( 12/11/2008 19:05)
Zà aloha dia tsy mbola niasa tamin'ny gasy taty ivelany. Fa ny vadin'ilay namako(vao niantso ahy io namako io androany maraina) miasa @ karazany toa an'ny LAPOSTE ireny. Vazà no tompon'ilay orinasa ary ny sefo ao hono dia gasy, fa manambany mpiasa tsy misy toy izany mihitsy io gasy io, ary tsy manaja fa rehefa miteny dia teny ratsy no hiantsoany io vadin'io namako io, nefa izy tsy mba sahy manao izany @ tavaratra... Dia ny asa mihoatra be ny 35h/jour, nefa tsy misy suppl akory na kely aza. :roll:
4. haritianah ( 12/11/2008 20:14)
Ny efa itako aloa dia misy ety ile de fance dia mpampiasa gasy miasa topona societe de transport fa ny fanaony dia mijoko zé gasy kely vao tonga tsis pas dia ambakainy ampiasainy ao aminy 2 na 3 volana dia ts omeny ny karama dia refa tonga saina lé gasy kely vao tonga dia miala dia mitady hafa indray izy.
Dé zay foana no ataony.
5. ni81 ( 13/11/2008 09:41)
Ny efa itako aloa dia misy ety ile de fance dia mpampiasa gasy miasa topona societe de transport fa ny fanaony dia mijoko zé gasy kely vao tonga tsis pas dia ambakainy ampiasainy ao aminy 2 na 3 volana dia ts omeny ny karama dia refa tonga saina lé gasy kely vao tonga dia miala dia mitady hafa indray izy.
Dé zay foana no ataony
io vadin'ny namako io tena manana nationalité mihitsy ka!
6. fahamarinana ( 13/11/2008 11:27)
:arrow: ka ireny resaka chronopost n'ny gasy ireny koa anie izao efa arahan'ny popoly tsara fa nisy gasy tratra tsy nanana paps ka mitandrema ihany isika rahatoa tsy manana nefa tsy maintsy hiasa ao.
Ilay manambaka olona efa hita fa sahirana koa aloha dia toe-tsaina mirefarefa amin'ny tany mihintsy e. :twisted: (l)
7. Lejoba ( 13/11/2008 12:55)
salut eh
Izaho gasy, mampiasa gasy fa izaho kosa correct @ karama sy ny fitondràna ol an. Congés payés sns

Fa izany hoe tsy afaka ny hampiasa ol be loatra aho na dia betsaka aza ny manipinipy teny rehefa mihaona

Ireo rehetra efa niara-niasa t@ko, ka efa lasa noho ny antony smhf mbola tsara fifandraisana be amiko daholo fa tsy misy nanapaka ilay fihavanana.
Anjaranao no mifidy tsara izay alainao ho collabo fa misy koa anie fisainantsika Gasy tsy manaiky baikon'ny gasy eh, dia tsy manaja, manao kitoatoa satria "tsy handova an'io" ets.
:-* :-* :-*
8. fahamarinana ( 13/11/2008 13:02)
:arrow: dia lejoba izao dia mbola gasy iray koa tahaka ilay voalazako ery ambony hoe tsara ihany koa.Tena tsy afaka mandray gasy be dia be tokoa ve ? ,mahafinaritra e,misimisia ny toa anao !:D (l)
9. niryna ( 14/11/2008 10:47)
fahamarinana:

:arrow: Ohatrany z'hitoire ratsy sy mampalahelo daholo koa no hitan'ny niryna nefa mino aho fa misy tsara ihany koa na malagasy aza no mpampiasa sy mpiara-miasa.
ny vaovao misy aloha aky no lazaiko a.Ny mahafinaritra be dia be koa ka,miaraka milalao ,miaraka manao sport,mitandrozotra miaraka eny ny tanora gasy miaraka ny fihirana hira masina sy ny rar mizara fiainana sns...

Fony mbola mpianatra vao tonga aho dia manao travail de vacance tao amin'ity magasins mpanao irony ankanjo smock irony...fa sady tsara karama aho nefa ny ora iasako tsy dia mahafeno andro akory.Mpanao inventaire tamin'izany ny colis avy any dago,misakafo ao ny atoandro ary mody rehefa vita ny asa...Tsara vitana angamba aho raha izany fa isan'ny nanampy ahy tanteraka tamin'ny fianarako tokoa aloha ilay asa keliko sady tsy nampiferonaina loatra.
Izay aloha no mba hitako fa miandry ny an'ny hafa ihany koa. (l)

dia mba tsara vitana tokoa izany indry :D
izay anie ilay fiainana e,
sa ? :D :wink:
10. niryna ( 14/11/2008 10:50)
ni81:

Zà aloha dia tsy mbola niasa tamin'ny gasy taty ivelany. Fa ny vadin'ilay namako(vao niantso ahy io namako io androany maraina) miasa @ karazany toa an'ny LAPOSTE ireny. Vazà no tompon'ilay orinasa ary ny sefo ao hono dia gasy, fa manambany mpiasa tsy misy toy izany mihitsy io gasy io, ary tsy manaja fa rehefa miteny dia teny ratsy no hiantsoany io vadin'io namako io, nefa izy tsy mba sahy manao izany @ tavaratra... Dia ny asa mihoatra be ny 35h/jour, nefa tsy misy suppl akory na kely aza. :roll:

itan'i faha io izao,nijafaka ilay olona nanaovan'ilay olona azy ! tsy ny gasy ihany no manalika indraindray a.
Nisy olona maromaro tokoa izao anaovan'ilay lehibe taingimbozona,toa miakatra fitsarana mihitsy ilay izy fa tsy zakan'ny olona intsony ilay fametsifetsena e .Asa aloha fa raha olon-kafa tokoa angamba toa vita ihany fa raha hoe samy isika malagasy mipetraka aty an-tanin'olona ...dange be ihany ny mieritreritra azy e ?

:cry:
11. niryna ( 14/11/2008 10:54)

Ny efa itako aloa dia misy ety ile de fance dia mpampiasa gasy miasa topona societe de transport fa ny fanaony dia mijoko zé gasy kely vao tonga tsis pas dia ambakainy ampiasainy ao aminy 2 na 3 volana dia ts omeny ny karama dia refa tonga saina lé gasy kely vao tonga dia miala dia mitady hafa indray izy.
Dé zay foana no ataony
ni81:
io vadin'ny namako io tena manana nationalité mihitsy ka!

ndry mampalahelo izy izany .
Kanefa indray rehefa tena mahita namana malagasy mitovy toe-tsaina amin'ny tena dia mihoatra ny mpiray tampo mihitsy tokoa anie izany e

:D
12. niryna ( 14/11/2008 11:02)
fahamarinana:

:arrow: ka ireny resaka chronopost n'ny gasy ireny koa anie izao efa arahan'ny popoly tsara fa nisy gasy tratra tsy nanana paps ka mitandrema ihany isika rahatoa tsy manana nefa tsy maintsy hiasa ao.
faha a> ary toa raharaha manaraka ny arabe mihitsy ny olona tsy manana paps any aminareo izany e,toa tsy mba manana indra fo ny olona any izany ?
mety ny ttsy izy no tsy manana fa maro koa no manana fo tsara ka !
ka rehefa teren'ny fiainana kosa ve dia tsy mba afaka mitady eny anjoronjorony eny,tsy hoe ratsy anie ny olona fa ny ttsy no tsy eo am-pelantanany e ? sa ahoana ny any izany ?


Ilay manambaka olona efa hita fa sahirana koa aloha dia toe-t
marina tokoa io ary hatrany amintsika io.
Ity indray karana rehefa sendra nividy zavatra teny amin'ny mpivarotra nampiasa gasy aho tany amintsika dia nisy simba ilay entana ,tonga dia aviavy be ery ity karana (vhvy) dia hoe roahiko io.

Tena tsy tantiko ilay izy dia niteny aho hoe zavatra kely io koa ve madame dia androahinao azy,sao dia mba tsy mety izany ! Nihiratra ny vaomason'ilay ramatoa. oops
:roll:
Itony hoy aho tao am-poko tao niteny irery ,tsy ampahafirin'izay mba manam-bola sy mba afaka mipetraka ny taninay dia manalika gasy :roll: :cry:
13. ni81 ( 14/11/2008 11:10)
Anjaranao no mifidy tsara izay alainao ho collabo fa misy koa anie fisainantsika Gasy tsy manaiky baikon'ny gasy eh, dia tsy manaja, manao kitoatoa satria "tsy handova an'io" ets.
io toe-tsaina io mihitsy no tena manimba, satria somary misy fialonana angamba no mahatonga ilay fiteny "tsy handova an'io"...
Kanefa indray rehefa tena mahita namana malagasy mitovy toe-tsaina amin'ny tena dia mihoatra ny mpiray tampo mihitsy tokoa anie izany e
io koa dia tena mahafinaritra
14. niryna ( 14/11/2008 11:16)
Lejoba:

salut eh
Izaho gasy, mampiasa gasy fa izaho kosa correct @ karama sy ny fitondràna ol an. Congés payés sns

E! E! bravo Lejoba,manaova ny marina mandrakariva fa na dia tsy misy mijery aza dia matahora an'Atra foana fa izy mijery antsika e.
Ny manao ny marina tsy misy nenina fa ny ratsy atao dia mivaly foana na dia tsy mivaly eo noho eo aza fa ny taranaka no hivaliany e,

Fa izany hoe tsy afaka ny hampiasa ol be loatra aho na dia betsaka aza ny manipinipy teny rehefa mihaona
Lejoba aza izany efa manampy ny mpiray tanindrazana amintsika ,tena tsara be izany e


Ireo rehetra efa niara-niasa t@ko, ka efa lasa noho ny antony smhf mbola tsara fifandraisana be amiko daholo fa tsy misy nanapaka ilay fihavanana.
itanao izany ,tsara laza any an-tanana izao Lejoba
Sady mahafinaritra anie izany tian'ny olona sy manao soa olona izany toy izay ananan'ny olona alahelo e .Mety mandeha hatramin'ny hozona angamba sy ny teniratsy vary raraka ary tapitra mahalala daholo izao rehetra izao raha sanatria ka manao ratsy ny olona ny tena
fa rehefa manao soa indray dia omeny tso-drano miraraka na dia tsy maheno aza ny tena e ,hi,hi

Anjaranao no mifidy tsara izay alainao ho collabo fa misy koa anie fisainantsika Gasy tsy manaiky baikon'ny gasy eh, dia tsy manaja, manao kitoatoa satria "tsy handova an'io" ets.
:-* :-* :-*

marina koa izany fa ny fantatro kosa aloha dia sady tena manaja asa ny gasy no tena manao ny asany amin'ny fo tokoa ary saika tian'ny mpampiasa azy avokoa na dia misy tsirairay maningana sy kamo kely any aza ,sady matotra avokoa ny sasany raha oharina ny tompontany ary saika ny vahiny rehetra mihitsy io fa tsy isaka irery e


:D
15. niryna ( 14/11/2008 11:18)
fahamarinana:

:arrow: dia lejoba izao dia mbola gasy iray koa tahaka ilay voalazako ery ambony hoe tsara ihany koa.Tena tsy afaka mandray gasy be dia be tokoa ve ? ,mahafinaritra e,misimisia ny toa anao !:D (l)
marina izany

misaotra lejoba
=D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6867