fitsaboana

21. sakaizakely ( 13/11/2008 09:26)
ratonga> ka na taova iray aza no voa, misy tsy azo sitranina intsony, tsy haiko mou fa ny dokoterako nantsoiko de tsy misy fanantenana izy fa tsy azo sitranina oun io cancer iray io :cry: :cry: :cry: :cry:

ka ahoana ary le fika, mba ho entinao am jet privé-nao ve zahay mianakavy ? ;-)
ekena ary, rahoviana miainga :P
22. tywa68 ( 13/11/2008 10:20)
Sakaizakely : mahereza fa mazàna rehefa métastase zany tsy misy fanafany fa ny tsy hijaliany sisa no atao, ny mi-rassurer azy momban'ny zanany... mampalahelo mihitsy ny ao dago @ fitsaboana k ! raha tsy manam-bola d veloma, satria ny prévention tsy misy intsony, efa trop tard vao hita ary tsy misy azo atao :cry:
23. sakaizakely ( 13/11/2008 14:09)
mazàna rehefa métastase zany tsy misy fanafany fa ny tsy hijaliany sisa no atao


tywa

zay mits zao no olana amin'izao fotoana, miandry andry zareo hivoaka avy ao am doko lehiben'ny oncologie mihitsy izao

misy doko fantako koa manko niteny ahy an'io tam maraina teo, ny mahalala rehetra mamangy marary koa miteny fa tena efa faible be le marary ka tsy hahatanty chimio izany intsony fa tokony ny soins paliatifs zany zao no tokony atrehina fa fandaniana hery sy vola fotsiny raha mbola ampanaovana chimio izy, efa fantatra fa tsy ho sitrana :cry: :cry: :cry: :cry:

sarotra be ny nilaza izany tam ny ankohonany nefa tsy maintsy natao ihany
:{ :{ :{

de zao mitebiteby miandry ny valin'ny firesahana am doko lehibe izao



24. ni81 ( 13/11/2008 14:52)
Dia efa amboary ny saina fa izay mahasoa e! Mijaly koa ange ilay marary amin'ny fanaintainana mahazo azy raha toa ka tsy ho sitrana intsony ihany e! :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4197