fitsaboana

1. sakaizakely ( 12/11/2008 15:54)
misy oul mitady vonjy aina hono, manao cancer + metastase, de natao aby aby ny fitsikilovana rehetra mbakin'ny biopsie, anapath... de nanatona ny service de cancérologie atsy anann

de ouz le doko hoe omany ny 7 millions hanaovana chimiothérapie
mazava oaz fa tsy manana le oul, de ouz le doko oé ito misy boaty fa an'oul marary koa izy ity, nefa amidiny raha mahavidy azy ianareo, dia niady varotra toko le oul satria efa vonjy aina ka, de azony 2 millions oun ny 1 boaty

io fanafody io kanefa toa efa retiré du marché hatram 2005, moa ankoatrizay dia tsy mba nanao prescription sur ordonnace lay doko fa tanaty carnet-ny izy no maka antsoratra ny dozazy omeny an'ilay marary, du coup tsy misy moyens azo anaovana oe nde mba hanontany sao mba misy ihany ary ananona ohatra, de any mividy

de iny le fianakaviana votsitra 2 millions fa manana boaty 1 omena ny marary, nefa boaty 3 raha ny tokony ho izy no ahavitana ny fitsaboana

ny fanontaniako raha misy mahay :

1 / moa ve fanaovana chimio izany tsy tokony any am hopitaly, satria misy effets secondaires betsaka
2/ tsy misy lalanany ve ny famarotana anaty palitao fanafody, tsy afaka vidina any @ farmasia (afarana any am laboratoara mpanamboatra toy ny fanafody rehetra)
3 / aiza no tena misy service oncologie tena azo atokisana ?

Misaotra mialoha ^:^ ^:^ ^:^
répondu par ni81 le 13/11/2008 14:52
2. xxx ( 12/11/2008 16:02)
1 / moa ve fanaovana chimio izany tsy tokony any am hopitaly, satria misy effets secondaires betsaka
tsy voatery hoe any am hopital no hanaovana chimio fa azo atao any an-trano ko !
2/ tsy misy lalanany ve ny famarotana anaty palitao fanafody, tsy afaka vidina any @ farmasia (afarana any am laboratoara mpanamboatra toy ny fanafody rehetra)
ka raha misy ilay fanafody ilaina ao am le dokotera de ao zany no mividy ! zvt efa fahita matetika io we misy ao am le doc dia vidiana avy hatrany io !
zay aloha no mba fantatro.
3. ni81 ( 12/11/2008 16:02)
Toa any @ hopitaly foana no fanaovana chimio fa tsy any an-trano koa!
2/ tsy misy lalanany ve ny famarotana anaty palitao fanafody, tsy afaka vidina any @ farmasia (afarana any am laboratoara mpanamboatra toy ny fanafody rehetra)
[quote]2/ tsy misy lalanany ve ny famarotana anaty palitao fanafody, tsy afaka vidina any @ farmasia (afarana any am laboratoara mpanamboatra toy ny fanafody rehetra)
3 / aiza no tena misy service oncologie tena azo atokisana ?
tokony tsy ho azo atao zany mivarotra fanafody tsy eny @ pharmacie izany koa! 'aty ivelany ve io sa any dago nefa?
Ilay hoe tena atokisana tena sarotra ny hanamarinana azy, fa izay nahavonjy ny havan'ny tena angamba dia azo atao hoe mety :)
4. fahamarinana ( 12/11/2008 16:17)
:arrow: manamafy ny voalazan'ny ni koa aho hoe any amin'ny hopital ny chimio no atao,fa misy koa moa ilay chimio azo soloina comprimés .Arakaraka ny gravité n'ilay aretina ihany moa na vitan'ny comprimés ohanina 5 taona + controles na chimios maromaro ihany koa.Izay aloha no hitako tam cousine-ko aty frantsa io ambarako io ( roa no voa :ny iray chimios ny iray comprimés no nomena ...)
Momba ny fanafody indray aleo any amin'ny pharmacie na dia ho commander-na sady remboursé à 100 raha resaka cancer aloha,mbola aty andafy ihany.
Fa raha any dago na pays hafa no tsy haiko ndray fa na izany aza dia mampalahelo be ilay tranga sady mampamarikoditra tanteraka... :cry: (l)
5. sakaizakely ( 12/11/2008 16:28)
haingana famaly kosa nareo fa misaotra betsaka

any Dago ilay marary, ao Antananarivo

fa mba lasa saina ihany ny tena @ ilay fomba amampanao, sa izany no fahendrena malagasy angamba :lol: :lol: :lol:

toa tsy misy lalana oun fa de manao ze saimpatany fotsiny arakaraky ny saosy azony ny doko, raha toa manko ka tsy nanana millions ilay oul de ho nomeny fanafody tsy de tena efikasy oun

ié, de fanafody comprimés no nomeny, ilay marary anefa mila surveillance raha ny fahitako azy satria diabetika, ary mila fanarahana manokana noho io

efa niresadresaka tamin'oul ihany aho, efa ela mou no tsy tany am nanata intsony ka tsy mahatadidy tsara ny tsolotra isankarazany, de izay no mahatonga ny fanontaniako, fa de toa zany oun no fandehany any @ ntsika any e :°) Any @ tanin'ny be fahendrena any zany

kivikivy ihany aho fa aty @ taninay lazaina fa be gaigy indray no manaraka protocole aradalana tsara ny fitsaboana
eishy a é ry malagasy, io no tena mahakamo ahy rehefa maheno oe hafa ihany ny gasy, zao tokotrany ny santionany

tsy possible koa ny ividianana azy eto fa mila prescription avy @ hoptaly, service cancerologie na spécialité mifanaraka amin'ilay aretina, vao manome ilay fanafody ny farmasia

de miokonokona eto miandry ny ora farany ve sisa

fianakaviako akaiky le marary, zokiko kely fotsiny :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
6. xxx ( 12/11/2008 16:30)
"sakaizakely":
1 / moa ve fanaovana chimio izany tsy tokony any am hopitaly, satria misy effets secondaires betsaka
"ni81":
Toa any @ hopitaly foana no fanaovana chimio fa tsy any an-trano koa!
"fahamarinana":
manamafy ny voalazan'ny ni koa aho hoe any amin'ny hopital ny chimio no atao,
azo atao any an-trano ny chimio (tsy any dago akory io fa en france) je confirme : azo atao any an-trano ny chimio car je connais une personne qui m'etais si chere mandrapahafatiny dia tao an-trano foana no nanaovana ny chimio-ny ! à raison de 3/semaine !
7. ni81 ( 12/11/2008 16:31)
fianakaviako akaiky le marary, zokiko kely fotsiny
mahereza fa izany no fiainana any amin-tsika e! ny risoriso... :(
8. fahamarinana ( 12/11/2008 16:39)
:arrow: 3 chimios par semaine ve ry xxx ? danz koa izany an ! Ny hitako sy fahalalako azy manko misy analyse de sang atao aloha dia quelque jours avy eo vao mankany amin'ny hop manao azy sy mijanona any ora vitsivitsy koa fa tsy vita eo noho eo...cancer de sein ireo lazaiko ireo...
Asa samby manana ny fanaony angaha ny hop fa izay aloha no aty aminay..Na izany na tsy izany,amiko manokana, acte somary saropady ihany io ka tsara kokoa atao any amin'ny hop mba ho ambany mason'ny mpitsabo raha sanatria misy tsy fihetezany loatra.Fa safidy ho an'ny tsi11 manokana moa ka tsy ifanerena fa rehefa en connaissance de cause dia mandray sy mitaty ny voakany eo.
sakaiza : danz be any amintsika any rehfa tsy manana vola na ny hividianana fanafody monja aza maika moa fa resaka cancer izany,resaka millions be dia be milahadahatra vao mety mba ahazo soa kely...+ izay atsipy à gauche à droite...misy anefa ny dr tena manao izay mety koa fa tsy hary ho vitan'olom-bitsy koa e. :? (l)
9. ikaretsaka ( 12/11/2008 16:47)
azo atao an-trano ny kemio ka tsy haiko ny any dago fa ny aty dia izay ... arakarak'ilay faritra voa sy ny hoe efa phases hatraiza ilay izy koa angamba.
fa ny hitako olan'io cancer io koa any @ tanana dia efa gravy foana le izy matetika vao voatily dia avy eo ny doko normale raha mifanilika... izy eo no voa mafy raha milaza fa maha traiter an'io nefa tsy tafa tampoka ko
fa tokony vo hafahafa dia efa tilina io na kyste na nodules na inona
10. sakaizakely ( 12/11/2008 16:53)
ka toa mihinana 1 semaine oun de mijanona 1 semaine sady manao analiz de arakarak'io no hi adapter-na ny dozazy manaraka injay
le oul anefa efa manana aretina mety haha kompliké ny fitsaboana ka tokony, raha ny fahitako azy, oe aleo any am hopitaly no atao ny chimio
fa mety resaka saosy no mahatonga ilay izy atao any antrano

tsy safidy mihitsy ilay doko fa de zay no natoron'ny tany am hopitaly de noheverina fa hahomby, kinanjo...

mety izaho efa zatra ny systeme aty koa de manana ahiahy fa niresaka tam n'oul aho teo de zany oun no fandehany any

ny dokoterako koa mba nakako renseignements de ouz mantsy ah oe mety alanenina fotsiny koa le fanafody fa raha efa misy metastaz zany tsy ho sitrana intsony

kivy de kivy :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

kofa mpiara-manao vakans taminay fahiny, izy no ni couvre anah rehefa mba mande mampiaraka 1er sipa, de naroarovany tery, andana de am zao miverina fa ataoko oe lasa any amn'i ann
de tsy kobon'ny tao antrano mits tam zany
1ers boums, 1ers sotrosotro, 1ers sigara de izy dol no ni couvre anah e :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
11. sakaizakely ( 12/11/2008 16:54)
3 zanaka otranah ko izy
12. fahamarinana ( 12/11/2008 16:56)
:arrow: zay koa no fahitako azy,efa tonga amin'ilay grave be tsy afaka hatao inona,eny na didina aza na atao chimio satria efa gravissime.Mbola mila mianatra mijery dr matetika,manao analyses sns nefa koa ny vola ahompana amin'izany rehetra izany mbola tantara hafa koa,eny na dia tsapa sy fantatra fa izay no tokony hatao. :( (l)
13. ikaretsaka ( 12/11/2008 19:39)
aleo koa esorina any rehefa tsy mbola tratra sy intacts ny organes sasany kle..rehefa fahoany fahoany ihany
14. sakaizakely ( 12/11/2008 20:14)
ka le izy sendra natao opération occlusion intestinale le oul de teo no nahitana fa efa ngozabe le zavatra sady tsy azo nesorina fa misy veine
de tsy azo kitihina raha tsy vita ny chimio
kanefa oun ané ny fanafody any tsy ferana mety ireny hosoka petatoko vita sinoa ireny e,

tsy azoko koa ny farmasia ve kay maninn raha manafatra fanafody de asaina mandoa ny sarany le oul. satria tsy azo vidina tsisy ordonnance le izy ka tsy possible ho vidina aty de alefa :°)
15. ikaretsaka ( 12/11/2008 20:17)
mila mahalala doko any indray izany ko :/
fa zay koa le gasy e.. tsy mijery fa andrasana ngozabe vao mikoropaka..
16. sipagasy ( 12/11/2008 20:58)
sakaizakely:

ka le izy sendra natao opération occlusion intestinale le oul de teo no nahitana fa efa ngozabe le zavatra sady tsy azo nesorina fa misy veine
de tsy azo kitihina raha tsy vita ny chimio
kanefa oun ané ny fanafody any tsy ferana mety ireny hosoka petatoko vita sinoa ireny e,

tsy azoko koa ny farmasia ve kay maninn raha manafatra fanafody de asaina mandoa ny sarany le oul. satria tsy azo vidina tsisy ordonnance le izy ka tsy possible ho vidina aty de alefa :°)



mampalahelo ny zavatra mitranga izany a,,
tena hita tokoa fa efa tena ela i sakaizakely no tsy tany @ tanàna hihihihi adinonao angaha fa 'pays de la liberté' anie ny tanintsika e!!! ny mpivarotra anana aza mivarotra fanafody .......
17. xxx ( 12/11/2008 21:02)
sakaizakely:

tsy azoko koa ny farmasia ve kay maninn raha manafatra fanafody de asaina mandoa ny sarany le oul. satria tsy azo vidina tsisy ordonnance le izy ka tsy possible ho vidina aty de alefa :°)
ny zavatra tsy hainao angamba dia ny vidin'ny fanafody eny am farmasia any dago.

une boite d'ibuprofène 400 , 20 comprimés pelliculés=2,17€

à la pharmacie à Tana la même boite revient à 12€

raha 1€=12.000fmg de mba jereo anie ny vidin'io boite io e ! 144.000fmg


18. ni81 ( 12/11/2008 21:05)

mampalahelo ny zavatra mitranga izany a,,
tena hita tokoa fa efa tena ela i sakaizakely no tsy tany @ tanàna hihihihi adinonao angaha fa 'pays de la liberté' anie ny tanintsika e!!! ny mpivarotra anana aza mivarotra fanafody .......
:(
19. sakaizakely ( 12/11/2008 21:46)
ika> ka hitanao ihany ny gasy e ! sady tsy mba manana welfare de sitrany ahay atao kaly ny vola toy zay anaovana analyz
sady toa tsy nisy signes anonciateurs izy io manko fa dia cancer foudroyant no azo ilazana azy, na aty aminay aza dia mbola misy izany ané e

sipagasy sy ni81>
efa elabe tokou za no tsy tany, mila miverina kely angamba, saingy fré n'oul 5 tsy ho arako ka :cry:
zao na manana fré n'oul iraika aza de aleo atontona any sitrany ahay


xxx> k'hita fa tsy mahay matoa manontany

raha azoko novidina taty io de nataoko fa tsisy moyens ary tampidalana aho matoa mitady hevitra

sady na azo novidina aza, ny sarandalana aloa koa am fandefasana azy dia mahatratra ihany ny vidin'entana eny antoerana

ka raha mahita sosokevitra mety hahasoa de mba meo sopapa fa aza mikredy fotsiny mou eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
20. ratonga ( 12/11/2008 22:54)
mampalelo b toko zany klé, fanga mo ny cancer tsy miantomboka @ taova iray :roll: sa izah no tsy maharaka, ra efa metastase izny alou tsy efa tena gravy b vé!!! mahereza é!
sakaiza> lé fandéanana any dago no ahitako sopapa ho anareo 5 ra ohatra kà :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892